OMENA ANAREO ARY IRETO MINISTERA IRETO DE MIFALIA
1. swann
(
24/11/2009 14:50)
IRETO ALOHA NO TSY OMENA :
Ministeran'ny vola :Satria ho ataondravalo BAROFO fanindroany eo ve ny TRESOR, tsy mety.
Ministeran'ny Fampianarana:Satria ho tetehan'i dada fetsilahy io ho etsehina sy hanaovana fikafika ny mpampianatra any ambanivohitra any hifidy azy efa naloambahoaka io !
Ministeran'ny Fiarovana:De ho ahodin'i dada eo ve ny Bodega sy ny Prà sy ny Osika rehetra ,tsy mety koa!
Ministeran'ny Fitsarana:io no tena loza fa tonga de afaka ho azy dada tamin'ireny voanoan'olona bobaka be nataony ireny sady mety voavela heloka madiodio mahazo mandia firenena eo ! loza be ....!! mbola meloka anefa izy ..! tsy mety koa .
FA RAHA MIDONGY IHANY DE MIFIDIANA AMIRETO ARY :
Ministeran'ny Angovo ,travaux Publique ,Rano sy ny ala , zavakanto sy sporo ,...mbola bobaka be ao ! de mifidiana ao !....

novalian'i terrywui ny 27/11/2009 09:00
2. swann
(
24/11/2009 14:52)
afaka mamorona ministera hafa hianareo raha tsy ampy ireo, fa iretsy ambony ataovy veloma fa efa vokenda mafy tsy mihetsika ho an'ny TGV ireo .....!
5. swann
(
24/11/2009 14:54)
Ny zisitisy koa ane efa miaraka amin'ny Fitsarana e! donky zavona koa io zany ...! hafa ndray propozena ....!
8. swann
(
24/11/2009 15:00)
Alaivo daholo oa ze ministera rehetra dongianareo ao tsy maninona ...afatsy ireo efa voasoritra ireo ihany !
10. swann
(
24/11/2009 15:04)
Ho azon'ny fianakam's tsy ho ela ny ministeran'ny serasera.org de Hery atao planton .. hin hin hin h
11. Mirananirina
(
24/11/2009 15:06)
Ho azon'ny fianakam's tsy ho ela ny ministeran'ny serasera.org de Hery atao planton .. hin hin hin hgaigy indray izany
12. swann
(
24/11/2009 15:19)
afaka mipropoze ministera hafa ane oa hianareo raha tsy ampy ireo tsy maninona mihitsy e, fa iretsy ambony iretsy ataovy veloma fa efa vokenda mafy tsy mihetsika ho an'ny TGV ireo,satria point noir be raha azon'ny sasany eo .....!
14. terrywui
(
24/11/2009 15:49)
tsy mizara seza ny tgv fa midongy nareo de omena e!! .. fa kosa tsy avela manarampo fa ze atolotra de hano ...!!
15. pikatti
(
24/11/2009 17:02)
izano manao caprices lava fa tsy boakely, io lery tsy mety manao lay réunion hebdomadaire fa mitsoaka any @ faritry ny boina any sady mametra mpanjaka sady manala mpanaja zany ve lesy no fitantana firenena??? manala ben'ny tanàna fotsiny zao de mametraka izay tiana , :twisted: :twisted: :twisted:
16. maryline
(
24/11/2009 17:07)
xxx:
fahatohara election no tena marina ,hafa ihany ny dadaniste wa
noheveriko hoe dentiste hamboatra ny nifin'i wuiwui hay moa i TGV
17. pikatti
(
24/11/2009 17:12)
zay zany e ,akama ihany anie rawix io e, okay ben a,lazaiko anelah eo ny kôzin'i batista ;-)
18. fijo
(
24/11/2009 20:17)
ny loza anie ry swann le seza tianareo bodoina,tsy hainareo akory ny mitondra azy e.io tsy seza ao aminn'y trano fandraisambahiny,na eny an jaridaina,fa seza hiasana,ka le miasa io tsy hainareo.
19. terrywui
(
25/11/2009 09:06)
ny loza anie ry swann le seza tianareo bodoina,tsy hainareo akory ny mitondra azy e.io tsy seza ao aminn'y trano fandraisambahiny,na eny an jaridaina,fa seza hiasana,ka le miasa io tsy hainareo.fijo !!!.......fa nareo FITO taona ngarangidiny teo ve nahay nipetraka sy nitondra anle seza sa nampivarina ankady ny Malagasy ? ......VALIO KELY OE
20. stalingrad
(
25/11/2009 10:22)
FITO TAONA NITONDRANA FAHORIANA TOKOA ALOHA NY MALAGASY TSY NISY VOKANY MITSY E