NA DIA HO VONINAHITRY NY FIRENENAO AMIN'IZAO TONTOLO IZAO FOTSINY AZA VE .......

1. swann ( 21/06/2010 09:49)
Aza miditra amin'ny resaky ny efa naloan'ny firenena hianareo ry vahoaka Mlagasy na eto antanindrazana na ny any ampita fa tena "fahavalompirenena tokoa " ireo izay milaza aminareo fa tokony hiepoka tsy hanangatsaina izany

---ENY FA NA DIA HO VONINAHITRY NY FIRENENTSIKA AMIN'IZAO TONTOLO IZAO AMIN'ITY FETIN'NY NAHALEOVAN-TENANTSIKA ITY FOTSINY AZA VE ?

---manainga atsika rehetra izay manatsaina ka afaka handinika fa rehefa hanosihosy ny firenenao ianao dia mba hosihoseny koa ny momba anao satria "manankasina ny firenena ary manody ny fanaovana tsinotsinona azy" tsy an'ny TGV na an'ny HAT na an'ny Mpanohitra akory i Madagascar ka ny firenena no alaina baraka ...
répondu par pikatti le 22/06/2010 13:54
2. Miguele33 ( 21/06/2010 09:52)
O_o
[URL=http://s04.flagcounter.com/more/3DIf][IMG]http://2.s04.flagcounter.com/count/3DIf/bg=FFFFFF/txt=FFFFFF/border=FFFFFF/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG][/URL]
3. swann ( 21/06/2010 09:54)
innn io miguele a ?
4. hery ( 21/06/2010 10:10)
Tsy mahafabaraka ny firenena izany. Efa fantatr'izao tontolo izao fa ny HAT no mitondra. Vao maika aza ho fantatr'izao tontolo izao hoe kay tsy manaraka ny HAT daholo ny vahoaka tsy afaka miteny.

Aza matahotra e :-)

Raha tena manaraka HAT ny vahoaka dia tsy tokony hatahotra nareo fa avelao himenomenona eo ny mpanohitra.
5. diloo ( 21/06/2010 10:16)
Hoay swann a! Niteraka swann ndray nga Toi ry terrywui. lol.
6. swann ( 21/06/2010 10:24)

- Mialohan'ny nareo hanaonao foana dia mba le "voninahitry ny firenena aloha jerena zay vao ny fitiavantenanareo sy ny fitiavantseza sy ny fitiavamboninahitry ny tena manokana !!
fety an'ny rehetra io ary itarafan'izao tontolo izao ny firenena sy ny maha izy azy !!! ary na hiala teo aza ny FAT sy ny TGV defa misy holatra hipetraka aminareo eo ra nareo no ho eo hoe ireo le tsy nanaja ny tanindrazany sy nanosihosy ny Fireneny !! MBA ASIO ERITRERITRA fats miainga am tsy fitiavana be fahatany fotsiny sy fankahalana be fahatany fotsiny !.....
7. hery ( 21/06/2010 10:35)

Ny TENA maha firenena ny firenena iray dia ny Lalam-panorenana (fa tsy sainam-pirenena na fetim-pirenena). Ka ny tena fijerena ny fiandrianam-pirenena sy ny voninahim-pirenena dia ny fiverenana amin'ny Lalam-panorenana fa tsy ze fety sy saina.

- Ary raha misy olona maty ve ao amin'ny fianakavianao dia voatery hanao fety ianao ho fanajana ny voninahi-pirenena??? Misaona ny Malagasy amin'izao satria maty ny safidiny. Koa hajao ny fisaonan'ny olona.
8. terrywui ( 21/06/2010 10:54)
---- Ary ireo MALAGASY 60.000 maty tamin'izany fitakiana Fahaleovantena izany aminareo inona ?

----Izay Lalàm-panorenana ovaocvaindry zalah isaky ny miova io ve no hajainareo ry Hery a ?

----Izao nampetipety an'i dada atamin'izy teo ny hoe ahena ny députés dia nopetahany tokoa ! izay revin'izay Mpitondra eo ny constitution ka tsy izany mitsy no tompoina e !....
9. terrywui ( 21/06/2010 10:56)
--Ny voalohany ny maha-izy ny Firenena iray dia ny "FIANDRIANAM-PIRENENY" tsy zarainy sady tsy hanan'iza na iza !!..... inona io ? -ny fetim-pireneny , ny Hiram-pireneny , ny fitiavany ny tanindrazany sy ny fanompoany azy sy ireo malagasy monina ao aminy ! ....izay no atao raha tena tia ny tanindrazana fa tsy izay constitution taratasy mora ovaina sy rovitindry lerony fotsiny ary akory !!
10. hery ( 21/06/2010 10:57)
Fanajàna ireo 60.000 maty ireo mihitsy koa izany satria ny fahaleovan-tena notakiany ity hitsakitsahin'ny HAT.

Mbola hifoha ireo 60.000 maty ireo hiteny aminareo hoe matimaty fahatany fa nomenareo ho zanatany frantsay indray i Madagasikara.
11. terrywui ( 21/06/2010 11:04)


Fanajàna ireo 60.000 maty ireo mihitsy koa izany satria ny fahaleovan-tena notakiany ity hitsakitsahin'ny HAT.


nohitsakitsahi'ny FAT taiza mou izany ? ngah raha tafiakatra teo amin'ny Fitondrana ny Antoko iray ka niongana ianao de hilaza enao rehefa lasa Mpanohitra fa nohitsakitsahinareo ireo maty tamin'ny fitakiana fahaleovantena ?

--mitombona ve izany ?
--iza mou no nilaza fa raha miaraka amin'ny France i Madagascar dia zanataniny izay ?
--Ny an'ny frantsay dia hasarotam-piarony amin'ireo Firenena mitady hitady laka ao M/car no hiarovany an'i M/car fa tsisy resaka hiverina zanatany mihitsy ao fa aza ovain'ny mpanohitra le resaka e !
12. terrywui ( 21/06/2010 11:15)

--Tsy hiverina ho zanatany na oviana na oviana i M/car ....iray izay !!

--Ho fanajàna ireo maty tamin'ny Fanafahana ny Firenena ahazo fahaleovan-tena tam 1960 nahazahoana ny fahaleovantena no tena tianay hamafisina fa tsy mety raha tsy avela hanaja ny Fireneny ny olom-pireneny !!
13. peta83 ( 21/06/2010 13:48)
Tsy ifanerena ny fametahana saina fa kosa tadidio fa tsy an'i Andry Rajoelina i Madagasikara.
ary ny zanaky ny mpanohitra zany tsy ho avela hanao arendrina an!!! ntsoooooo....
14. hery ( 21/06/2010 13:55)
Avelao hanao izay te hanao, dia avelao tsy hanao izay tsy te hanao.
15. terrywui ( 21/06/2010 14:40)
izahay ahay i hery vao mba hendry kle...mba tsy mamporisika ny oul tsy hanangatsaina alou toi defa mba milay ,efa mba anjely kely zany hery alou zao !
16. ouioui ( 21/06/2010 14:47)
Hianaro TSARA aloha ny mandefa sarisary fa tsy mamzdi-dresaka e, iza no miteny @ terrywui fa manery aho , tsy ny fomban' FATY ve no lazainao izany
17. terrywui ( 21/06/2010 14:51)
elah io ve alou mba mahay tsara e ?? io anie lety na de point iray fotsiny aza no tsy tafa de io ny vokany e ! ary elah angaha mahay mandefa smileys rabatista ? sa ampianariko ve elah e ! antsoy amn phon aho vao lazaiko anlah ny fanaovana smileys .......
18. pikatti ( 22/06/2010 13:54)
Elah miavonana hotran'ny vhv tsy mety mandray phone klé, revy be anie omaly tao daholo ny ekipa place de la bastille, saika nodoran-dry zalahy velona tao i Rabitro [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
19. pikatti ( 22/06/2010 13:54)
Elah miavonana hotran'ny vhv tsy mety mandray phone klé, revy be anie omaly tao daholo ny ekipa place de la bastille, saika nodoran-dry zalahy velona tao i Rabitro [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0591