Fitadiavana ao amin'ny tahiry Karajia

1. hery ( 01/09/2010 15:36)
Asa na hitanareo fa efa mandeha ilay fitadiavana teny na olona ao amin'ny tahirin-dresaka ao amin'ny karajia.

Rehefa miditra ao amin'ny tahirin-dresaka http://karajia.org/karajia/archives dia afaka mitady teny.

Raha hijery, ohatra, hoe niditra karajia marina ve i rakoto dia tadiavina fotsiny hoe rakoto dia hita eo hoe oviana no niditra dia inona no noresahiny :-)

Marihana fa ny tahirin'ny resaka androany dia tsy miseho.
novalian'i ouioui ny 04/10/2010 20:11
2. ouioui ( 01/09/2010 20:56)
Koa raha efa tsisy ato ve leisy rahery de hitsimpotsimpona resak'olona sisa klé , eto aza elah aza mitaraina ps vrakiny nefa any mbola pire, sady be bisandoka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
3. andrywui ( 03/09/2010 08:35)
ahh .. mba mamely alou le karajia bainn a ! fa tsy otranle mille bandes iry ! sady mba moramora idirana fa tsy be mpanakatsakana ! ... koboko ao zao elah ra tadiaviko ao oe inona no ataondrapika amin'izao fotoana zao de koziny hoe mihinambary sy voanjobory lery zao ! andramonlah ange e ! .... mahay i Hery kah ! io aloha de tena hainy io informatique io kah !! kobony koa ary hono elah ry bainnn oe nikotikoty an'i Mirana zany kou tao amn karajia tao !! hon hon hon
4. ouioui ( 03/09/2010 15:40)
Aoka aloha leis ampikonfesy bainn a, hitan'lery koa angamba zany fikako ato zany klé , saro-piaro be lesy lery io bainn a, ary toa nopetsahin-drahery koa le biographie nataon'elah leisy andrywui[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
5. andrywui ( 06/09/2010 07:58)
efa koboko iny fa nodilirin'ilery nopetsaina fa tsy koà letsy a! mahazaka kou zay kah !!

- fa rehefa mba voapetsa koa ry hery de aza malaky sendaotra fa mba raiso amn fo tony koa le petsa azonareo a !.....
6. ouioui ( 08/09/2010 22:53)
Ary kay leity i mpanazava iny petsan-dry zalahy foana , blokena foana nefa tsy hitako izay hatahorana , misy didy kofehy lehibe koa ato izany bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
7. andrywui ( 09/09/2010 09:18)
zany ve le ? ary itako i mpanazava tsy tena sahy mamosaka hevitra milamina zany ao hay ve voan'ny ramatahora sy ny tsindry hazo lena lava ao lery le .!!
8. ouioui ( 12/09/2010 21:00)
andrywui:

- fa rehefa mba voapetsa koa ry hery de aza malaky sendaotra fa mba raiso amn fo tony koa le petsa azonareo a !.....

Ka io le kôziko , mivadibadika fa tsy voatery hanana ny marina foana akory ny tsirairay, aleo adi-hevitra mazava sy malalaka fa tsy akanalana dinika na blokazy madinidika hafahafa , tsy misy mahafaty akory , fianarana foana ny fiainana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
9. mirananirina ( 16/09/2010 13:00)
Atsy @ karajia ve io resaka hita ny noresahana io,ilay ao @ pv koa ve?
10. ouioui ( 26/09/2010 01:40)
Izany hono ry mirana a, fitsikilovana daholo anie ny any zany e, vao mandalo any izany de voatsikilo sy tsikilovana, de ho avy eo ndray ry fianakams hilaza hoe aza miditra @ fiainan'olona , tsssss, misy tena fohy fisainana mihitsy kah , nefa ry zareo ihany no mitantara sy mamelambelatra ny fiainany erak'izao sites rehetra izao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0023.gif[/IMG]
11. cyril ( 03/10/2010 02:50)
Mangina lesy ry castor ialahy ve mba tsara le be tenda ratsy ity
ouioui:

Aoka aloha leis ampikonfesy bainn a, hitan'lery koa angamba zany fikako ato zany klé , saro-piaro be lesy lery io bainn a, ary toa nopetsahin-drahery koa le biographie nataon'elah leisy andrywui[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
12. cyril ( 04/10/2010 14:43)
Cyril ihany e, lohan'angidina hono no lohan'ialahy her her her
13. collocataire ( 04/10/2010 14:44)
aaaaaaaaaaaaaaahhhhhhhhhhhhhhhhhhhh misy mpialona be ooooooooooooooooo hé hé hé
14. andrywui ( 04/10/2010 19:23)
AOK'IZAY RY ZALAH A ! FARANO HATRETO AMIZAY BAINN FA MANKALEO BE A

BEURRRKK OZY RABAZY ZAY ..... FIN



STOP
15. ouioui ( 04/10/2010 20:11)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Mifamely ry cyril fianakams klé , zao anie no lazaiko fa tsy ampy hamidin'olona hoa lisany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4982