Ho antsika mpisera !

1. andrywui ( 10/09/2010 13:48)
- Tena aok'izay le mifandrangitra sy mifanala eto rangah fa tsy tazana tsony le dinika a, nefa io no tena atao eto ! manjary tsisy voavaly le dinika tokony ho valiana , nef ireny anie no antondia eto e!

- zah tsy hoe tsy nanao fa mba aleo asiana fetrany amzay fa lasa be wawawawa mifandrangitra eto fotsiny isika de farany lasa ady amzay no hiafarany !!! zah efa leomboanana tamle farany teo saika tsy vita iny ! ...

-- nefa kosa zany tsy midika hoe rehefa hamaly ny dinika ny bandy dia hoe hifanafosafo amlaisany akory a! .... ny petsa miainga ihany fa le mifanala tsisy hidirany no ajanony fa tena tsy izy e !! - mifampisy kankay aty antany lavitra aty fotsiny nefa samy Malagasy !

- ny tavaratra sy ny maizina aza efa tsy hita ze ihinana azy ,koa isika ndray ve no hiady ??

--
novalian'i swann ny 11/10/2010 13:52
2. andrywui ( 10/09/2010 13:52)
-- Tena marina io fa misy ny tsy mahatanty de mifampisy kankay fotsiny de mifampitifitra eo raha vao mifankahita !! nefa anie dia samy malagasy daholo isika aty e !!....

-- zah dia manaiky mihitsy fa nanao ah fa aleo asiana limite ry lerony fa lasa trop a!! misy tsy mahazaka anie e !!....

-- FA KOSA NY VALIN'NY DINIKA MAHAMAY DE TSY MIDIKA HOE MIJANONA AKORY SAO DISO FANDRAY AN ...

3. piozila ( 10/09/2010 14:28)

andrywui:

-- Tena marina io fa misy ny tsy mahatanty de mifampisy kankay fotsiny de mifampitifitra eo raha vao mifankahita !! nefa anie dia samy malagasy daholo isika aty e !!....

-- zah dia manaiky mihitsy fa nanao ah fa aleo asiana limite ry lerony fa lasa trop a!! misy tsy mahazaka anie e !!....

-- FA KOSA NY VALIN'NY DINIKA MAHAMAY DE TSY MIDIKA HOE MIJANONA AKORY SAO DISO FANDRAY AN ...



Aiza re izany ry Andry radomelina e!! Vao manomboka isika izao. Katsaka anaty lapoaly izay tsy mahatanty miala. Tadidio daholo aloha ny vava nataonao tamin'ny 2009. Vao tsy ela fa tamin'ity herinandro ity ianao no nilaza fa izahay dia Babakoto sady mangery ampandriana(jereo atsy ambadika). Tady hivadika palitao angaha i Rangahy? tsy mendrika ny ho malagasy ianao fa mahamenatra
4. andrywui ( 10/09/2010 14:54)
o lty a !... efa milaza amlah anie zah fa zah oa nanao !!! kou mbola inona ihany ?? katsaka anaty lapoaly aoana ary ?? angaha mbola nisy naharesy izao ny TGV ?

-- ny milaza an'izany akory tsy midika hoe : tsy ho petsaiko elah ry piozila a !!!

-- petsaiko foana elah ato amze dinika ahazahoako anlah ato fa le mifanala sy mifandrangitra no ajanony !! azonlah ve sa mbola averina ndray e ?? .....
5. ouioui ( 12/09/2010 20:37)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG] Tsy resaka mifandragitra io bainn na fanapetsaana fa ady tsy mitovy hevitra ka raha misy be doika sy milaza manana ny rariny sy ny marina nefa efa hita izao fa tsy any dia izay no mahapetsa azy any , ka io indray dia mifamadibadika voa elah androany fa mety voa elah radem , dia saùia mandray tsilem fotsiny
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]

Hafa indray adin'y sipan'ny Indrah a, may vava sy mampiady manao adina makoussa ady an-tsena hoy tsika izay , tandremo ihany elah bainn voalangolangon'ny " vorona be manan'elatra" [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/o_stupid.gif[/IMG]
6. cyril ( 14/09/2010 07:51)
marina tokoa alo izany fa lasa misy parti -na olona trois mousquetaire efa ho firy ato ? -
ao zao i Hery , Ikaretsaka , Tess (antoko iray )
ao koa i Andrywui ,pikatti ,zama91 (antoko iray)
ao koa i diloo ,cyril, nanjakely (antoko iray)
ao koa i andriambyll ,swann ,bazylou (antoko iray)

koa inona fa tsy hifandramatra ato foana zany ko inona mou ! ny lehibe sy ny sefo ato zany no efa nanomboka sy nanome ny modely ho atao koa de raikitra zany ny Antoko !

ny mahratsy azy kely fotsiny ho an'ilay antoko voalou io de raha vao resiresy na tsy mahavaly izy de ireto telo eto ambany no ataony mahamay ny IP sy ny PS (izama91 zao vao nofantsihandry zalah antoko voalohany ireo ao antokotany ao !)

- otrizay koa i terrywui sy i feticon sy i general sy i halloween : tonga de rafales na kalaky no namitandry zalah antoko voalohany ireo andry zalah reo ! mampalahelo !!!!!!
7. ouioui ( 16/09/2010 00:20)
Mbola misy hafa koa miharena ,infiny,mpanazava ,
bord2lais

tsy revin-dry antoko voaloha lisitra io racyril a
le antoko maillon faible leisy e, ry rahery sy ika bedoika ,foudre be vatravatra [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
8. ouioui ( 16/09/2010 00:53)
Izao fotsiny no tena fandehana , raha extrème ianao na @ inona io (politika , finoana sns ..) dia zatra tsy mihaino ny hafa intsony fa manao be asesika fotsiny, tsy te hifanakalo hevitra , tsy te ahalala ny culture-n'olon-kafa intsony fa dia ao , ao ny tranony é , lasa tsisy mandeha @ laoniny intsony ny dinika , misavoana tanteraka ny tanjona , efa lazaina foana anefa fa tsy ny handresy lahatra akory no tena tanjona fa ny fomba fijerin'ny tsirairay avy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
9. nanjakely ( 16/09/2010 04:10)
Petsa i tantine dia tsy hita intsony,ory andrywui
an forum anie ity e.aleo hifanapetsa eto,opa sy ny teny ratsy no tsy azo atao.ny tacle sy ny tsidry paingotra tsy maintsy misy ,

I
10. andrywui ( 16/09/2010 09:34)

zay zany ra nanjakely a! ..
11. mirananirina ( 16/09/2010 12:56)
Mifanala sy mifandrangitra tsy maninona fa ny mifosa sy miditra @fiainan'olona no tokony hajanona
12. andrywui ( 16/09/2010 16:03)
.... ary ny tsy mino an'Andriamanitra ?

13. piozila ( 18/09/2010 09:45)

andrywui:

o lty a !... efa milaza amlah anie zah fa zah oa nanao !!! kou mbola inona ihany ?? katsaka anaty lapoaly aoana ary ?? angaha mbola nisy naharesy izao ny TGV ?

-- ny milaza an'izany akory tsy midika hoe : tsy ho petsaiko elah ry piozila a !!!

-- petsaiko foana elah ato amze dinika ahazahoako anlah ato fa le mifanala sy mifandrangitra no ajanony !! azonlah ve sa mbola averina ndray e ?? .....


F'angaha rehefa tady hiongana radomelina de hoe aok'izay?
Vao mainka az hihamafy ny ato fa dia miomana elah! de ny havan'elah aty dago koa ampiomano fa misy toera-malalaka any nosilava. Ho hitako izany tgv izany . efa miderraillé.
14. andrywui ( 19/09/2010 20:50)
piozila ==) ary raha efa mifona ah ve letsy de mbola alefanlah any Nosilava iany vce fianakams le ???? hon hon hon tsary mety zany fa mamela ny helokin'ny namanao e ...hon hon hon hon mifona letsy a !!!!!!.....
15. ouioui ( 20/09/2010 13:06)
Cool ihany ry zalahy a, misy foana anie ny blem e, raiso tsilem fotsiny e, forum ty ka araho mora fotsiny ny fitsipa de lasa zao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/surpris-yeux-crie.gif[/IMG]
16. ngaila ( 22/09/2010 13:55)
ouioui
17. andrywui ( 24/09/2010 09:57)
NALEFA NY ARRANGEMENT TSY METY LISANY NALMEFA NY FIFONANA MBOLA TSARY METY IANY .... DE ALEFASO ZANY RA PIOZILA SY RA"LAINGA" "ngaila" a ... atsy amn fivavahana sy fifonana ny RDV
18. ouioui ( 26/09/2010 01:26)
Olona iray daholo leisy reo a, tsisy nipoitra reo raha tsy taty aorianan'ireny gidragidra facebook , misybtena mbola tsy nahalevona mihitsy tany ho any [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
19. andrywui ( 27/09/2010 08:43)
efa kobo fa fana-petsana fotsiny !...
20. mirananirina ( 27/09/2010 12:29)
hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3041