OMENA ANAREO ARY IRETO MINISTERA IRETO DE MIFALIA
21. Mirananirina
(
26/11/2009 09:36)
zay zany e ,akama ihany anie rawix io e, okay ben a,lazaiko anelah eo ny kôzin'i batista:-D :-D :-D :-D
Hoy i xxx::-D :-D :-D :-D
fahatohara election no tena marina ,hafa ihany ny dadaniste wa
noheveriko hoe dentiste hamboatra ny nifin'i wuiwui hay moa i TGV
22. terrywui
(
26/11/2009 09:45)
zaak zany no mampivanivany an'i mirana io? fa naninona an'i Mirana ary za e? sa ve tena heverin'i mirana fa za no nanao le resaka 19 tatsy e? ifiona iny oa ..! ny porofo ? izy zao tsy mety hiditra eto zao fa mataoatra an'i mirana ony izy ...! hin hin hin
23. dangytsmaty
(
26/11/2009 09:46)
Ny ministera alaivo daholo ho an'lisany fa ny fifidianana de aza manantena, refa tsy lany Dada sy TGV de aleon'ny ol mifidy an'i Vahombey!
24. terrywui
(
26/11/2009 09:51)
Ny ministera alaivo daholo ho an'lisany fa ny fifidianana de aza manantena, refa tsy lany Dada sy TGV de aleon'ny ol mifidy an'i Vahombey!fa innn no blem nlah amin'i vahombey lety?? akama be ako iny fa mpetraha elah tsara a ! ....
----esssssy !..refa tsy mila ministera aza de mpetraha ery fa tsisy hiasana e ! vao maika tsar refa tsy midongy tsony !!...misy hanomananay tsara ny fifidianana ko amzay ..! samia manomana ny azy any atranony any daholo ary e...!
25. dangytsmaty
(
26/11/2009 10:14)
fa innn no blem nlah amin'i vahombey lety?? akama be ako iny fa mpetraha elah tsara a ! ....
----esssssy !..refa tsy mila ministera aza de mpetraha ery fa tsisy hiasana e ! vao maika tsar refa tsy midongy tsony !!...misy hanomananay tsara ny fifidianana ko amzay ..! samia manomana ny azy any atranony any daholo ary e...!
[/quote]
Na akaman'lah iny na tsia tsisy hidirako amin'ze maha mpiakama anareo any;
Fifidianana inona no homanin'lisany eo? refa tsy TIM no lany eo de sur zah fa hafa, fa tsy TGV kosa aloh é! hihihih!

26. amfhaja
(
26/11/2009 11:56)
zao fotsiny
ataovy ze ataonLà eo
fa zao i dadanay ho lasa filoha afaka eritaona, raha tsy oe angaha aembotrialahisany le fifidianana
de avy eo anjaranLisany ndray no manohitra tsssssssssss
ataovy ze ataonLà eo
fa zao i dadanay ho lasa filoha afaka eritaona, raha tsy oe angaha aembotrialahisany le fifidianana
de avy eo anjaranLisany ndray no manohitra tsssssssssss
27. terrywui
(
26/11/2009 12:23)
zao fotsinyamfhaja ...! ary le vono olona be nataon'i dada teo A/tsorohitra angah heverin'i toi fa mbol nivaha angah le didimpitsarana hoe 10taona ?? ka hifidy Prezida ahoana ary ? ---raha tsy Rajoelina no lany eo ary de tsy i dadanareo mihitsy koa fa olonakafa angamb zany ..! ny vola nopehany tao amin banky sy ny tresor amzany mbola manginy daholo fa mbol ts vita Fitsarana !!!...mbola lavitry ny afo zany kitay raha resaka dada zany e !
ataovy ze ataonLà eo
fa zao i dadanay ho lasa filoha afaka eritaona, raha tsy oe angaha aembotrialahisany le fifidianana
de avy eo anjaranLisany ndray no manohitra tsssssssssss
29. terrywui
(
26/11/2009 12:46)
eeeen za ozy elah ?? ... fa za angah no Mpitsar lety ra-pique a!?? ny didimpitsarana anie no tsy mahatafa an'i dadanlaisny eto e ! fa tsisy olona maninnn azy eo ...! misy fitsarana 5ankoatra ireo mbola miandry azy ref tonga eto soamantsara izy ..! hin hin hin fa tsy za kah ,trompé elah
30. pikatti
(
26/11/2009 12:54)
zany lesy ozy batista a, elah hono tsy mety miara-mihinana @ tanindrana :-D nefa gasy hotran'elah ihany :lol:
kôzy ve leity zany :idea:
kôzy ve leity zany :idea:
32. pikatti
(
26/11/2009 13:38)
aty ve elah vao mitontona k'inona no arak'elah eo
miverena mianatra aloha :-D :-D
miverena mianatra aloha :-D :-D
33. terrywui
(
27/11/2009 09:00)
ary aleo tsy omena ministera na iray aza reto TIM reto de amzay mipirina tsara ..!