defile teto France antsary ! tena raitra ! nanao koa ireo miaramila Malagasy !..

1. swann ( 15/07/2010 09:26)
répondu par andrywui le 17/07/2010 17:29
2. pikatti ( 15/07/2010 12:10)
Izao ve leisy mba sary hitan'elah klé, tsisy sary rasily Gasy akory nefa aty amiko aty vrakny be, ni-cross kely niaraka tamin-dry lerony aho , fa tena tsy maharaka leity ny rasily gasy a, tena hita mihitsy hoe bandy tsy nandray karama efa dimy volana angamba , tsy hay tsy hay intsony fa hoe novokisana haingana be hono ry lerony ny faramparany teo ,, kiii ,, ,, koa raha tsy gana hamidy eny an-tsena leitsy[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]

Une petite reconnaissance historique de la France envers Mada ne sera pas de trop !!Izay no tena izy !!

Slt rabilly,
Tena mbola resaka fanesoana io bainn a, raha tena manaja an'ialahy ry lerony dia ny afera wagon Moramanga ireny avoaka efa tampitra oviana leity izany ny hoe 50ans ny secret miaramila nefa tsy mety avoaka-dry lerony foana fa hoe tsy mbola matotra hono ny Malagasy
3. pikatti ( 15/07/2010 12:51)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
De ahoana leisy ny dadan'elah ao rawix sao de mba hanao Paris by night, entintsika eny pigalle lery sa efa maty ozatra
Tsy hain'elah marina le tantara, raha tena tgv elah de nampiditra an'io resaka io , hita be elah fa fopla [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
4. rijadolly ( 15/07/2010 17:48)
Fa nahoana no nanda ny tsy handefa ny miaramila tany ny Cote ivoire?

http://www.armees.com/Defile-du-14-juillet-Comme-un-relent-de-Francafrique,33619.html
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0758