Listesn''ny oul niova TIM ato am serasera hat@'izao ora zao

1. swann ( 29/10/2009 12:25)
----terrywui dit andrywui
----swann
----stalingrad
----batista
----ra8enforce
----HERY2
----halloween(mbola tsy tena tapa-kevitra tsara satria misy 3jumeau aminy ato)
----general (na de efa lasanko razana aza)
----kalack (lasa any ivelany)

ireo no oul nivadika nanao TIM ato amin serasera.org !!
:lol: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :lol:
répondu par terrywui le 30/10/2009 11:36
2. pikatti ( 29/10/2009 12:33)
-kidoro
-essera
-ravatorana
:lol:
3. terrywui ( 29/10/2009 12:35)
g'angah lety ravatorano io ko tgv léé ?? hay ve ! ....ary tsy arako ndray iny a ! rakidoro alou mbola io be mokony be io e !!
4. pikatti ( 29/10/2009 12:41)
ravato anie le admin tgv e :lol:
alahelo fihinanana ndray ny an'i kidoro iny kah tsy mahagaga raha tapaka le fanangonam-bolamena tany @ tanin'olona reny ,zao lery miverina mindrandraka ka raha be resaka eo nedala dé daka voudy ndray :-D :-D :-D
5. terrywui ( 29/10/2009 12:43)
ary lany zany le vidina tanindrazana kely novolenlery namidy any Behenjy iny !
6. pikatti ( 29/10/2009 12:46)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
oviana ndray hono no misy fambolena hazo :-D :-D
vazivazy iny ravato an, sao nareo avy fofona be eo ndray ,manjary mampivadika ha ha ha,fa ahoana aloha ravato le fisaka iny e, ny akama tsy mba nahazo invitation ;-)
7. terrywui ( 29/10/2009 12:47)
ravato anie lety elaela tsy tazako teto tsony e! i Rahery no ndraindrai mitsaingoka eto de miala ko
8. pikatti ( 29/10/2009 12:51)
3. Mpandefa : ravatorano [ Valio ] 29-10-2009 10:20:31
Lohateny : Re : miala any indray izany ny 5e movansa venansa

vao teo lery aninkeo ,akama milay iny kah ,mba mivoaha kely kosa lesy ravato a na dia manao hoe ty zah fa aza taitra lisany e
9. kidoropamba ( 29/10/2009 13:43)
Miha mazana izany Tim izany kle. "effet" nounou dolidoly io.
Aleo hoa mba calme-na ra8 fa ho mafy ity ahazo azy ao Addis Abeba ity. hihihihihi
10. yukaa ( 29/10/2009 14:04)
Miha mazana izany Tim izany kle. "effet" nounou dolidoly io.

rangah solaloha tsy misaina io ihany no mahadonto anao :roll: :roll:
11. Mirananirina ( 29/10/2009 15:11)
:-D :-D :-D :-D tsisy tgv intsony izany :cry: :cry: :cry: iza indray ny hiady amiko eto :cry: :cry: :cry: Za aloha tsy hiady aminy kidoro sao mahazo..... :x :x :x
12. kidoropamba ( 29/10/2009 15:15)
Marina kosa izany satria izahay tsy tia ady é. Ny olana hitako t@ TGV ange ilay izy saika hamerina an-dra8 é. soa ihany fa teo ny Gic fa raha tsy izany tafaverina teo Ra8 noho ny adalan'ny TGV sy ny fitiavantenany.
Izao dia omena azy ny filoha dia mangina izy. Ra8 mipetraka tsara any "Swaz", ny firenena mandroso. Olana iray sisa reglé-na: Deba le retour.
13. yukaa ( 29/10/2009 15:17)
Za aloha tsy hiady aminy kidoro sao mahazo.....

Ny ahy indray ry Mirana fantako tsara fa reny anti-dahy ireny maloto saina rehefa mamoaka resaka hoatran'ity kidoro mantsina amany ty :lol: :-D
14. kidoropamba ( 29/10/2009 16:57)
Ny fisainanareo no efa maloto ka mahatonga anareo mandinika zavatra maloto @ hevitra madio arosoko.
15. pikatti ( 29/10/2009 20:58)
Ny ahy indray ry Mirana fantako tsara fa reny anti-dahy ireny maloto saina rehefa mamoaka resaka hoatran'ity kidoro mantsina amany ty
=)) =)) =)) =)) =)) =)) sady feno kongona sy parasy ny volo........bavany
16. terrywui ( 30/10/2009 11:36)
petsa rakidoro fa miseho miavona tsy mety miova tim ko ! zao ny oul efa lasa vaoavao daholo !ntsss swann ,stalin , haloow sns elah mbol eo iany !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2252