vahao ny gadran' i Noue piliern'ny TIM tato Hery a ?
1. swann
(
14/10/2009 10:33)
Nampalahelo kely ny fiafaran'i Noue ilay tovovavy mba nafana fo kely tato sady fanalako andro tato fa angamba nosomparan'i Hery kou ny PS ny !! ---antsoy letsy ah Noue raha azonlah ty mesazy ty fa malaelo anlah ah a!! asa na efa mivadik'ondana kou hery na ahoana tsy mahalala oe TIM namany iany io kendainy io ! efa fanina mihitsy nareo amle tsy mahazo fanjakana mihitsy angamba na defa miady mafy aza de manaoanao foana ! vahao tao ny gadran'i Noue ra nareo no namatotra azy fa tsy andrywui iny akory fa fianakam's keliko ambadika tato ! hon hon hon ! fannn ndray hery aminio !!
--kozy kely ty e! rehef tsy manaraka ny baikompanjakana ko ra-Monja io de ho petahina ko io fa ny raharahampirenena tsy hananako havana !
--efa io fanovana andrimpanjakana io takian'ny sasany lava eo de tokony harahina fa ts manao be mokony eo ko afa goaka eo ko elah ramonja a !
--Mila fampandrosoana haingana izao ny tanana !!hon hon !

novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:23
2. terrywui
(
14/10/2009 10:42)
Rah ts ho eto tsony elah ry Noue fa nosetrasetrain'ny sasany de matoria ampiadanana e ! tombondalana ny anlah ! any elah sy ra-andrywui mifankahita any paradisa any e !! :-* :-* :-* :* :-* :-* :-*
3. pikatti
(
14/10/2009 10:50)
Mbola vakansa less izy fa a,aza malahelo elah fa mbola ao bazylou :-D :-D
4. terrywui
(
14/10/2009 11:01)
aiza ko lets no hisy vac efa mois d 'oct fa bedy angamb zay Noue lety ry zoam a! mety l kozy phon alina b iry no na bedy azy ! hon hon hon!!
5. Noue
(
14/10/2009 11:18)
ary misy mamorona indray ato zany ee! ny dinika hataonareo ne m'interessent pas !
MOBILISATION DE MASSE
GRANDE MARCHE A PARIS
SAMEDI 17 OCTOBRE 2009
PRESENCE DES SENATEURS ET MAIRES DE MADAGASCAR
SOUTIEN AU PEUPLE MALAGASY, A LA MOUVANCE LEGALISTE ET SON CHEF DE FILE SEM MARC RAVALOMANANA,
AVANT LE SOMMET DU 19-20 octobre 2009
EN PRESENCE DES INVITES : SENATEURS ET MAIRES LEGALISTES VENANT DE MADAGASCAR
Pour une PAIX durable à MADAGASCAR:
PAS DE PUTSCHISTE
A LA TETE DE LA TRANSITION
CONFERENCE A GENEVE
Dimanche 18 OCTOBRE 2009 à 15h,
Maison des associations 15 rue des savoises, Genève
VENEZ A LA RENCONTRE DE NOTRE SENATRICE NAIKA ELIANE
DEBATS, ECHANGES ET
Nos actions pour une paix durable à Madagascar
"Ny mita be tsy lanin'ny mamba"
zao no zavatra mi-interessé ahy ee !!
VIVE GTT

6. pikatti
(
14/10/2009 11:18)
leo be les @ le kôzin'elah a,efa hoe vakansa hoa ,ary inona no hitadiavan'elah azy e, i patrick2002 miandry ao :-D :-D :-D
8. terrywui
(
14/10/2009 16:01)
tena nivaly iany zany le fitenenana an'i hery hoe Tim akamanareo iany io fatoranareo io ! hon hon hon! de aona letsy Noue a! efa nalaelo anlah mafy mitsy lets ah a! sady amzay elah ts mba miantso na mba mandef mesz kely akory ! ny politikanareo ve no mandringa de ny fihavanana no tapahina ry malala a! afk miantso angh elah ?? sa antsoiko ve ?? :* :* :* :-* :-*
9. pikatti
(
14/10/2009 22:23)
ny politikanareo ve no mandringa de ny fihavanana no tapahina ry malala a! afk miantso angh elah ?? sa antsoiko ve ??
ka le sain'elah mintsy no mila sasana :-D :-D :-D