Ho antsika mpisera !

21. ouioui ( 27/09/2010 17:39)
Fa misy sipa hafa manararaotra mijapy ao bainn a!! zah mino fa i euh=foudre=masisokely ihany leity no tsy maty voalavo an-kibo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/boxe-paf-25.gif[/IMG]
novalian'i tess ny 29/09/2010 10:00
22. andrywui ( 28/09/2010 09:53)
efa hita sy fantatro i ngaila letsy ra ouioui a! ...antsoiko elah rahalina de ho dinihina ny "momba azy" hon hon hon hon
23. masisokely ( 28/09/2010 15:19)

ouioui:

Fa misy sipa hafa manararaotra mijapy ao bainn a!! zah mino fa i euh=foudre=masisokely ihany leity no tsy maty voalavo an-kibo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/boxe-paf-25.gif[/IMG]

fa inona ihany no tsy aritr'itony olona itony an'i masisokely e.?
dejà i euh tsy i masisokely no tsy i foudre,
tsy misy mahaliana an'i masisokely izay resaka fandanian'andro ataonareo
ato ka aza mifanonona anarana...
raha mba dinika mahafinaritra sy mahaliana moa haninona fa resaka
tsy misy ilàna azy otran'ny olona gaigy miresaka daholo.
rehefa misafotofoto amin'ny tsy fahafantarana ny ps n'ireo mpandray anjara
amin'ny resaka hifanaovanareo dia avelao ny sasany hilamina tsara fa
tsy misy mitovy aminareo eo ka handany andro hon hon hon hin hin hin eo e! pfff
24. masisokely ( 28/09/2010 15:24)

ouioui:

Fa misy sipa hafa manararaotra mijapy ao bainn a!! zah mino fa i euh=foudre=masisokely ihany leity no tsy maty voalavo an-kibo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/boxe-paf-25.gif[/IMG]

ary inona foana no tsy aritr'itony olona itony an'i masisokely e?
IANAO io mihintsy no tsy maty voalavo ankibo aminy eo matoa isaky ny mihetsika ny ananaran'i masisokely foana no voatonona e! oy e! oy e!
dejà i euh tsy izaho velively, i foudre tsy izaho velively
tsy misy mahaliana ahy ny resaka fandaniana andro ataonareo eto ka hajao ny sasany, fa tsy misy mitovy aminareo eo akory, na ny resaka atao aza tsy misy idirana, tsy misy dikany.
Raha mba dinika mahafinaritra sy mahalina indray moa haninona???
rehefa misafotofoto te hahafantra ny ps misary adala aminareo ianao dia tazomy ho anao irery fa tsy ny olona mipetraka tsara any no hilàna vaniny eto isa'nadro....

25. masisokely ( 28/09/2010 15:30)
ouioui:

Fa misy sipa hafa manararaotra mijapy ao bainn a!! zah mino fa i euh=foudre=masisokely ihany leity no tsy maty voalavo an-kibo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/boxe-paf-25.gif[/IMG]

Fa inona ihany no tsy aritr'itony olona itony an'i masisokely e?
dejà i euh tsy i masisokely , tsy i foudre nao izany...
REHEFA misafotofoto amin'ny tsy fahafantarana hoe iza no iza dia aza mifanonona anarana fa tsy misy mitovy aminareo eto akory ka hande hisary gaigy am dinika tsy misy dikany sy tsy idirana loatra.
RAHA mba mahaliana sy mahafinaritra ndray ilay dinika moa haninona...
ianao io indrindra no tsy maty voalavo an-kibo any isaky ny mihetsika i masisokely e! oy e! oy e!
tsy mitovy aminareo mihintsy i masisokely akory ka hande handany andro am zavatra tsy misy dikany...
tohizo ny hagegenareo tsy olana fa tsy izaky izay mifanindrona eo ianareo dia ny hafa no tsindromina, tsy i miranirina koa aho akory ka efa atao an'izao mbola hande hisary zoro hanaraka anreo etsy sy eroa ato amin'ny forum.
26. masisokely ( 28/09/2010 15:31)

27. zama91 ( 28/09/2010 16:59)
YTsy efa kotsa mihitsy ve lesy izy izay ry andrywui,ataovy tsara ny mission lahy an.fa mirananirina ve tr hiditra membre ny fianakams e,aty aimiko no mandoha contisation ,i foudre ry belle ry ngaila ry fafane efa nametraka demande fa mbola ho dinihanay
sy ouioui

28. ngaila ( 28/09/2010 17:49)
lol lol refa tsy mahay ry wiwi de aza be vava a!tonotonono eo daholo fa tsy olana,lazaina fa bodha ry ngaila...hon hon hon vizana nareo,tsy alala ahy na ovina na ovina hon hon hon de we le wi wi no afantarana ana hon hon hon enjeo zay azo enjehina refa mitohana wa aza miteniteny fona bainn an!Andrywi njay ny tenanay eto fa miteny we bainn sy hon hon hon lol ,de elah ko,de kah hon hon hon
29. andrywui ( 28/09/2010 19:46)
miomana toi ry ngaila fa tsy matory toi herinandro niany !!...
30. ngaila ( 29/09/2010 05:15)
tsisy ataorako an elà eto bainn a!f'elà no iza??hon hon,tsy mataty nefa manao sipa!!bandy otra ana letsy asina ra tena bandy elà bainn a,fa lelà miady @ sipa ve ??motraka b
Ary nareo sipa reo aza mis mataotra an'lety,avy de torio any ra be vinany.
31. andrywui ( 29/09/2010 09:35)
NGAILA ++) Mipetraha tsara ENAO ramatoa a ! ...Tsy mbola vavikely atao bizou otranao zao no anapetsa anay eto !!... enao dia fantatro tsara otran'ny paosiko !

- tsy i Tess mihitsy io ra-ouioui a !..aza mieritreritra an'i Tess zany mitsy elàh ..!
fa dévoilé ko amlah amzay io de ho karakaraina izy !... tsy haiko na aiza na aiza no mety hikarakaran-tsika azy fa mila famaizana mafimafy kokoa zany izy e !
32. tess ( 29/09/2010 10:00)
andrywui:

Sady inona foana no hieritreretana hoe tess e?
NY AHY aza tratrako fotsiny otran'i lay tsy vanona nanao annonce nampiasa ny sariko fa zay rediredinareo eto tsy mahaliana ahy na ny kely aza....
MISY ZAVATRA TSARA SY MAHALIANA AZOKO HANDANIANA FOTOANA NOHO NY FANDRAISANA ANJARA AMIN'NY DINIKA HIFANAOVANAREO ETSY SY EROA ETO AM FORUM E!
33. tess ( 29/09/2010 10:00)

[/quote]
---------------------------------------------------------------------------------------------------------------
Sady inona foana no hieritreretana hoe tess e?
NY AHY aza tratrako fotsiny otran'i lay tsy vanona nanao annonce nampiasa ny sariko fa zay rediredinareo eto tsy mahaliana ahy na ny kely aza....
MISY ZAVATRA TSARA SY MAHALIANA AZOKO HANDANIANA FOTOANA NOHO NY FANDRAISANA ANJARA AMIN'NY DINIKA HIFANAOVANAREO ETSY SY EROA ETO AM FORUM E!
34. zama91 ( 29/09/2010 14:02)
Tena enjana izy izany ry ouioui,dia ho dis
o daholo ve lesy ny pronostic,antsoy
lesy paul le poulpe hamoaka ny ip ny ngaila,fafane,fou
dre,belle

35. ouioui ( 29/09/2010 14:09)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Ary tonga fofona ndray ary leisy le mpanao pronostic facebook
36. andrywui ( 29/09/2010 16:59)
hon hon hon ... !

ny azo antoka alou letsy ry zalah hatramin'izao de "petsa" isika a !!... mahamay be !!
37. fafane ( 29/09/2010 20:53)
Aza liana ny hahafantatra hoe izana iza fa miresaha tsara fotsiny e, ok ve e?
38. ouioui ( 30/09/2010 01:01)
Tsy mahaliana an'i miss hono leisssy le kôzy a, ny azy mantsy reny kivetaveta reny foana no tena reviny , hoatran'ireny sarinantibavy be mijery porno ] ordi reny ve no mba hifalaiany ao @ zany facebook-ny any tssssss [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
Mihidy karetsaka seule ao mantsy ramatoa izao , elah nodakany fa mpitsikilo hono, de hifompona aminy eo ndray ve elah bainn,[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
39. tess ( 30/09/2010 06:05)
aza mila vaniny ry ingahy tsy matotra ah!
tsy mampiova nin nin ny fanenjehana sy ny fanasoketàna olona etsy sy eroa
ny enjika tsy mahafaty, akory, ny zavatra mahafinaritra sy mahaliana anareo tazomy ho anareo mianakavy...
NOHO i andrywui namanareo no nanakanako azy tsy ho namana raha tiana hazava
jiolahy sy mpisoloky be eraky ny site ity ve tsy hanao andry maso ny fokonolona
ary ity ingahy ity mitsy no tena tsy maty voalavo ankibo amiko fa mody
manao resaka mampalahelo oe izy no tena voadona tssss
40. cyril ( 30/09/2010 09:39)
zao fotsiny izy ry zalah a !....

isika tsy miteny ratsy ! isika tsy mandefandefa sarin'oul ho petsaina , isika tsy miady fa mamoaka ny zava-misy iainana andavan'andro ,isika tsy migafigafy serasera na manopa olona donc afaka manao ze danin'ny kibotsika isika amze petsa tiantsika atao refa tsisy an'ireo fopla be reo ambany reo !.. ze tsy te hikozy eto afaka miainga tany izy !..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6456