Tsetsatsetsa tsy aritra kely

21. ouioui ( 09/09/2010 15:23)
hery:

Ilay annie iza klou zany? 2OO6 sa 2006 ? lolll

Efa tsy mahavita le kisarisary lol iny ntsony bainn zany an, efa mitady hiaka-pofona indray [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
Kalamina fotsiny rahery a, tsy resaka ny eto fa tady hanavandra eo , tsy misy webcam tokoa ve any mba jerena hoe manao ahoana izao hery izao ?? tezitra ve sa tsiky dia ampy ?? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
novalian'i foudre ny 10/09/2010 12:39
22. Belle ( 09/09/2010 17:12)
Voalohany indrindra dia fantaro fa tsy Hery aho aloha. Mandeha jereo ny momba ahy rehefa tsy matoky. Ianao (ianao hoy aho satria toa iray ihany ianareo roa ireo) no zatra manao io fomba lazainao io, ka ny olona koa no teneninao ho manao izany.

Faharoa manarak'izany, raha izaho no ouioui sy andrywui dia ho safo-kenatra tokoa aho satria sady tsy mana-kambo no manalabara-tena. Izao mantsy: manenjika dia manenjika ilay olona "tompon'ny serasera" nefa MIFITRA tsy mahita aleha sy anoratana fa eto ihany.

23. foudre ( 09/09/2010 17:17)

Ilay bandy ireto koa ve tsy mahay raha tsy mila vanona e!
Raha hendry tsy mitady zavatra hatao any an-kafa fa mbola ato amin'ny
site n'i ra-Hery ihany anefa no mbola miala voly.
Bandy mitady olana daholo, rehefa voasakana ny fianakaviam-be iray malaky mimenomenona anefa jereo izao hatao n'ny ry le rony izao, tena tsy misy fanajàna mihintsy na ny kely aza.
24. ouioui ( 09/09/2010 17:50)
belle:

Ianao (ianao hoy aho satria toa iray ihany ianareo roa ireo)

belle:

raha izaho no ouioui sy andrywui

Ny zavatra soratanao aza tsy azonao akory ka asa raha belle marina zany aloha ,
ié manoratra eto koa mahafinaritra ka, ka izao ry belle a, tsisy nampaneno anao anie teo fa enao no miditra kloty tery[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]

foudre:

Raha hendry tsy mitady zavatra hatao any an-kafa fa mbola ato amin'ny
site n'i ra-Hery ihany anefa no mbola miala voly.

Olona iray ihany koa izany hoy i bellel sy foudre , izany mantsy no mba resaky belle
Ka hoy fotsiny aminao belle a, iza no miteny @nao fa an-drahery ty site ty [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
25. ikaretsaka ( 09/09/2010 19:21)
Hay misy ianakaviana 1 manontolo mipapapa mihitsy le...
26. zama91 ( 10/09/2010 07:46)
i belle sy foudre lesy ouioui sur aho fa olona iray ihany,mety ho possible ho roa koa
fa i belle angamba mety ho le miss serasera io
donc tsy azo petsaina eto fa tsy maintsy azon'ny tsindry bouton eo indray
27. zama91 ( 10/09/2010 08:08)
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/x18iq4_jarifa-somjara-be-tao_music[/dailymotion]
aoka lesy izay aza petsaina intsony tantine an ,tsindry paingotra lesy sisa no azo atao tsy ho resy intsony inie iny ry zalahy e
tsiky dia ampy
28. andrywui ( 10/09/2010 08:47)
hon hon hon kobo e ...

i foudre io no efa itako tatsy ambany tatsy nanao fomba firesak'i hery !.... zao izy tena hita mazava mihitsy fa i hery !!! tsisy fika tsony fa tratra toi ry akama !

- i belle ndray de somary nisalasala ihany aho teo ho eo fa izao koa ah vao mino sy nahatoky fa nahaforona PS vetivety anakiroa teo sahady i Mr Hery ho entina hanapepoana ny ankilany !!!
maninona zao raha ny resaka sy ny adi-hevitra no atao fa tsy mitady zavatra surprise lava eto zao !! - ireo PS roa "belle et foudre " ireo de vao tato anatin'ny herinandro teo no niforona !!! izany hoe tao anatin'ireny olana be "affaire ssendra sy zama" ireny zany !!! ho atao inona ?? entina hanakiviana ny adva !! hon hon hon hon
29. zama91 ( 10/09/2010 08:56)
I belle io lesy la miss sera2 io an ,ny fomba fanoratrany tonga dia kobo,fa i foudre no somary misalasala aho
nefa moa lesy na iza iza na izy tsy any ny olona ,fomba fiady daholo izany,
30. foudre ( 10/09/2010 12:39)
Tsy vao niforona izany ry tony ny ps-ko a! jereo ny date nisoratako fa aza be menomenon-dava.
31. foudre ( 10/09/2010 12:41)
Tsy ps vao noforonina izany ry le tony ny ps-ko a!
jereo, oviana aho no nisoratra anarana.
Tsy mitovy amianreo daholo ny mpisera e!
32. andrywui ( 10/09/2010 13:53)
EKENA ARY E OLOKAFA I FOUDRE DE ALEFASO ARY NY DINIKAO HO VALIANA DE AZA MISENDAOTRA
33. zama91 ( 12/09/2010 06:59)
I foudre lesy efa lany bala an,efa voalazany teto daholo ny tiany ho ambara,izay anie le hoe ny varatra tsy mipoaka indroa e
34. zama91 ( 12/09/2010 07:31)
i belle moa dia izy io tsy manaiky gisitra io fa dia belle lalandava ,
35. zama91 ( 12/09/2010 17:23)
io indray lesy ra ouioui le hirako ,nisy moment le izy nanjavona ohatran'i rainivoanjo ,taitra be aho fa noheveriko nilatsahan'ny varatra koa lesy le hiran'i jarifa
36. nanjakely ( 16/09/2010 04:16)
Fa nankaiza la miss sera2 toa tsy hita intsony,
37. andrywui ( 16/09/2010 09:35)
ary ny anaranle miss toa misy hoe "ss"foana mahagaga tokoa !!!!!
38. mirananirina ( 16/09/2010 12:54)
tena voavaky hatrany amboalohany ka hatramin ny farany!mdr
39. andrywui ( 16/09/2010 16:05)
... ary toa samihafa tokoa ry Mirana ny fivavahana Gongar ,ny baniann ,ny coja o !?? sa mitovy ve ??
40. ouioui ( 20/09/2010 13:09)
Aleo himezana marina aloha e, be loatra le mandray am-po de lasa mararirary any @ tsy mahay maka any[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4928