Bizna eto amin'ny serasera

1. hery ( 06/09/2010 08:02)
Koa satria efa mandeha tsara tsy misy olana intsony mihitsy ny siten'ny bizna http://bizna.serasera.org dia angamba tsy tokony hanaovana dokam-barotra intsony eto amin'ny dinika.
Amin'izao rahateo dia afaka mifandray mivantana amin'ilay nametraka antso na dokam-barotra rehefa ao amin'ny bizna raha misy fanontaniana na fangataham-panazavana.

Marihana fa ny antso sy dokam-barotra apetraka ao amin'ny bizna dia maimaim-poana foana.
novalian'i ouioui ny 04/10/2010 20:00
2. ouioui ( 08/09/2010 22:59)
Ao @ vatofototra.com koa mety tsara , efa nandefa tao aho fa tsy mena-mitaha @ serasera.org ka! [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
3. andrywui ( 09/09/2010 09:20)
ravato mody nandende taty amn .org iny anie efa koboko hatram voalou fa haka kil no but nle ngama iny e !... zao voany daholo ny mpanao pub-tsika tato fa nifindra any aminy any daholo !! zavatra handefasany email tsirairay ze olona manana zavatra atao ohatra hoe mariazy ,lanonanampianakaviana , concert sy ny sisa kouuu ! ....hon hon hon hon petsa hery zay !!!!
4. hery ( 09/09/2010 14:23)
ie, milay koa ao ka. Efa tao koa aho.

Izahay indray malala-tsaina. Afaka miditra sy mampiasa ny an'ny rehetra. Ary derainay ny gasy rehefa mahavita zavatra na iza na iza.

5. ouioui ( 09/09/2010 15:03)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
MERCI ho an'izay Malagasy rehetra malala-tsaina io bainn a, elah koa anie rahery mandray tsy raisina foana e, isaky ny misy valin(teny de sur la defensive foana toi klé

Marina izany bainn a, , ary tena tsy reven'elah koa anie le facebook zany e, aleo leisy malala-tsaina raha tsy tany toi depuis fevvrier de ny collabos ndray ve tsy avela hitsidika kely klé, tsidiho @ routers ao ndray ary firy ndray no nanondrana, hun tandremo sao tapaka lalan-drà

http://hery.blaogy.com/post/4/7407[IMG]http://smileys.sur-la-
sady pub kely koa ho an'ny Malgasy e

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
6. hery ( 09/09/2010 15:08)
:-)

Mahazo mitsidika facebook daholo kah. Izaho tsy hoe tsy mirevy facebook fa tsy miditra fotsiny. Betsaka ny zavatra mahaliana ahy andaniako andro ka tsy ampy holaniana amin'ny facebook intsony izao ny fotoana :-)

Itony indray izao no andaniako andro lolll.

Aza matahotra fa feo ratsy sy zavatra tsy milay no hitan'lah ao

7. andrywui ( 09/09/2010 15:12)
tsy mivoaka ry hery a !! aiza e ???

http://hery.blaogy.com/post/4/7407
gaigy kou no nahitanlah anity ry bainn a !.....


http://hery.blaogy.com/post/4/7407
8. ouioui ( 09/09/2010 15:18)
Faly @ zay ve rahery aloha e, mba mahalalà saina ihany bainn a, sao lasa hoatran'ika akamako iny , ary aiza ndray lehiny zay moa e,lasa nidongindongy ndray zao , bedesin'i hery lava hono lery , nefa nedala mba manao ouiouiM'sé @ rahery foana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]


andrywui:

gaigy kou no nahitanlah anity ry bainn a !.....

Ato anie bainn tsisy resaka miafina izany e, izay atao eto dia directe google daholo
9. hery ( 09/09/2010 15:21)
Nisy zavatra nafenina indray angaha any? lolll
10. andrywui ( 09/09/2010 15:22)
MILAY LE KLIP N'I TOI RY BAINN A !! FELICITATION ALOU E

HAY VE TOI TY KA MAHAY ZAVATRA E
11. hery ( 09/09/2010 15:26)
ary aiza ilay clip-n'lah mitendry gitara iny toa tsy hitako ao tsony e?
12. maevatiana ( 09/09/2010 15:27)
Feon'ny Fitiavana

Injay fa miantso ahy, ny feon'ny Fitiavana
Manohina ny fiainako, ka tsy azoko andosirana
Mahery vaika mantsy ka tsy azoko ampanginina ary tsy azoko andosirana
Ilay feon'ny Fitiavana maniraka ny zanany ho fiainana arahina
Ka raisiko ny anjarako, hizorako ny lalako (in-2).

1- Mba tsofy rano tsara re ry Dada sy ry Neny
'ty zanaka hiainga mba hanefa ireo adidy
any ho any kosa aho hahatsiaro anareo e, handefa tonom-bavaka
Mba tsofy rano tsara re, 'ty mpivahiny 'ty e
fa lavitra ny lalana ka mila ny tso-drano hanambina ny diako

2- Mba tsofy rano tsara re ry zoky sy ry zandry
'ty havana hiainga mba hanefa ireo adidy
any ho any kosa aho hahatsiaro anareo e, handefa tonom-bavaka
Mba tsofy rano tsara re, 'ty mpivahiny 'ty e
fa lavitra ny lalana ka mila ny tso-drano hanambina ny diako

Mahay clip mihitsy ra-Hery izany hihihi
13. ouioui ( 09/09/2010 15:28)
Zay ndray ny anlery , tonga de maramara saina foana , cool leisy bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]

Ahoana rahery tsy menatra ntsony zany @ fetin'ny serasera manao karaoké o, elah mantsy raha tsy mamomamo izay tsy ao tsara [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
14. andrywui ( 10/09/2010 08:53)
an an an letsy oui oui a !! .. tena mahavita kosa i hery raha nahavita an'io kah :: zah ndray alou letsy de mampirisika azy mba hiditra lalina amin'io fa milay a!! ary tena surprise be tamiko le izy a! ...

-- tsy arakarakin'ny fanalàny IP sy PS ato fa hay tena manantalenta le ngama ! ... milay ihany koa le feonlery raha ataony somary mavesabesatra fa tsy atao be effets vocal be loatra !...

-de mazotoa toi rahery fa tena mety io a! torahana vonikazo kely alou fa nahavita toi !! de asio hira hafa ndray ary de mba alefaso eto ho comenté -na e ! - le afindrafindrao n'i Freddy ranarison ireny ndray hiraina hoe !....
15. ouioui ( 12/09/2010 20:56)
Kay klé mampiresaka an-drahery ndray elah bainn , ié mba mety mampisokatra saina kokoa ve? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]

Efa navelan-drahery mikliky facebook daholo @ izay kosa ny collabos e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]

andrywui:

tsy arakarakin'ny fanalàny IP sy PS ato fa hay tena manantalenta le ngama ! ... milay ihany koa le feonlery raha ataony somary mavesabesatra fa tsy atao be effets vocal be loatra !...

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
16. andrywui ( 13/09/2010 09:44)
innn no mampahalanaky ny hehy anlah lety ?? kozy tena vrai ane zany e !... raha oharina amin'ny clip gasy sasany reny kosa de en qualité tsara ny anlery kah ! .. somary tia effets be fotsiny lery ! malin ....!
17. ouioui ( 16/09/2010 00:23)
Petsan'elah loatra leisy lery , izay no tena mampmé bainn a, ary raha ny fanalana IP sy PS izany no tena mahatsara feo de mety tsara feo koa ra-ika , tisy blogy ve any bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
18. mirananirina ( 16/09/2010 12:58)
Tsara ny mivazo sy mitendry bravo
19. andrywui ( 16/09/2010 16:06)
aaaahhh ...!! marina ny an'i mirana !! rahery ndray mahery izy kah ! - artista be lery io fa juste le manalanala IP io fotsiny anie no tsy mampilay an'inedala io e
20. ouioui ( 20/09/2010 13:15)
Tsy mbola hitanareo ve le cd vaovao é, tsisy fanalana IP leisy tany bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2225