Tsy hita elaela ny tenanay fa mbola nanotrona ny Prezida !

1. swann ( 30/09/2009 15:59)
Zao ndray vao hita eto izahay fa mbola nanotrona ny Prezidantsika teto Paris zahay e! tonga eto mantsy izy sy MR Hasina Andriamanjato de mba naneho fankaherezana kely tany izahay!!,,,, sady nampanantena ny Prezida izahay fa hiova TGV tsy ho ela ity serasera ity, fa efa be no resilahatra ny hiova amin'ny ratsy fanaony ry zalah be mokony TIM ato ireo !!! resy lahatra amzany izay isaorana voalohany indrindra i Zoam na Opmampi na i Batista faharoa i Pikatti dit Bekintana (voatsoka tato vao haingana) , i Noue izay efa nandefa mesazy perso tamiko fa nanenina mafy ny nanohana ireto GTT votany kely ireto !! :*
novalian'i xxx ny 30/09/2009 17:19
2. swann ( 30/09/2009 16:01)
bon voyage Prezida Andry Rajoelina raha hody androany any M/car iany nareo a! :-* :-* :-* :-* :-* tongava soa e ! aleo ny ratsy hivarina any amin'ny TIM ! :-* :-* :-* :-*
3. ifiona ( 30/09/2009 16:01)
n'emporte koi! :-@ :miam: :@
4. xxx ( 30/09/2009 16:11)
Zao ndray vao hita eto izahay fa mbola nanotrona ny Prezidantsika teto Paris zahay e! tonga eto mantsy izy sy MR Hasina Andriamanjato de mba naneho fankaherezana kely tany izahay!!,,,, sady nampanantena ny Prezida izahay fa hiova TGV tsy ho ela ity serasera ity, fa efa be no resilahatra ny hiova amin'ny ratsy fanaony ry zalah be mokony TIM ato ireo !!! resy lahatra amzany izay isaorana voalohany indrindra i Zoam na Opmampi na i Batista faharoa i Pikatti dit Bekintana (voatsoka tato vao haingana) , i Noue izay efa nandefa mesazy perso tamiko fa nanenina mafy ny nanohana ireto GTT votany kely ireto !! Miverina ery ambony

Tsy hita elaela ny tenanay fa mbola nanotrona ny Prezida !
bon voyage Prezida Andry Rajoelina raha hody androany any M/car iany nareo a! tongava soa e ! aleo ny ratsy hivarina any amin'ny TIM


marina io ifiona fa enao ve vao avy noleman'ny sasany tao no difotry ny hasemporana tsy mamaky tsara a!
5. zoam ( 30/09/2009 16:11)
normal izany lesy hoan ialahy raha tsy izany ve lesy sankaté
6. stalingrad ( 30/09/2009 16:13)
marina io ifiona fa enao ve vao avy noleman'ny sasany tao no difotry ny hasemporana tsy mamaky tsara a!


hon hon hon ! hoy ra-wuiwuiw zay !! :-D :-D :-D
7. ifiona ( 30/09/2009 16:18)
d mbola amafisiko ihany oe! n'importe quoi!

quelle vulgarité! pfff!
8. zoam ( 30/09/2009 16:23)
president sans qualité c la honte
9. Papoose ( 30/09/2009 16:45)
iza @ le sary @ sobika ao aloha i swann eee
10. xxx ( 30/09/2009 17:19)
Napalahelo be ny prezidanareo fa VENDRANA KA TSY NASINA'ny MISY SAINA SIRA ba hanaro a@sisa ny mpaka lelonareo ,mba hasaivo mianatra ny hatao hoe lalàna dia tsy MANALABARA-tena ohatra ireny ,dia enao raha manankambo tokony hiala ato @serasera refa hitanao fa be TIM ato fa hialozanao mi délire eo ,efa hatry ny ela ato no TIM fa izay vao nihiratara ny masonao.
Le olona vitsy kely ireny mapalahelo kely ireny no mba nitsapa alahelo an'i VENDRANA LE hasina aza dia tsy naka sary akory mba menatra angamba ,mamangy a@fahoriana é oa ahoana refa tonga any Mcar endasindrasarla sa hihihihi!!!!TAOLANA NY NIFY DIA MIHOMEHY ?aza mahavoa ny goavy manta é,aza mba mpandainga sy mpanao hosoka ihany fa EJEHIN'ny ratsy HATAO FOANA ?MISY LE GASY MITANA ePICERIE eny kremlin iny koa noheveriko fa mba intelligent miaraka @tgVENDRANA FOANA ?NEFA REFA MAKA SARY MIONDRIKA2 FOANA §EISE? MATY AHO RAFitivambola dia MAMOTIKA an'i MCAR!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0504