Ho votsidroa ireto 3mvs vendran be reto fa tsy misaina loatr
1. swann
(
26/09/2009 12:25)
Misy an'io fihantsiana miaramila sy fanakorotanana nataon'ny 3mvs sy ny TIM eo Mahamasina io izao de handray fe-petra amin'ny tsy azo hivorivoriana intsony ny Fanjakana ato ho ato !! de inona no valin'io adalana sy tsy fisainana io ???? mety hanaraka hatramin'ny Magro sy ny tariny kou!! Mahamasina mou efa votsitra sy nofinofy !! Antsonjombe kou efa dian'ny hilentika le autorisation efa mba azo tany amin'ny prefecture fa ho foanana !! tena tsisy lohany mihitsy ireto 3mvs sy TIM ireto fa vodiny daholo !! ha ha ha !! hon hon hon hon !!her her her !!
novalian'i diloo ny 27/09/2009 23:23
2. terrywui
(
26/09/2009 12:43)
io ts nahazo niteny kely tsisy dikany io no mba fahafinaretandry zareo tim ato izao !! azony amin'io hono ny fanjakana ! ha ha ha
3. harybe
(
26/09/2009 13:23)
dia iza no afaka manambara amiko aza oe iza no mpanao didy jadona satria tamin'ny andron'i filoha ravalomanana dia tsy nisakanana ny hanao fihaonam-be teny ambohijatovo sy teny amin'ny 13 mai mintsy ny , izao anefa dia tsdy avela ary dia tifirina ny miaramila mintssy ny tena vahoaka raha mba te ampiseho ny tsy fitovian-kevitra amin'ny fitondrana amin'ny izao fotoana izao
4. zakilinina
(
26/09/2009 15:30)
Eny tokoa !
Faha Ravalomanana = AZO atao ny milahatra
Faha Fat = TSY AZO atao ny milahatra
Na ny FAT aza tsy afaka mandà izany !
Faha Ravalomanana = AZO atao ny milahatra
Faha Fat = TSY AZO atao ny milahatra
Na ny FAT aza tsy afaka mandà izany !
5. xxx
(
27/09/2009 09:15)
Ho anareo DONDRINA ETSY AMBONY ?swan sy tery saina ary haryvongany be ,IZA MOA NO NITENY ANAREO FA MISY FANJAKANA AO MCAR? NAREO alika sy kisoa sy VENDRANA NO MIHEVITRA AZY HO FANJAKANA ?depuis ny 17mars eto MCAR tsisy raha ireo FANJAKANA ALIKA SY KISOA IREO NY FANJAKANAREO MAHANATRA omena bonbon anglais dia hasaina mivovo eto @sera 2,ty OLONA VENDRANA BE TOHANANaREO ANGE RAHA BA NAHITA FIANARANA TSY NANALA BARAKA TENA HITANIZAO TONTOLO IZAO TANY @ONU MAFY REFA DONDRINA tsy mahay lalàna ,hataon'olna HAVIA dia mandeha HATAON'olona HAVANANA DIA mandeha bola ho ela!!!! ,ndeha miaraka @babakoto dia TSY AMBAKAIN'olona intsony ny VENDRANA ohatranareo,ntso ôô ,ka ra ny olna harahana nareo aza mo DONDRONA VAO maika fa ianareo,mapalahelo sy mapihomehy ,saingy indrisy ny olona misy SAINA OAHTRANAY KOA NO AFaBARAKA ta@nataon'ny dondrina sy olona BOUCHé OHATRANAREO!!!!!!!!!!!!!!!!!!! hasio DESTOP NY SOFINAREO ?ASIO KOA NY AN4I RADOMELINA refa mandalo eto paris izy ,hasaivo mitondra 100litres!hihi!!!
6. pikatti
(
27/09/2009 09:57)
Ho anareo DONDRINA ETSY AMBONY ?swan sy tery saina,ndeha miaraka @babakoto dia TSY AMBAKAIN'olona intsony ny VENDRANA ohatranareo,ntso ôô ,ka ra ny olna harahana nareo aza mo DONDRONA VAO maika fa ianareo,mapalahelo sy mapihomehy ,
mahazo tso-drano alahady maraina ndray elah zany wiwi :-D :-D
7. diloo
(
27/09/2009 23:23)
Sali daholo,
Hoy Harybe:
Hoy i Zakilinina:
Valiny: sans commentaire
8O amin'ny fomba lâche ankehintriny: be voninahitra amam-basy fotsony ny HAT.
Mba imaginez fotsiny hoe, miverina ho neutre ny miaramila, izany hoe tonga saina fa ny basy tsy natao ho hamonona olona mpiray tanindrazana avy ami'ny baikon'ny HAT, angamba dia lasa mitsoaka any Libye daholo ny HAT :wink: