Miseho mahay sy manana qualité nefa ts "tafa" foana! vendran
1. swann
(
12/11/2009 15:00)
Fa iza no tena sans qualité eto e? Miseho ho manabatibaty ny TGV ato mitsy mantsy ry TIM vendrana isany nefa ny bainga voavadika ihany no mikaonty :
--Ny Fitondrana teo ampelatanany aza navotsony(nariany)
--Tsy tafitany akory ny dadany mba hiditra eto M/car
--Ny decision an'ny tribunal mbola mamely 10ans azy
--Tsy afaka na tsy nanana hevitra akory mba nahazahoana ny toeran'ny co-president aza farafaharatsiny fa voahidy any swazi any hoy kidoro zay
ssssshh ! de asa ra olona raha ny NAHAZO ny fanjakanareo no tena vendrana na nareo TIM , fa zahay aloha izao de miravo sy mifaly fa mbola anay ny tanana ! nareo mitomany !
------NY HAVENDRANANAREO TIM NO NAHAZAHOANAY NY FANJKANA TEO AMPELATANANAREO
------ARY MBOLA NY HAVENDRANANAREO KOA NO TSY AHAZAHOANAREO AZY HATRAMIZAO

répondu par xxx le 12/11/2009 15:46
2. xxx
(
12/11/2009 15:09)
mindrana fotsiny lisany fa hiverina @ tompony ihany @ juin 2010 é! 1ér tour d vita, fa betsaka @ lisany no hisitri-belona @ zay fotoana zay!
Raha tena an'elisany ny tanàna tsy tokony nisy TIM @ io tetezamita io fa matoa mbola ao ny TIM tsy mahavita azy lisany fa efa fantatra fa sans qualité!

3. terrywui
(
12/11/2009 15:17)
------NY HAVENDRANANAREO TIM NO NAHAZAHOANAY NY FANJKANA TEO AMPELATANANAREOhin hin hin hin hon hon hon marina dia marina tokoa! ekany , ekany hozizy ....!!! hin hin hin
------ARY MBOLA NY HAVENDRANANAREO KOA NO TSY AHAZAHOANAREO AZY HATRAMIZAO
4. xxx
(
12/11/2009 15:46)
tsy any lisany wa ny tanana, vendrana ve ny TIM nefa lisany manaiky azy hitondra hin hin hin hon hon hon ha ha ha