Ho antsika mpisera !

61. cyril ( 01/10/2010 23:54)
Eaf taoana maro ny faianakamas no teto rafoutre fa tsy toi rivotra sarindokotra no ahapetsa ny fianakams e her her her hon hon hon
62. cyril ( 01/10/2010 23:56)
Petsa ve ny sipan'i toi vao mipapapapa e, hon hon hon, vozongo nahazahoana paps iny efa lasan'ny fianakams fa aza mipapapa e hon hon hon her her her
63. cyril ( 02/10/2010 00:07)
Fianakams papa tsy vao izao no hitan'i toi a, toi no mipapapapa tampoka teo her her her hon hon hon
64. foudre ( 02/10/2010 00:14)
Efa taojna maro lety elah no taty ry zama haiko tsara a!
fa mbola mi galère amin'ny resaka paps a! hahaha
Mi galère amin'ny resaka sipa, mitandy ny tsara fa tsy mety mahita, ka elah kosa kaika
lasa otran'ny doda be rarakivy zany klé, nefa lery miseo ho bogosy sy midedaka mandainga be eraky ny forum hoe izaho nahazaka sipa tany toulouse e! izaho niantoka hotel e! dia ny tena no menatra letsy baina a! mijereva fitaratra oà!
i andrywi indray moa dia gasy vao tonga ! fa mitovy ihany lisany , eto am internet no asan'lisany, miady amin'ny sipa etsy sy eroa, sy ny mizaho zaho eraky ny forum, manao adin'ny tontakelin'i bekiraro klé.
65. cyril ( 02/10/2010 00:17)
Bandy mafibe ve manao resaka tsaho drasipa her her her hon hon hon , ny tena mafy rafoutre dia misehoa hoe iza fa aza mipapapapa a hon hon hon
novalian'i cyril ny 04/10/2010 13:07
66. foudre ( 02/10/2010 00:19)
Mamo ny daina lety klé, misehoa ianao ry mystère be hahahah
taiky ny sariko ndray tsy mande n'aiza n'aiza izany
izaho tsy bogosy fa mbola azo raisina mihoatra an'lisany kosa aloha klé
67. cyril ( 02/10/2010 00:22)
Misehoa fa tena bogosy anie toi e her her her , sady bandy mafibe hon hon hon
68. cyril ( 02/10/2010 00:25)
Her her her bogosy nilaozan'ny vozongo her her her tsy mitira ve rapapa e hon hon hon
69. cyril ( 02/10/2010 00:30)
Sao kosa mba tsara aseho ny mahabogosy an'i rafoutre e hon hon hon , mety miverina indray izany ravozongo her her her
70. cyril ( 02/10/2010 00:34)
Matohotra petsaina zany rafoutre matoa tsy sahy miseho , alefaso ny sarin'i foutre hoe jerena zany bandy mafibe sy bogosy hon hon hon her her her
Tsy ho petsanay toi rapapa a hon hon hon
71. cyril ( 02/10/2010 01:13)
Aiza ny akama mafibe ooo, her her her hon hon hon
72. ouioui ( 02/10/2010 05:29)
Aoka izay racuril a, olona tsy sahy miseho io ve no hidian'elah bainn
73. foudre ( 02/10/2010 07:20)
Tsy misy aoka zany lesy baina fa i lezama n'lisany aza vao nanokatra ny lalao klé, ny lalao hono mbola ho ela ny diavolan-ko lava,
Tsika letsy samy fetsy a! tsy fomba ny bandy koa no misehoseho otran'lisany, izaho bogosy e! izaho entrepreneur e! ny sariko indray aloha tsy hitan'ny lisany izany, aleo hifandona any amin'ny GTT dia any lety mikozy a!
Ary tonga ihany ra ouioui, neveriko fa nidona tamin'ny poto nge lety klé!
ary maninona lety raha tena bandy elah tsy soloina ny sarin'elah mamono lolo be manao lunette noir klé, hoy elah hoe izy no depioté kléaza.
Eto amin'ny forum nedala mizaho zaho be any amin'ny politika kay lery aza mbola tsy lohandohany ao amin'ny GTT azo kléaza, mbola mpanarak'efa manao oui oui fotsiny ka lasa ouioui ny anarany ato klé!
74. foudre ( 02/10/2010 07:23)
ra cyril lety lany bala alina , lany battery klé, niveirmberina lasa diska goaka ve lesy le koziny tssssss naleoko nande nanao tour kely tany amin'ny ville namonjy ny bandy akama.
75. cyril ( 02/10/2010 08:28)
Hay ve loabato bandy mafibe h
hon hon hon
76. foudre ( 02/10/2010 09:29)
Mafibe lety zany bandy izany ka ahoana a!
77. gratos ( 02/10/2010 09:44)
Mba tsy hisian'ny ady sy ny fifamaliana lava sy matetika eto amin'ny serasera dia nianianay nalefa eto ireto PS clonnage ireto :

andrywui = terrywui
andrywui = Annie2OO6
zama91 = ngaila
zama91 = foudre
ouioui = pikatti
diloo = pikatti
bekiraro = pikatti
zigzag = zama91
mamijo = zama91
nanjakely =zama91
swann = andrywui
stalingrad =andrywui
antimpanahy = andrywui
nanjakely = andrywui

andrywui = cyril
zama91 = cyril
ouioui =cyril


Ireto PS telo ireto dia voamarikay fa olona telo samihafa no mampiasa azy ,izy telo ireo no voamarika satria izy telo ihany no manao clonnage PS ato amin'ny serasera.
78. andrywui ( 02/10/2010 10:29)
efa fantatro ry gratos fa merci a !...

TENA MISY NY SAKAIZA MANODY ...
79. zama91 ( 03/10/2010 00:40)
Dia maninona raha tsy kanosa,hamely an la miss ve za dia hiafina ,grave ialahy ty ka a 2h du matin io cyril sy fousdre ,dia hilaza ve ialahy fa rawuix io.
cyril:

Misehoa fa tena bogosy anie toi e her her her , sady bandy mafibe hon hon hon
80. zama91 ( 03/10/2010 00:57)
Efa fantako foana lesy ialahy,za futur entrepreneur est alors,ialahy hay bandy ratsy tarehy sy sampotsampona,sady kanosa.atao daholo izao diversion maro izao,efa grave angaha lety cancert mahazo an ialahy,ialhy wa tsy tian ssendra izany,izao tratra ny tanjony
foudre:

Tsy misy aoka zany lesy baina fa i lezama n'lisany aza vao nanokatra ny lalao klé, ny lalao hono mbola ho ela ny diavolan-ko lava,
Tsika letsy samy fetsy a! tsy fomba ny bandy koa no misehoseho otran'lisany, izaho bogosy e! izaho entrepreneur e! ny sariko indray aloha tsy hitan'ny lisany izany, aleo hifandona any amin'ny GTT dia any lety mikozy a!
Ary tonga ihany ra ouioui, neveriko fa nidona tamin'ny poto nge lety klé!
ary maninona lety raha tena bandy elah tsy soloina ny sarin'elah mamono lolo be manao lunette noir klé, hoy elah hoe izy no depioté kléaza.
Eto amin'ny forum nedala mizaho zaho be any amin'ny politika kay lery aza mbola tsy lohandohany ao amin'ny GTT azo kléaza, mbola mpanarak'efa manao oui oui fotsiny ka lasa ouioui ny anarany ato klé!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.108