Ampidiro aloha ny tenimiafina
-** DIA MIARAHABA NY SERASERA.ORG TRATRY NY FAHA10 TAONA -**
1. swann
(
03/10/2009 15:28)
DIA SAMY HO TRATRY NY FOLO TAONA VAOVAO DAHOLO ISIKA NA TIM GTT NA TGV HAT E !
--NY HIRARIANA MOA DIA NY HITOHIZAN'NY ASAN'NY FANJAKANA VAOVAO NA DIA BE MPISOMPATRA AZA E
--DIA HIRARIANA KOA NY TSY AHAFATY TANORA AN'I PIKATTI SY ZOAM SY MIRANA SY LOCL SY NOUE SY ANDRIAMBYLL SY NANCY SY HERY MBA HANALANA ANDRO ETO NY HADONDRONAN'IREO EE !! hon hon hon !!

novalian'i terrywui ny 05/10/2009 15:00
2. swann
(
03/10/2009 15:33)
SAIKA ADINO VATOFOTOTRA =( hery) SY PINK SY DADABE SY FIJO,,, MATEZAH NY AINA FA MBOL MAHAFINARITRA NY MANALA ANAREO ETO SY MAHITA NY HADONDRONANAREO ETO EE :-* :-* :-* :-*
3. zoam
(
03/10/2009 17:29)
angaha ialahy tsy nitsena ny GIC teny ivato niaraka ny voninahitsy :-D :-D :-D
4. xxx
(
03/10/2009 18:18)
Ny TGVENDRANA tsy bienvenue eto fa misisika tsy mahare fosa ohatra ny le SANS VALEUR HARAHINY ,raha manakambo mamorona site hafa fa manaratsy an'i hery nefa izy no webmaster eto ,DEHA MIPITSIKA FA MAIMBO ?TSISY VALEUR !!!!
5. pink
(
03/10/2009 20:24)
swann:
SAIKA ADINO VATOFOTOTRA =( hery) SY PINK SY DADABE SY FIJO,,, MATEZAH NY AINA FA MBOL MAHAFINARITRA NY MANALA ANAREO ETO SY MAHITA NY HADONDRONANAREO ETO EE :-* :-* :-* :-*
sankalite ve reconnu mondialement fa izahay dondrona ho any izay efa ho vavany maty an-drano sisa
6. Papoose
(
03/10/2009 20:51)
atsy ho atsy koa dia hitsangana ny formule serasera ian= ian lol ..... le dinika koa miha- sans qualite tss
=))
=))
7. xxx
(
03/10/2009 22:47)
Aza matahotra fa tsy hisy hijanona indefiniment @ itony site itony akory ,Anatin' ny 55 millions de sites les un mieux que les autres , il n' y a rien a comparer avec du tout .
Tsotra ny mamorona flickr ohatr'itony fa ny fotoana no tsy misy .Anontanio ary ny laiban' ialahy isany ry swan sy pink fa fantany tsara aho ary efa niray kilasy izahay matetika tany @ CEG sy LYCEE tao antanana tao.Fomba fiady fakana ny gout - ny client ihany no tena antony hisian' itony site itony, ary ny trondro voajono @ izy itony dia matetika noho ny asa vinany ataon' ny programmeur sy analyste ohatran- drahery.
Dia ampitaho any aminy ny hafatra hoe aza gaga raha hihena ny membre hifanerasera eto @ site-ny raha afaka fotoana fohy fotsiny.Efa nahazo ny anjarany izy ,ary aleo ny ankizinay hanao ny mety kokoa % amin' izay misy @ izao fotoana izao.Tsy hifanambatambazana akory izy itony fa tokony samy hanana ny anjarany avokoa ny rehetra .

8. Samoana
(
04/10/2009 08:39)
swann:
--NY HIRARIANA MOA DIA NY HITOHIZAN'NY ASAN'NY FANJAKANA VAOVAO NA DIA BE MPISOMPATRA AZA E...
Nindrana ity nosoratana namana iray tatsy ambadimbadika tatsy ny tenako ho fankasitrahana ny fiarahaban'i swann. 'saotra e !
MISAOTRA MITAFOTAFO NY hat IZAHAY FA TENA MIADANA SY MANDROSO TOKOA I GASIKARA TAO ANATIN'NY FOTOANA VITSY.
ARAKy NY NAMPANANTENAINa
1/ MISAKAFO IN-3 ISAN'ANDRO IZAHAY :
- petit-déjeuner : mofo dobera sy ronono tsara qualité be no mora be
- déjeuner : trondro, hena, maro hisafidianana no mora be, ny menaka manginy fotsiny.
- dîner : vary sy laoka isan-karazany miaraka @ lasopy .
2/ TENA LASA MADIO BE NY TANANA, TSY MISY MPIVAROTRA AN-DALANA INTSONY NA 4-MI. TSY MISY POTI-TARATASY NA IRAY AZA ENY AMIN'NY ARABE.
3/ TENA MILAMINA NY TANANA. TSY MISY MPANGALATRA NA MPANDROBA. NY LALAM-PIRENENA REHETRA MILAMINA TSY MISY DAHALO INTSONY.
4/ ISAKy ny TIA HANEHO HEVITRA IZAHAY DIA MANKENY @ "place de la démocratie", DIA SADY AFAKA MIKABARY NO AROVAN'IREO EMMOREG SY f.i.s (de sa mère). DIA AVY EO MANAO SOAMIDITRA MIARAKA @ commandant sy lelison SY ILAY adjudant FOHY KELY BE TAIM-BAVA INY.
5/LASA BETSAKA NY ASA, MANAN' ASA DAHOLO IZAHAY MIANAKAVY KELY.
6/ ANDEHA W-END LAVITRA IZAHAY FA LASA MORA BE NY "CARBURANT".
DIA MISAOTRA E
SAMBATRA TOKOA IZAHAY.
GASY KELY
:wink:
9. ndotofetsy
(
04/10/2009 09:01)
:^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) hay moa ny gasy nafindra monina fa namidy i madagasikara
11. xxx
(
04/10/2009 18:08)
8O 8O 8O
TSAKO BILLA DIA AMPY
:-@ :-@ :-@ Ô raswan miresaka @ dondrona toa anay anie ka mahadomelina é !! =)) =)) =))
TSAKO BILLA DIA AMPY
:-@ :-@ :-@ Ô raswan miresaka @ dondrona toa anay anie ka mahadomelina é !! =)) =)) =))
12. terrywui
(
05/10/2009 15:00)
De faly miarahaba anao ko ra-swann a ! ho tratry ny folo taona vaovao ra-swann d irina ny ahavelona marina ny serasera mba hanalana ato ireto TIM badolahy ato ireto e,
--ny mahafinartr ko de miha bobaka ,ihany ko ny TGV ato ,,efa tsar zay e,,
o ra-zoam a! tsy tadidio tsara ity !! tsy ny site serasera.org no mifandona amiko ato fa i Hery ! samihafa ireo !! hon hon hon hon !! angah ity site ty an'i Hery rah tsy an'i Lanto !! hon hon hon hon !!