aiza i Noue sy Oay ? misy ifandraisany ve ry zareo ?
1. swann
(
23/10/2009 18:19)
Asa na tsaroanareo le resaka oe mpametaka afisy ! le kozy nanalan'i Oay an'i Noue ka nahatezitra be matetika an'i Noue teto ! izao de samy tsy misy hita izy roa! ? sao de nifanambady ary ? nanori tokatrano i Oay sy Noue ? misy bandy nikozy anzay alo fa asa na marina na tsia !
répondu par swann le 26/10/2009 16:06
8. patrick2002
(
23/10/2009 19:26)
i Noue efa mifanala amiko ao @ commentaire ny madagascar-tribune ao kou , :lol: :lol: :lol:
12. Noue
(
23/10/2009 19:46)
"fijo":zay indrindra manko eee ! misy manko ato rehefa tsy mahita lazaina dia mamorona fotsiny !!
ka nareo kosa manao resaka mitsaokalentika ko
"patrick2002":dia aza mamorona koa fa any @ tribune aho tsy manala azy oatran'ny ataonareo eto sy ny fanovana ps isan'andro zao eee !!! tahakizao ny famaliako any ary tsisy fanalana azy satria zavatra marina no lazaiko any eee !! tahakizao
i Noue efa mifanala amiko ao @ commentaire ny madagascar-tribune ao kou
8 octobre 08:03, par Noue
- « Pour qui connait bien Ra8, sa réaction de mauvais perdant était prévisible. Surtout quand on le prive de sa « chose » : le pouvoir à Madagascar ou le pouvoir tout court. » dixit Andriamamanga
Tout d’abord , le pouvoir n’est pas « une chose » comme vous le prétendiez ! C’est là votre problème , ainsi que Rajoelina ou carrément la HAT , je dirai méme la mouvance Rajoelina de prendre justement ce pouvoir comme une « chose » ou un jouet où on peux faire comme bon vous semble.
Ravalomanana n’est pas un mauvais perdant mais il respecte « sa signature » càd : l’accord de Maputo qui dit :
- "« Les mouvances politiques s’engagent à oeuvrer pour une transition neutre, inclusive, pacifique et consensuelle, en vue de l’organisation d’élections régulières, justes, transparentes, équitables et crédibles, et de la mise en place d’institutions démocratiques et stables ».
NEUTRE !
- Andry Rajoelina serait-il devenu neutre ? Ou alors, le mot « neutre » a-t-il une signification variable dans le temps, en fonction de ce qu’on veut obtenir ou faire passer ?
Noter ce commentaire 93 votes
mazava ??
"swann":dia aza mamorona eo koa fa mandreraka eee !!! ny dinika ataonareo no dinika tsy matotra ka mankaleoooo beee !!!
sao de nifanambady ary ? nanori tokatrano i Oay sy Noue ? misy bandy nikozy anzay alo fa asa na marina na tsia !
13. xxx
(
23/10/2009 21:48)
Vendrana kosa aloha le tgvendrana eto @sera kosa aloha ambany be lotra le niveau é! tena hita hoe olona tsy nianatra fa hasain miwawwawawawa ,la preuve mamely ANDRA8 foana satria mbola RA8 foana no lazainy vato misakana ka naaiza na aiza halehan'ireo vendrana ireo dia tsy maintsy miandry ny tiandra8 hatao .
Lazaina fa izao sy izao RA8 nefa tsy eken'izao tontolo izao fa mbola ra8 foana no EKENA hatra@izao ,MITETIKA LOHA MALOTO FOANA NY ..TSOTSOKA HANDOTOANA ANDRA8 fa ééé vao maika RA8 nahazo olona mpanaraka hatrany @province .
Izao dia efa fantatra koa fa efa mitetika ny hahatafita an'i RAJIOLAHY EO @pouvoir i laFrantsa @fifidianana hangalambato par le biais n'i sagem koa ho mailo isika fa mandady ny trambo @ny francafrique hataon'ny tsotsoka ,dia mihevitra ny Malagasy ho paiso TY SARKO dia io mamamondrongony dj bac-3 io no ho eo,mahazo manonofy izy fa droit-ny ny manonofy! mcar TSY fce akory fa pays mahaleo-tena fa manonofy eo ry domelina isany!

16. xxx
(
24/10/2009 15:36)
papoose vadin'ny ndontofetsy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
18. swann
(
26/10/2009 16:06)
NATAO SORATRA TAMIN HERINANDRO DE NISARAKA OMALY ON RY ZAREO E I NOUE NO NIALA ONY FA BE GIDRA2 BE RA OAY KA TSY ARAKY NY AINY