Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i swann, milahatra araka ny daty
swann ( 15/07/2010 09:26)
defile teto France antsary ! tena raitra ! nanao koa ireo miaramila Malagasy !..
[img]http://t3.gstatic.com/images?q=tbn:n-RvCLvTomboWM:http://www.vurpillot-jenna.fr/blog/wp-content/uploads/2009/07/defile14juillet2006.jpg[/img][img]http://eur.news1.yimg.com/eur.yimg.com/xp/afpji/2... tohiny
novalian'i andrywui ny 17/07/2010 17:29
swann ( 28/06/2010 12:46)
ATODY MIADY AMAM-BATO HIANAREO EE.....
TSY NY VAVA BE AKORY NO ALEFA ETO FA NY HEVITRA SY NY POLITIKA !! KA REHEFA HITA HOE SAROTRA RESENA NY TOMPOM-PAHEFANA DIA MITSAHARA AMIN'IZAY NA MIDIRA TGV DAHOLO HIANAREO FA RAISINAY ANTANAN-DROA,... tohiny
novalian'i Fall ny 30/06/2010 17:54
swann ( 21/06/2010 09:49)
NA DIA HO VONINAHITRY NY FIRENENAO AMIN'IZAO TONTOLO IZAO FOTSINY AZA VE .......
Aza miditra amin'ny resaky ny efa naloan'ny firenena hianareo ry vahoaka Mlagasy na eto antanindrazana na ny any ampita fa tena "fahavalompirenena tokoa " ireo izay milaza aminareo fa tokony hiepoka ... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/06/2010 13:54
swann ( 25/03/2010 17:32)
Ovay SERASERA.TGV amzay ny anaran'ty serasera ty ry admin a.
Efa hita be mantsy fa ho handihizan'ny TGV amzay ty serasera.org manomboka izao ...!! satria tafa daholo ny tetika rehetra nampihariny hatramin'izao ..! misy firenendehibe hanohana isika ...! --Ts... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/03/2010 22:03
swann ( 23/12/2009 13:15)
kidoro mpivadibelirano ty ny anlah hin hin hon hon h
http://www.dailymotion.com/video/x18j0t_lalahdamon-kidoro-pamba_fun refa vizana mandihy elah de misotroa toaka de manamaina ,avy eo mamonoa tena fa raha mbola mivadi-kondana matetika elah de hivadi... tohiny
swann ( 24/11/2009 14:50)
OMENA ANAREO ARY IRETO MINISTERA IRETO DE MIFALIA
IRETO ALOHA NO TSY OMENA : [u]Ministeran'ny vola[/u] :Satria ho ataondravalo BAROFO fanindroany eo ve ny TRESOR, tsy mety. [u]Ministeran'ny Fampianarana:[/u]Satria ho tetehan'i dada fetsilahy io h... tohiny
novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:00
swann ( 17/11/2009 08:17)
misy mahazo an'ity resak'i Diloo ity ve isika pokna serasera
6. Mpandefa :diloo [ Valio ] 16-11-2009 15:53:33 Lohateny : Re : FENO LOTO SY SIMBA NY TANAN'ANGILETERA nandeha tany isotry tany injay angà i monjaroindefo nanàla ny fako nataondry saondramar... tohiny
novalian'i xxx ny 17/11/2009 12:10
swann ( 12/11/2009 15:00)
Miseho mahay sy manana qualité nefa ts "tafa" foana! vendran
Fa iza no tena sans qualité eto e? Miseho ho manabatibaty ny TGV ato mitsy mantsy ry TIM vendrana isany nefa ny bainga voavadika ihany no mikaonty : --Ny Fitondrana teo ampelatanany aza navotsony(... tohiny
novalian'i xxx ny 12/11/2009 15:46
swann ( 09/11/2009 12:24)
Mihatra ny fahoriana e! mampalaelo ny TIM serasera !
akory atao e! co- aloha zany no mba ihoriranana eo fa ny prezika mbola sarotra takarina e! -co- daholo ! co-PM , co-Prezidaka , co-Ministre co-co......! :-D :-D :-D angah zany co-co- zany mahatapa... tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2009 15:38
swann ( 07/11/2009 10:25)
TGV FOREVER ! tsisy zavatra tsara mitsy tao amin'ny TIM tao
Leo TIM ndray zahay e! herinandro mahery kely fotsiny no tao de leo tanteraka ady vola sy fifanenjehana ny fianakam's !!tsisy programme matotra fa taingina daholo ! ary izay ko angamb no mampitsefotra... tohiny
novalian'i terrywui ny 07/11/2009 11:17
swann ( 30/10/2009 13:48)
miha matanjaka i MAGRO faritany rehetra izao !
hita fa ny any amin faritany mihitsy izao no efa miha matanjaka be ny magro (na ny aradalana) efa tsar fanomanana isika TIM :lol: amin'ny fidiran'i dada malala eto M/car ! hon hon hon!... tohiny
novalian'i swann ny 31/10/2009 09:41
swann ( 29/10/2009 12:25)
Listesn''ny oul niova TIM ato am serasera hat@'izao ora zao
----terrywui dit andrywui ----swann ----stalingrad ----batista ----ra8enforce ----HERY2 ----halloween(mbola tsy tena tapa-kevitra tsara satria misy 3jumeau aminy ato) ----general (na de efa ... tohiny
novalian'i terrywui ny 30/10/2009 11:36
swann ( 26/10/2009 12:44)
Tandremo ry vahoaka Malagasy,mitandrema fa zavadoza !
Hisy dahalo hiakatra hono ny tanàna ato ho ato ! mpandroba Banky izy io ary efa namoahan'ny Tribonaly Didy sady mbola tsy foana sy mbola manankery ! ----ka izay mahazo vaovao momba io dahalo nandroba... tohiny
novalian'i swann ny 26/10/2009 15:57
swann ( 23/10/2009 18:19)
aiza i Noue sy Oay ? misy ifandraisany ve ry zareo ?
Asa na tsaroanareo le resaka oe mpametaka afisy ! le kozy nanalan'i Oay an'i Noue ka nahatezitra be matetika an'i Noue teto ! izao de samy tsy misy hita izy roa! ? sao de nifanambady ary ? nanori toka... tohiny
novalian'i swann ny 26/10/2009 16:06
swann ( 14/10/2009 10:33)
vahao ny gadran' i Noue piliern'ny TIM tato Hery a ?
Nampalahelo kely ny fiafaran'i Noue ilay tovovavy mba nafana fo kely tato sady fanalako andro tato fa angamba nosomparan'i Hery kou ny PS ny !! ---antsoy letsy ah Noue raha azonlah ty mesazy ty fa mal... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:23
swann ( 12/10/2009 10:16)
faha10 taona serasera! an'ny TIM iny de nipirina kely zahay
Tena nanatrika tao mihitsy ah ry sipagaigy a ! enao no tsy nahita ahy ! ary raha niantso ny "namana"ianao de nanantona soamantsara teny ny tenanay saingy .......fetin'ny TIM iny fa tsy an'ny TGV ka ts... tohiny
swann ( 03/10/2009 15:28)
-** DIA MIARAHABA NY SERASERA.ORG TRATRY NY FAHA10 TAONA -**
DIA SAMY HO TRATRY NY FOLO TAONA VAOVAO DAHOLO ISIKA NA TIM GTT NA TGV HAT E ! --NY HIRARIANA MOA DIA NY HITOHIZAN'NY ASAN'NY FANJAKANA VAOVAO NA DIA BE MPISOMPATRA AZA E --DIA HIRARIANA KOA NY TS... tohiny
novalian'i terrywui ny 05/10/2009 15:00
swann ( 30/09/2009 15:59)
Tsy hita elaela ny tenanay fa mbola nanotrona ny Prezida !
Zao ndray vao hita eto izahay fa mbola nanotrona ny Prezidantsika teto Paris zahay e! tonga eto mantsy izy sy MR Hasina Andriamanjato de mba naneho fankaherezana kely tany izahay!!,,,, sady nampanante... tohiny
novalian'i xxx ny 30/09/2009 17:19
swann ( 26/09/2009 12:25)
Ho votsidroa ireto 3mvs vendran be reto fa tsy misaina loatr
Misy an'io fihantsiana miaramila sy fanakorotanana nataon'ny 3mvs sy ny TIM eo Mahamasina io izao de handray fe-petra amin'ny tsy azo hivorivoriana intsony ny Fanjakana ato ho ato !! de inona no valin... tohiny
novalian'i diloo ny 27/09/2009 23:23
swann ( 18/09/2009 08:47)
Tsy naminany tsony ngah ry fa niteniteny foana ndray !!!
de niteniteny foana ndray hono i Hery rah io resaky Ra-terry io e --tsy naminany toy ny fanaony tsony zany takaka fa io teniteny foan io ndray zan no ataony fanao ! --raha ampatsiahivina kely... tohiny
novalian'i terrywui ny 18/09/2009 14:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0257