Tsetsatsetsa tsy aritra kely

41. cyril ( 30/09/2010 23:37)
Aoka lesy izay ry zama,tokony tsy haka lagy ialahy,fa tokony hicomprendre,iny sipa iny anie lesy tsy niteraka e.eto @ serasera no mba solon ny fianakaviany,eto sy any fb izy mba a l aise dia korotaniny lisany,
42. cyril ( 01/10/2010 06:41)
Mipapapa vao maraina i foutre atsy marina hin hin hin hon hon hon , nanonofy ratsy ny akama marina her her her
43. cyril ( 01/10/2010 06:44)
Miaro sipa hono ny asany hon hon hon , ny tenany aza tsy voaharony , ny asany aza tsy voaharony , ny vadiny aza tsy voaharony hin hin hin , hoatrinona tokoa izany ny karaman'i foutre izao manao tanti-reraka izao aloha e, her her her
44. andrywui ( 01/10/2010 08:21)
Novitain'ny vozongo ny vadiny de io izy miwawawawa mankarenitsofina io !! ny 100euro n'i diloo amzany tsy mbola voaefany hatramzao , angah raha tsy mandeha ny varoatra silipy sy soutien dia miovà asa ndray fa aza misoloky tsony toi !!
45. foudre ( 01/10/2010 11:46)
rehefa mivika amin'y 100 euro lety dia mande mitady asa a!
ary lisany rehefa mikoty sipa dia tsory hoe efa manambady daholo fa aza mamitaka zanak'olona, izaho izao mbola celibataire, azoko lazaina fa manambady lety a!

o lety razama a! andàna aloha elah mitady vola misimisy sao tsy veloNkomana ny zanfan n'elah, i maintikely aza nitsoaka matanjaka, maMpalahelo koa aloha elah baina a! mamangy amin'ny fahorina letsy a! ataovy ambony ny morale fa aza manaiky hitapitapy izany letié.

46. cyril ( 01/10/2010 13:00)
Hay rafoutre olona tsy ana'asa akory , bandy marina toi kah hon hon hon , mitadiava toi vozongo hafa fa iny teo aloha iny efa vaoahen-ndry zalahy e hon hon hon, hay toi tsy mitira her her her
Mahereza ry foutre a ary bonne bourre rasarindokotra her her her
47. andrywui ( 01/10/2010 13:22)
o ra cyril a !... lery io anie zavatra bandy sady tsy endrika no tsy bika e !... otran'ny damizana vaky zay ny pozinlery io !! hon hon hon hon

rehefa mamindra ndray nedala de vokoka kely mampite hibaby zay hin hin hin zara raha afaka mande ... fa miseho be vava !!!! - mahagaga letsy fa ny olona kely aiana ihany no be vava be a ! - aiza zao ny 100euro nindraminlah tam DILOO tsy naverina hatramzao ?? mpisoloky !! haiko daholo anie ra foudre ny tantara e ! ....
48. foudre ( 01/10/2010 15:21)
fa lety ve efa nahita ny tavako no mi confirme an'izany e! kiiiiiiiiii
petsa ndray zà klé.
Mivika amin'izao 100 euro izao elah sa voan'ny 100euro tany ho any, andàna lety manomana
braquage raha mila vola a! tsy vitan'lisany ve izany, midaina iray trano ireo.
49. foudre ( 01/10/2010 15:25)
Hita mitsy ry lerony fa manque vola klé 100 Euro tsy misy farany, omeko chèques ve lisany aloha e! hahaha tsy mime loza aho lety tsy naleo ihany ve letsy nijanona tany madagasikara, nanotrona an'i andry Rajoelina, tany tsy mafy ny ady
izao aty antanin'olona mipapapapa mampalahelo mitsy klé.
50. foudre ( 01/10/2010 15:27)
ny sasany izany dia tena faly ery fa ny sipa no manavotra ny fiainany, atao inona lety bandy otran'izany klé.
51. cyril ( 01/10/2010 18:16)
aona tsara ry la sakaiza manody a !... namana alika , namana kisoa ! .... avereno ny 100euro n'i DILOO ry sakaiza manody raha lehilahy elaisany fa aza mivouvou otran'ny chien de salon bangaridana eto a !... kàkà kiloty !! ... hon hon hon

refa avy mivouvou le sakaiza manody malhonnette de ndana mivarotra silipy sy soutien fa aza be wawawawawouwouwouw eto elah e ... kisoa goink
52. foudre ( 01/10/2010 19:49)
hahahaha! mi delire ty bandy ty klé! mbola aiza letsy razama ny ahazo an'elah klé
izay hifanarahn'lisany amin'ny 100 euro n'lisany lety fa sao mipika tampoka ny lohan-drangahy
ka ho very sakaiza manody ny bandy klé, tsy nihomehy ndray zà ratsy ity klé!
Kely sisa elah dia ho lany clown mpanao cirque hahahah! azon'elah mora foana io 100euro mahalasa adala an'elah io amzay fotoana izay.
53. cyril ( 01/10/2010 23:12)
Mipapapa indray ve ny bandy milaza ho mafibe e !! hon hon hon, aiza ary zany ry papa a, hay ialahy clown fa tsy bandy , ny tena bandy mivoaka fa tsy mipapapapa aoa ambadika ry foutre a her her her
54. cyril ( 01/10/2010 23:16)
Mbola miafiana foana ve rafoutre milaza azy fa bandy e hon hon hon
55. cyril ( 01/10/2010 23:19)
Manao an-klaoty rafoutre hon hon hon , aiza ary izany raha tratra eto toi tsy vao maika ho foutre daholo hon hon hon
56. foudre ( 01/10/2010 23:32)
lany bala lety marina, toa tsy mamely ny bôl anio alina fa aleoko mande matory letsy fa tssssss
elah zany efa tena vizana , méme refrain foana klé, iza anefa mba efa vonona ny hikozy amin'elah.
Zà lety naman'lisany any am facebook ah! fa tsy lazaiko hoe iza fa mba miasa kely ny atidoha nlisany miseo ho mafy ireo. Raha tian'lisany dia supriméo ny bandy.
57. cyril ( 01/10/2010 23:34)
Mivoaha aloha toi hoe iza fa mahafinaritra anie nyb miresaka @ tena bandy e hon hon hon , raha mbola miafina toi dia saridonkotra her her her
58. cyril ( 01/10/2010 23:35)
Supprimena ahoana ry foutre a, aleo toi eo petsaina aloha e her her her , ao toi atao pasipasy hon hon hon
59. cyril ( 01/10/2010 23:39)
Lany bala ahoana rafoutre a, toi anie mafy be e, bandy mpitaty reraka ve hon hon hon, sa bandy mpitady paps , hay ve bandy tsy sahy miseho fa bandy fopla a, mikarama mafy izany izao rafoutre her her her
60. cyril ( 02/10/2010 00:14)
Ahoana rafoutre a!! aiza toi teo lasa maoana e her her her hon hon hon
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1054