misy mahazo an'ity resak'i Diloo ity ve isika pokna serasera

1. swann ( 17/11/2009 08:17)

6. Mpandefa :diloo [ Valio ] 16-11-2009 15:53:33
Lohateny : Re : FENO LOTO SY SIMBA NY TANAN'ANGILETERA
nandeha tany isotry tany injay angà i monjaroindefo nanàla ny fako nataondry saondramaria dia nifanena tamin'i angatr'i so héléna sy grifgrif , mi lantolanto no nandraofana azy nanonjabe ny onjandranomasina raha mbà saika hilona kely teny i saondramaria i guilàne moa tsy hita intsony fa jeanne no nivazavaza mbola ny viva andralena miteny anglisy no nitanisa ireo vaovao farany ireo so Miverina ery ambony
6. Mpandefa :diloo [ Valio ] 16-11-2009 15:53:33
Lohateny : Re : FENO LOTO SY SIMBA NY TANAN'ANGILETERA
misisika ho tiavin'ny banquemondiale i ramadalenasaondramariebangaridana teraka alakaosyralenina mpilelalela ."Expulsion" en AngleterreÀ Tichea beAv, en l'an 5050 (1290), le roi Édouard Ier promulgua l'édit ordonnant l'expulsion d'Angleterre de tous les Juifs qui y vivaient. Comme toutes les expulsions, celle-ci fut une terrible calamité, et elle marque non seulement une période tragique dans l'histoire juive, mais aussi une période de honte dans l'histoire du monde, en raison des souffrances inhumaines qu'infligèrent aux Israélites les non-juifs.

raha misy olona iray mahazo izay tiany ho tenenina hoe de mba hazavao tsara eto ho renay sy Hery fa lery koa ao savolaina be !

TIM no nanoratra an'io a... hin hin hin !
--taratry ny fivikanareo TIM tsy mahatanty politika ato am forum serasera io ...hin hin hi hon hon hon


novalian'i xxx ny 17/11/2009 12:10
2. swann ( 17/11/2009 08:18)
raha misy olona iray mahazo izay tiany ho tenenina hoe de mba hazavao tsara eto ho renay sy Hery fa lery koa ao savolaina be !

TIM no nanoratra an'io a... hin hin hin !
--taratry ny fivikanareo TIM tsy mahatanty politika ato am forum serasera io ...hin hin hi hon hon hon
:roll: :roll: :idea: :roll: :lol:
3. xxx ( 17/11/2009 08:34)
8O :oops: 8O
4. xxx ( 17/11/2009 09:01)
ka raha misy zavatra tery vao masil tao ka aiza moa no mba ahazo izay lazain'ny olona? sady SANS QUALITé no tery no miteny irery ato!!! :-D :-D :-D :-D :-D
5. terrywui ( 17/11/2009 09:10)
laisany TIM mihitsy ry vendrana no tena sans qualité ! misehoa elah raha tena lehilahy otranah zao e! raha tena hiresaka de mivoaha ! sa sarimbaviprrrr ? refa tsy sahy elah de io ompa io no anlah ....!
vendrana dondrona nefa be vava ........ !!!

zahay lety sahy a!!!! ary sahy na amin'inona na amin'inona ary zay no nahazahoanay Fitondrana teo antananareo !!! ny fahasahianay TGV .....
6. ANGILETERA ( 17/11/2009 09:17)
i angletera radio viva mpamafy lainga sy te hanàla baraka ary be fialonana compléxé , mahatsiaro voatsindry lava iny satria te hi domine dia tsy mahavita mihintsy dia sousoum lava ao dia manana haine no niafarany miaraka amin'ireo patenairany ao ampasany ao , IZY IRERY IHANY NO MAHAZO IREO tsotra anie izany no sady takatry ny vahoakan'antananarivo fa tsy domelina toa an t e na akory izy ireo
7. terrywui ( 17/11/2009 11:43)
sans qualité tsisy valeur ny TGV nefa President nareo ary lehibenareo ! i angletera radio ravalo mpamafy lainga sy te hanàla baraka ary be fialonana compléxé , mahatsiaro voatsindry lava iny satria te hi domine dia tsy mahavita mihintsy dia sousoum lava ao dia manana haine no niafarany miaraka amin'ireo patenairany ao ampasany ao , IZY IRERY IHANY NO MAHAZO IREO tsotra anie izany no sady takatry ny vahoakan'antananarivo fa tsy dondrona toa an t e na akory izy ireo ry diloo a
8. xxx ( 17/11/2009 12:10)
diloo - copie coller tsy azo hatao ato tsony fa bedin'i hery = ajanony miaraka amin vava !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0535