Ovay SERASERA.TGV amzay ny anaran'ty serasera ty ry admin a.

1. swann ( 25/03/2010 17:32)
Efa hita be mantsy fa ho handihizan'ny TGV amzay ty serasera.org manomboka izao ...!! satria tafa daholo ny tetika rehetra nampihariny hatramin'izao ..! misy firenendehibe hanohana isika ...!

--Tsy mirarà ze sazy ,sazy paty any, tsy mirarà ze mpanohitra lany mofo any , tsy mirarà ze fampitaorana lava any fa efa heritaona zay heno foana fa tsy nampihetsibolomaso akory , tsy mirarà ze mpifaninana hafa any satria i DADA efa impossible no hidirany eto hanao fifidianana zany ! ny oul matiny aza mbola eo ambony lohany daholo ny ràny ...!

--Ka rehefa mba hoe handihizanay amin'izay ary ty serasera.org ty de mba mangataka izahay mba ovaina SERASERA.TGV ny anarany tompoko !


misaotra anareo admin !



vive serasera.tgv

vive serasera.tgv


vive serasera.tgv


vive serasera.tgv



novalian'i pikatti ny 26/03/2010 22:03
2. mitapiwui ( 25/03/2010 17:35)
=)) =)) =))
3. AndriambyII ( 25/03/2010 19:44)
8O :o :? :? 8) 8) :idea: :idea: :wink: :-D :-D :-@ :-@ :-@ :-$ =)) =)) =)) =)) =)) OUUUAHHAAAAHHHH
4. vony501 ( 26/03/2010 13:20)
:roll: mahagaga ahy le ranamana. Sa marary saina :?: Maninona ingahy raha manokatra serasera vaovao an'ingahy fa tsy ny an'olona no asain'ingahy ovaina :?: :?: TGV marina, efa zatra manodina ny fananan'olona
5. Mrananirina ( 26/03/2010 14:35)
hita oa cheri rawix ovaina serasera.TGV mihitsy ty serasera ty e be fialonana i vony 501 ataoko petsa eo ty fa !!!!!!!!!! (l) (l) (l) (l) (l) :oops: :oops: :oops: :oops: (l) (l) (l)
6. pikatti ( 26/03/2010 22:03)
petsa ndray rawiwi klé nahazo ny" la ferme!" elah bainn a :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0897