Tsetsatsetsa tsy aritra kely

81. cyril ( 04/10/2010 12:46)
efa a bandy antitra be 47ans maery v letsybolamisary adalaan v kofiboa ko ela tsisy saina fa
82. cyril ( 04/10/2010 12:50)
ory pikatti a jereo ny tonanao 47ans mahery d bola misary aadalnireo kofboay kely ato reo ela hon hon hon mba menatr ee za namhinana vary iray vilia b aza za lety manabola af ts otranla tsis dikany el ea
83. cyril ( 04/10/2010 12:59)
Tsisy afa tsy ialahy wiwi no mahalala ny vadiko , ary faharoa le asa nolazain'ialahy tsy vitan'ialahy tany Bobigny iny fa hoe omen'ialahy ahy tsisy mahalala koa
Betsaka ny resak'ialahy foudre tao no zavatra tsy hain'i ouioui
Ilahy no foudre fa manomboka sûr aho
Manino izao ialahy raha mitsotra dia izay , mpiahatsaravelatsihy leisy ialahy a, mivavaha mafy ialahy foudre raha ho te voavela heloka hon hon hon

40ans anie leisy ouioui i andrywui , tsisy vady tsisy zanaka , lahimokana hon hon hon

Kobo ialahy gratos a, niteniteny fotsiny fa neveriko fa ouioui vrai aza her her her bandy mbola zokin'ialahy io rapika a, bandy tsy mety matotra hon hon hon , petsaoa ao refa tonga ialahy her her her

Mipetraka ao @ pasiteran'ny kremlin rue danton hon hon hon
84. cyril ( 04/10/2010 13:04)

Petsa be tenda feno aretina,ialahy ve dia mba bogosy ouioui,nifin ialahy mavo ohatrany castor petsa ialahy hon endasina eto ialahy le tenda goatre mivonto be feno aretina a sida
85. cyril ( 04/10/2010 13:07)
40ans anie leisy ouioui i andrywui e , tsisy vady tsisy zanaka ,tsy trano tsy asa lahimokana hon hon hon

Kobo ialahy gratos a, niteniteny fotsiny fa neveriko fa ouioui vrai aza her her her bandy mbola zokin'ialahy io rapika a, bandy tsy mety matotra hon hon hon , petsaoa ao refa tonga ialahy her her her

Mipetraka ao @ pasiteran'ny kremlin rue danton hon hon hon any saint denis
DIso leisy btamin'iny raouioui fa miala tsiny a, hay i wiwi no tena mpamorondainga mpitsaho hon hon hon
86. collocataire ( 04/10/2010 14:37)
aaahhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhhh ha ha ha ha , petsa i bezesta hihihihi, fa iza no misy trano @ lisany reto alou bain a
87. collocataire ( 04/10/2010 15:20)
ny sasany hono betenda patabe ny sasany hono be vody mpanao asa mainty ny sasany hono mpivavakatsisy asa , tsisy loha hihihihihihihiihiihihi, misy raha serasera hihihihihihi, misy mpialona be mihitsy ao aminareo ao oooooooooo
88. andrywui ( 04/10/2010 19:16)
hin hin hin panaelo be rapika kely le lena be fa tsy petsa tsony hon hon hon tena petsa marina ah le ... fa olty rapika a ! zama anie io manala anlah hatram maraina io fa ts zah e !! lanaky ny hehy lery teo niantso anah hon hon hon
89. andrywui ( 04/10/2010 19:23)
MATSIRO LE IZY FA MANKALEO E

AOK'IZAY RY ZALAH A ! FARANO HATRETO AMIZAY BAINN FA MANKALEO BE A BEURRRKK OZY RABAZY ZAY .....



STOP
90. ouioui ( 04/10/2010 20:07)
Henjana be ny nataon-drzama an'elah tato zany andrywui a, kiiii, hita daholo ve izao rehetra izao klé

O ry leity andrywui , nanao corp à corp t@ zama zany elah klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/boxe-paf-25.gif[/IMG]

Moramora racyril a , aza mamely mafy loatra hono elah sao misy safotra ny akama e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
91. cyril ( 04/10/2010 21:58)
Voaray ny hafatra bainn a, izay zany okay , tsisy kankay !!
92. andrywui ( 05/10/2010 08:18)
nenlah kosa efa miotry ny loha fa tsy mba mifanala tsotra kou aiza ny sasany no ts ho lagy !! zah anie lety mahazaka an'izao foroporona sy lainga rehetra ataonlah zao fa lery no tsy maha suporté anle 'izy e ! elah koa mo efa natao oe aoka zay mbol toizanlah fona nefa ny sasany efa hita fa efa lagy !! Ndana elah raouioui mifona any amin(i tonton fa tsy faly amlah anie izy e !
93. collocataire ( 05/10/2010 12:18)
hihihihiihihihiihih mahamay be fianakams te hanao taminy tao hihihihihihihi , tohizo racyril a ihihhihihihihihi
94. nyhaingo ( 05/10/2010 15:44)
rangitinao foana re ireo namanao efa tsy mamaly anao intsony reo dia ho avy eo koa hanao izy ireo avy eo dia hitohy eo indray anie ity fanalambaraka ataonareo samy hianareo ity e tsy tsara ve ny mifanaja e

jereo i zama91 fa tsy mamaly an'i ouioui intsony izy zao,dia tsy tsara ve raha mba manampahendrena ohatra azy e lasa ataon'ny olona hoe lehibe tsy amantsaina anie no ratsy e raha hianareo ihany no nilaza fa 47ans i ouioui tsy aleo ve mipetrapetraka e
95. cyril ( 05/10/2010 16:28)
aza miteniteny foana ianao ry andrywui nyhaingo a!!! tsisy ouioui miteny eo sao ho avy eo ndray izy hanao aminao eo hon hon hon hon ny haingo hono tsssss sady ouioui anie zandrin'i tonton e, i andrwyui 32 ans hin hin hin rafotsy iry no 47ans i la miss hon hon hon
96. cyril ( 06/10/2010 12:00)
Nareo anie ry haingo tsy maharaka e, efa hoe film no ato hon hon hon, mipapapapa ary nefamilaza tsy miraharaha her her her
97. nyhaingo ( 06/10/2010 16:10)
hamorona ady amiko koa zany i pikatti ? ireo namano efa petsainao daholo dia anjarako ndray zany zao ny ataonao her her her ataovy eo fa iantsoako ny vehivavy rehetra ato amin'ny serasera eo i pikatti fa hihihihi
98. swann ( 11/10/2010 13:49)
faizin'ny sipa ny akama ato kleee! !!..... elah anie bainnn efa kozina fona fa aza miady amambavy mbola mano fona e!! zao elah mety itambaran'ireo sipa bobaka be ato reo !!!!!
99. andrywui ( 13/10/2010 08:29)
MIFONAH HONO ELAH BAINN DE MITOHY NY KOZY A

ELAH EFA KOBO RAHATEO TAMIREO FIKA MALOTONLAH FOUDRE NGAILA GRATOS ...

MIFONAH BAINN AMILERY A ...TSY MAHAFATY ANIE ZANY E , NY HELOKA IBABOHANA MODY RARINY LETSY A
100. cyril ( 13/10/2010 18:13)
Ialahy mihitsy no tokony hifona bainn a!!! izaho aza leisy efa nifona tany @ ramatoa nangalariko sary iny , dia ialahy misandoka ps ato koa mila mifona mafy !!! ialahy rawix no tsy mahazaka daina ve sa ahoana e hon hon hon
DIA MIANDRY NY FIFONAN'IALAHY IZANY IZAHO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4306