kidoro mpivadibelirano ty ny anlah hin hin hon hon h
1. swann
(
23/12/2009 13:15)
http://www.dailymotion.com/video/x18j0t_lalahdamon-kidoro-pamba_fun
refa vizana mandihy elah de misotroa toaka de manamaina ,avy eo mamonoa tena fa raha mbola mivadi-kondana matetika elah de hivadika aoriana ny lohanlah ..! kozy zany !!!!

répondu par kidoropamba le 28/12/2009 10:36
2. kodorompamba
(
23/12/2009 13:27)
hon hon ity misy kidoro maimbo kongona feno volombava hatrany @ fotosofiny ingahy rainy
4. terrywui
(
23/12/2009 13:46)
manopanopa sy mivanitinitika be fotsiny le kala YUKA fa tsy maharaka le histoire eto akory :evil: :evil: :evil: tsy hainity angah fa efa akamanareo anie i kidoro e eo ty no mbola manopa azy eo iany !!! vendrana beeeuuuu
5. xxxw
(
23/12/2009 16:16)
Tsy menatra akory wiwi hiady @ vhv, manao saim-bavy marina ny anao 8O 8O 8O
6. kidoropamba
(
28/12/2009 10:36)
hin hin hin, misaotra aloha fa tena iny mihitsy ilay hira niteraka ny imazinaSion an'ity anarana ity. hin hin hin, tsy ampy detanta hoa lisany satria taona maromaro aty aoriana vao maharakatra indray an'i kidoro.
Tsy mbola nivadibelirano izany aloha ra-kidoro na dia efa ny "kidoro epOnzy" fa tsy "pamba" intsony no malaza any ankodahoda sy any ambanivohitra any @ izao. Ny tsy hitovizana fotsiny dia hoe: "Inona no nanaovana velirano?".
Reveko be aloha ilay hira satria faly aho mahita bandy be bokonozatra be tsy mba lasa mangady ovy mamelona ny fianakaviany fa faly mandihy ao antanim-bary satria efa "lasa ni-valana" ny "kidoropamba".
Fisaorana aloha mitafotafo amin'iny hira iny fa tena tonga amin'ilay fitenin'ilay antitra nahazo vady tanora ka vaky vava ka niteny hoe: "Ao mihitsy!".