Tandremo ry vahoaka Malagasy,mitandrema fa zavadoza !

1. swann ( 26/10/2009 12:44)
Hisy dahalo hiakatra hono ny tanàna ato ho ato ! mpandroba Banky izy io ary efa namoahan'ny Tribonaly Didy sady mbola tsy foana sy mbola manankery ! ----ka izay mahazo vaovao momba io dahalo nandroba ny banky sy ny trésor ary namono olona amanjatony teto Madagascar io de hiangaviana indrindra hiantso ny capsat akaiky azy indrindra fa hisy valisoa omena !



satcap!
répondu par swann le 26/10/2009 15:57
2. swann ( 26/10/2009 12:50)
iza moa no namono olona bobaka be teto zany ?

iza ko moa no nangalatra vola be tao am banky sy ny trésor dia nitsoaka zany?

ary mbola iza kou mo zany misy dossier ao am tribunal mbola en cours zany?



MITANDREMA IHANY IANAO DADA FA LAHY TOKANA ILAY MAMY E ! BE MPIANDRY IANAO SAO FESONA EO ! REHEFA TSY TAFA RY DADA DIA AZA MIDITRA KODETETY FOANA A
3. locl ( 26/10/2009 13:27)
Fa inona no tena hatahoran'areo an'i Dada ry zakahy an! Hianareo izao no hita malaza fa mpandroba sy mpangalatra ka ny olona tsara petraka ary no hanalàna.

Rehefa tsy mahita henjehina, mandana ny mpanao affaire bois de rose henjehina.
4. terrywui ( 26/10/2009 14:49)
iza moa no namono olona bobaka be teto zany ?

iza ko moa no nangalatra vola be tao am banky sy ny trésor dia nitsoaka zany?

ary mbola iza kou mo zany misy dossier ao am tribunal mbola en cours zany?


MBOLA AO AM TRIBUNAL AO TSARA NY DOSSIER N DADA KA ASAKASANY NY HIDI BINGO ETO M/CAR
5. swann ( 26/10/2009 15:57)
raha ts migadra zany dadanareo ry noue de hisotro pipitsaka de mety ho voagoaka raha tsy mahay tsara a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0803