Ho antsika mpisera !

41. andrywui ( 01/10/2010 08:19)
o ry foutre (foudre) a ... misy hafatra kely sady avertissement kely ho an'i toi ity !! ...

--- voalohany aloha : de miarahaba an'i foutre fa toa reko hoe hiverina ny vadin'i toi lasan'ny vozongo tam 2009 teo !! arahaba ririnina zany de maroroa taiza ary rahefa niteraka tany izy de "baba sy nenin'ny vitan'olo anao zany !"

--- faharoa : Aza eto toi no miseho milay sy be zesta eto fa amleo avoaka ny tena marina : AVERENO LAY 100EURO n'i ra -diloo nindramin'i toi ony !! - raha tsy mahatoky de azo atsoina eto lery !! ze 100Euro ve de tsy voaefan'i toi ?? - ary io no maha tonga fofona an'i toi eto tsy te hanefa ny zavatr'olona !!.....

--- fahatelo : raha tsy mandeha tsara ny varotra silipy sy soutien ataon'i toi dia miovà asa ndray fa aza misoloky volan'olona intsony !


bye
42. foudre ( 01/10/2010 11:41)
kayyyy lety é! nisy an'izany ve ry zalah???
ka tsy natao ny fitoraina tany amin'ny polisy ho haingana ny fanonerana azy klé
NY asako lety mande tsara a! fa ialahy io no mbola mitady asa, raha tsy diso aho, info tany am akamn'elah ihany izany, mbola mipetraka ao antranon'olona elah , ok letsy baina a!
43. cyril ( 01/10/2010 12:56)
Kay klé maty aho foutre !!! her her her hay nedala ty sarindokotra hon hon hon
Petsa tsara toi zay , hay ve foutre bandy tsisy paps e her her her le vozongo koa lasan'olona , maty aho foutre !!
44. cyril ( 01/10/2010 12:57)
Ny fianakams ry foutre tsy mila mitaraiana ra-pasy a, polisy a, zany ve mba bandy ry sarindokotra a!! hon hon hon
45. andrywui ( 01/10/2010 13:15)
salut cyril ! ....

ka ny sipan'ilery anie ono lasan'ny vozongo no mampidelira be an'i lefoutre otran'io ra cyril e !! tsara iantsoana an'i ouioui ihany lety hanafay mafy azy amin'ny insuline fa mety diabeta tsy vaky no mahatonga an'io de miakatra any am ati-dohany !!

-- avereno alou ny 100euro ndra diloo vao be wawawa eto elah !!
olona babakoto otranlah ve hitsoatsoaka amze 100euro ?? sa omeko elah raha mitsoa-dava otran'io !!

-- fa hono oa letsy ra foutre : mande ve ny varotra silipo sy soutien nataonalh teo ho eo reny ?? her her hin hin hon hon
46. andrywui ( 01/10/2010 13:28)
hin hin hin .... tsy niaro ny viavy serasera tsony angah le mpisoloky 100euro lahy ty fa lasa niaro tena ndray !! her her her mahamay elah niany !!

- raha mitady elah de ahita ny fianakams nay eto fa manaova ihany !! zao lasa miaro tena sisa!! mbola ahamay noho io elah raha tonga eo ny akamako rehetra ( zama91 , nanjakely ,ouioui ...) fa dieny zao de mandosira lavitra eto hon hon hon hon - fa nandeha ve aloha ny varotra silipy sy soutien ry akama foudre fa toa nirediredin'ny tsy fisiambola toi zany a ! hon hon h
47. ngaila ( 01/10/2010 13:56)
Tanjemo ry reto fa zalah reto tsy menatra ny mamorona sy manendrikendrika oul eto,100€ wa 100€..,lery na 1€ aza tsy anany fa mbola mitaiza zanaky tgv ve klé,garde d enfant de karamaina vola gasy de be konetaka be!!tsy miala serasera mitsy bainnn lele hon hon hon her her ,eto no iainany ka inona vola ananany..hon hon elà wa mba mietsiketse fa tsy tin ny sipa na ramama na ranenikely na sipakely,ratsy lotsa wa klé.
48. andrywui ( 01/10/2010 14:00)
nenah lets ny phon efa avo lenta b iPhon4 sy Player stylei ka ts mila PC zany tsony ry ngaila a !... tsy mipass amiko ze IP , IP zany fa Phon iany ny an'y bandy de afaka manoratra hatraiza hatraiza ,n'aiza n'aiza hon hon hon
49. andrywui ( 01/10/2010 14:06)
elah anie efa koboko tatsy ambany tatsy e ! ny resak'elah ihany no namosaka ny anaranlah !! ... ny secret ifanaovana mihitsy no noteneninlah tao !.. tsisy mpahalala zany raha tsy olona telo !!!!!
50. foudre ( 01/10/2010 15:18)
ô lety ra andrywui a! ny tiko hitongavana anie lety, fantako tsara elah io, fa mbola mipetraka ao amin'ry pasitera R........ elah tsy hendry amin'izao tsy ho hendry intsony klé
efa eo ampelatanan'ny pasitera ny fiaina'elah iray manotolo, hitako no frustré lety hay mbola voageja klé
ny paps manana ny bandy, ary manana ny asany aradalàna, manana sipa milay fiancée futur femme hahahaha
i elah no mbola gasy vao tonga miketrika sipa manana paps anefa efa manambady klé
i zama91 moa dia tsy nanana safidy fa nisarangotra tamin'i kalangita vao tafajanona klé.
Tsy ratsy aloha izany fa rehefa mifanapetsa dia samy petsy letsy a!
51. cyril ( 01/10/2010 18:13)
avereno ny 100euro n'i DILOO ry sakaiza manody raha lehilahy elah fa aza mivouvou otran'ny chien de salon bangaridana eto a !... kàkà kiloty !! ... hon hon hon

refa avy mivouvou le sakaiza manody malhonnette de ndana mivarotra silipy sy soutien fa aza be wawawawawouwouwouw eto elah e
52. foudre ( 01/10/2010 19:51)
Tsy ampy dozy lety fa week end ny andro manque 100euro ny paosiny klé, manjary mi delire, omeko gratos letsy raha mba hendry elah ry zama a!
53. cyril ( 01/10/2010 23:10)
Petsa mafy ialahy izay rafoytre hon hon hon, tsisy mahahory anay ry foutre a, raha mila fanampiana aza toi omenay
Misehoa @ izay fa aza matahotra rangahy raha tena mafibe a her her her
54. foudre ( 01/10/2010 23:24)
elahy vety ra andrywui mbola milafika any aman'olona no sahy hilaza an'izany, amin'izay indray pasitera no ipetrahn'elah dia izao no fitondran-tenan'elah, feno an'elah ny forum ary fitondrantena jiolhamboto à gauche )à droite, toy izany koa ireo fianakams n'elah
i ra bourbonezy anakiroa ireny, ny iray moa hoatra ny tsy nahita hanina tary amin'ny 26juin
mirangorango be klé! anefa ny tendany sy ny sokany efa mitambatra, boribory oà tapatsinay be lety zà ato klé
55. cyril ( 01/10/2010 23:27)
Zany ve no atao hoe bandy , mpiaro sipa hon hon hon , manao resabavy hon hon hon , hay resak'olona mamo toaka her her her
56. foudre ( 01/10/2010 23:34)
IZANY LETY no hatao hoe bandy galant aminy raha tsy hain'elah a! aminay lety ny vehivavy fanaja a! toy ny reny izy ireny hajaina , fa ny bandy tsy misy lohany sy ny bandy jiolahimboto no manao otran'lisany.
57. cyril ( 01/10/2010 23:37)
Bandy sarindokotra no miafina rafoutre a hon hon hon , aza manao tanti-reraka ry papa a, ny vozongon'i toi averina raha te ahazo paps toi her her her
58. foudre ( 01/10/2010 23:49)
Sur letsy baina dia soava mandry elah a! andeha hiodina kely any am ville ny bandy klé!
Elah aza mbola namitaka an'i kala mainty kely milaza fa amoureux taminy, hay ny hahazoan'elah nijanona fotsiny no niarahan'elah taminy ry zama, dia mbola ny sipa ndray no mamelona an'elah, bandy tsy misy hazondamosina elah , dia ahoana oà iny sipa be orona be inyletsy ???? hon hon hon
I gasy vao tonga moa mi papapapa mitsy mitady fika ny vady anefa tsy azo arina, mety possible ihany arian' nedala iny fa lozany mikoty sipa mafy eraky ny tanàna klé.
59. cyril ( 01/10/2010 23:52)
Fanina be toi rafoutre a, hon hon hon , mikandra alina marina rasarindokotra moa o hon hon hon
Vadin'i toi vozongo iny efa voapetsan'ny bandy fa korazy foana rapapa a
60. foudre ( 01/10/2010 23:52)
Marina ihany aloha ny an'ny lisany , rehefa may ny hendim_boanjo izany afaka Hatao daholy ity n'importe quoi rehetra ity.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.35