Tsetsatsetsa tsy aritra kely

1. ouioui ( 09/09/2010 00:12)

ssendra - 06/09/2010 19:46
otran'ny mba tiako ilay valikevitry hery sy ikaretsaka fa tsetsatsetsa tsy aritra kely!è
tsy misy option hoe tiako na tsy tiako hoatran'ny ilay hoe j'aime angaha eto amin'ny forum....,,???

Efa mangalangalatahaka ny facebook ihany hono aloha Rahery ka maninona no tsy asiana an'io ny serasera
Nataoko teo izy io satria tany @ fivavahana sy finoana tary , voadingana fotsiny nefa indrisy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
novalian'i jojo-bebe ny 20/10/2010 11:22
2. hery ( 09/09/2010 07:07)
:-)

Manao fiavin'ny tafara indray izany miteny hoe mangalatahaka facebook izany. Jereo ny tantaran'ny fb hoe oviana no niforona dia oviana ny serasera no niforona :-)
3. Belle ( 09/09/2010 12:23)
Nahazo ny sahaza azy izay ra-ouioui. MbA misaina oa vao manoratra fa aza miteniteny foana mba holazaina/miseho fotsiny hoe niteny...
4. andrywui ( 09/09/2010 13:14)
belle = hery hihihih


kobo e
5. ouioui ( 09/09/2010 14:18)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Mampmé mhitsy anie elah ty ndraindray rahery e, kinga ery nedala mamaly raha vao tohina kely , nefa le tena fanontaniana nataon'i tess "miss serasera" aza ty tsisy valiny foana , tonga de miaro tena be bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Tsisy niresaka iza no niforina voaloha io bainn a, na niforina voalohanay aza ny serasera , tsy izao no endriny tany amboalohany tany fa elah koa de misendoatra @ zany eo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]

Ary tena tsy revin'i bainn koa anie le FB zany e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]

6. ouioui ( 09/09/2010 14:20)
andrywui:

belle = hery hihihih


kobo e

Ary rahery raha hisandoka grave klé, avy nanao bitrokely de zao ndray hoe belle a belle
7. hery ( 09/09/2010 14:21)
:-)

Tsy mila mitady anarana hafa aho ry zalahy dia afaka mamaly an'lisany a. Tsy ny habetsaky ny ps no hahafahana maneho hevitra eto.

Eto vao IP iray fotsiny no sakanana dia fianakaviana iray manontolo no indray mipapapapa :-)
8. andrywui ( 09/09/2010 14:33)
hery === ))) - fery efa mikombona iny resaka IP iny de mbola loarana ndray !... de maninoa koa zao tsy manao ratsy loha be otrizany ? maninoa raha averina ny zavatr'olona ? zatra manao barofo loatra koa de io no ataony ! ataovy iany mou fa mbola ho azon'ny olona ny fomba hamonoana an'io IP an'ingahy io vao taitra ngah !! ... ny informaticien anie betsaka .. hon hon hon
9. ouioui ( 09/09/2010 14:45)
Ny anelah rahery alahelona ps klé, ataovy ray isan'olona sy ip leisy raha sahy elah fa tsy no miwawawawa lava eto klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
10. andrywui ( 09/09/2010 14:58)
- efa mandeha ny étude ndry zalah informaticien 'ny serasera.org hono izao fa raha vao tafavoaka zay de ny IP n'i hery mihitsy no sola voalou eto !! zatra mpanaonao loatra kah !! ... tsy afaka mahita serasera tsony ngah fa cyber ndray no aleha !!!! hon hon hon otran'ny hampimeme be ny mahita an'i hery sy i rondro mankany amin'ny cyber hitchat fa maty ny IP n'ny PC-ny .....hin hin hin hin
11. maevatiana ( 09/09/2010 14:58)
ary ato tsy misy fanakonana IP izany an!! dia dia hita be daholo ny rehetra misy olona maromaro notaomiko dia hoy ry zareo hoe: tsy afaka manafina IP any dia hoy aho hoe ahoana koa izany dia hoy ry zareo raha afaka mi-gérer ny paramètre ny tsirairay mitovy ny ato @ facebook de mankany izahay. Tokony hasina an'izany tokoa ry Hery na i Hery aza tokony tsy hahalala an'izany koa . Zah izao tonga de fantan'i Hery hoe Iza aho nefa aza tenitenenina fa zah matahotsa
12. hery ( 09/09/2010 15:03)
Raha ny tena izy dia tsy mijery IP izany aho raha tsy tena ilaina. Na ilay làlana mandeha mijery IP aza mbola lavitra be. Fa rehefa misy manao zavatra tsy mety izay aho vao tsy maintsy mijery.

Anisan'ny zavatra tsy mety ny misandoka.

Eto amin'ny serasera dia AFAKA manana ps marobe ny olona iray. Fa ny zavatra tsy mety dia ilay misandoka ps-n'olona hafa.

Raha te hanao Annie2OO6 dia afaka miteny hoe mba mahafinaritra ilay ps dia ampiasaiko, fa tsy hoe izaho ilay Annie2006 teto.

13. ouioui ( 09/09/2010 15:07)
Sssssshhhh resabe ndray ny an'i hery , zavatra jereny isaky ny mihetsika io matoa izao no fombany , lasa hotrany tsy mahatoky tena ntsony lery , io anie no nanontaniako indray mandeha izay hoe , mba inona hoa ny lalàna mihefy ny webmaster , fa hoatrany manao izay daninin'ny kibony fotsiny sisa , aiza koa ary @ politika ary no mifampitsaratsa resaka IP [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
14. andrywui ( 09/09/2010 15:10)
efa fombany hatrizay io bainnn a !... avoay le fika fanakonana IP ry hery a !... raha tsy hitanreo ny fanaovana azy de lazao anah fa haiko ny manao ny fikafika rehtra hanakonan'ny pokna ny IP ny ! .... ny an'ny hery de ny PC n'olona miboridana be eo alohany io no mba tiany ! - tsy makany swaziland any kou nareo fa any betsaka !!!!
15. hery ( 09/09/2010 15:12)
andrywui> raha mahita fika dia takony ny IP fa aza mipapapapa rehefa sendra voasakana :-)
16. andrywui ( 09/09/2010 15:14)
voasakana ahoana e ? ... hitady irika amle resaka annie ve ?? sssshhh akamanay iny bainn faza be fanatenana a !! na hotambatambazanao vola eo aza i annie de enao ndray no ho toriany fa manao kolikoly ratsy eo !! tsisy voapetsanao zany eo e !
17. hery ( 09/09/2010 15:15)
Ilay annie iza klou zany? 2OO6 sa 2006 ? lolll
18. andrywui ( 09/09/2010 15:16)
izy roa miaraka e !! ze tianao fa akamako daholo ireo !!.... ary fianakm's ato antrano mihitsy ka tsisy atahorana mihitsy !! hon hin hon hin hon hin
19. andrywui ( 09/09/2010 15:17)
nefa drokidrokio amin'ny email any ihany alou sao mba manaiky ny hanalàna ny IP ko izy rahery a !!!.... mahamay be ve kozy atsy am fivavahana de mitady hevitra mafy ny akama ??? hon hon hon hon
20. andrywui ( 09/09/2010 15:19)
Ny marina tsy azo takonina ry hery a !... na hanao inona eo enao de ny fahamarinana no voalohandaharana eto antany ! .. ka na petsainao maina aza zah de ny fahamarinana eny ihany !! manaraka anao eny ihany hoe zah mou le tsy nahavaly an'i andrywui tatsy am fivavahana de ny IP n'ny no nesoriko tany kouu!! ... hin hin hin hin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2941