Tsy naminany tsony ngah ry fa niteniteny foana ndray !!!
1. swann
(
18/09/2009 08:47)
de niteniteny foana ndray hono i Hery rah io resaky Ra-terry io e
--tsy naminany toy ny fanaony tsony zany takaka fa io teniteny foan io ndray zan no ataony fanao !
--raha ampatsiahivina kely l faminaniany d oe 3ho rava amin'ny 26juin na 7 juin na ...""tsy haiko tsony io HAT fa tapaho ny ahy raha tsy rava , zay no kozinlery sady oe tsy handray karama tsony ireo mpiasa n'ny HAT ireo de hirotaka de irava oazy ny HAT !! aiza anefa zany zao ???
--de ny faharoa zany de io teniteny foana hoe ""faly be aho fa potika i M/car !! ""
ha ha ha ha !! hon hon hon !her her her !! hoy Batista zay !!!

novalian'i terrywui ny 18/09/2009 14:36
2. swann
(
18/09/2009 08:48)
saingy indrisy mantsy fa efa lasanko razana ra-batista fa nopehan'i Hery tao kou !!!
3. halloween
(
18/09/2009 09:07)
nagah io mirara anzany e ! asa innn ndray no ketrehiny eo fa tadiaviny hiova gtt forcé daolo ndray ny TGV ato amin serasera zao
5. xxx
(
18/09/2009 13:57)
tsy hitako mahintsiny izay antony mbola hamalian'i Mirananirina ny dinika tsy misy dikany, fanenjehina lava an'olona ataon'ity bandy marary saina ity
6. terrywui
(
18/09/2009 14:36)
refa mitenten foan ra-xxx de tsy maints faizina a!! zao izy tsy manao tson fa mipirina tsara amzay !! ataovy koua manaraka !! fa ze soratanao eo de responsable-nze fiatraikany eo enao na de petsa be aza !! azafady oooo !!!! hon hon hon