TGV FOREVER ! tsisy zavatra tsara mitsy tao amin'ny TIM tao

1. swann ( 07/11/2009 10:25)
Leo TIM ndray zahay e! herinandro mahery kely fotsiny no tao de leo tanteraka ady vola sy fifanenjehana ny fianakam's !!tsisy programme matotra fa taingina daholo ! ary izay ko angamb no mampitsefotra lava ny zavatr ataon'n TIM sy ny forongony ireo !



TGV FOREVER !
novalian'i terrywui ny 07/11/2009 11:17
2. HERY2 ( 07/11/2009 10:41)
De zay zany no tapaka fa de lasa zany ny zahay r'izalah fa eo nareo a! zahay aza admin miova TGV daholo ko nareo voambotavo ndray ve no hidongy ijanona TIM ao e,



TGV FOREVER
3. kidoropamba ( 07/11/2009 10:57)
"Satisfait" hono levalo satria "mety" voaharo ireo "bizna" an'azy. Io ange ilay efa nolazaiko hoe "karatra" iray ihany no tena mahamay an-dravalo é. Iny stratéjia BSMM iny dia vono lolo "zesta lafarine" fotsiny, ka mora manjavona.

Ireo dadaniste miandry ao @ Magro ny "bagage à main" an'i Manandafy izao no voa-double sahala @ akoho vavy: Voakaikitra an-doha no sady voatomboka ambany. hin hin hin

Nofahanan-dra8 lalitra foana hoa nareo io fa tsy naharaka ilay "politika avo lenta" kanefa EFA BETSAKA IZAY SOSO-KEVITRA AVO LENTA NAROSOKO TETO IZAY mba TSY HINOANAREO FOTSINY IHANY fa tena i Balita mihitsy no tsy nambinina é.
4. terrywui ( 07/11/2009 11:16)
Ireo dadaniste miandry ao @ Magro ny "bagage à main" an'i Manandafy izao no voa-double sahala @ akoho vavy: Voakaikitra an-doha no sady voatomboka ambany



hin hin; hin hi hon hon hon her her her her !!!
5. terrywui ( 07/11/2009 11:17)
Ireo dadaniste miandry ao @ Magro ny "bagage à main" an'i Manandafy izao no voa-double sahala @ akoho vavy: Voakaikitra an-doha no sady voatomboka ambany



hin hin; hin hi hon hon hon her her her her !!!
6. terrywui ( 07/11/2009 11:17)
Ireo dadaniste miandry ao @ Magro ny "bagage à main" an'i Manandafy izao no voa-double sahala @ akoho vavy: Voakaikitra an-doha no sady voatomboka ambany



hin hin; hin hi hon hon hon her her her her !!!
7. terrywui ( 07/11/2009 11:17)
Ireo dadaniste miandry ao @ Magro ny "bagage à main" an'i Manandafy izao no voa-double sahala @ akoho vavy: Voakaikitra an-doha no sady voatomboka ambany



hin hin; hin hi hon hon hon her her her her !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1263