Momba ny serasera.org

hery ( 21/03/2013 08:06)
Misy fitaovana anakiray atao hoe Pidgin izay azo ampiasaina raha hi-chat ao amin'ny serasera. Ka ity ny fomba fampiasana an'io [url=http://pidgin.im]Pidgin[/url] io. Voalohany indrindra aloha, ny [u... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/03/2013 05:37
Nehemiah ( 15/03/2013 13:25)
Tsara be ilay flux RSS eo akaikin'ny lahatsoratra voa tonga an (y) !... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 16/03/2013 07:39
vegas ( 09/03/2013 00:45)
Miarahaba Hery, possible ve anaovana système cochage ny fanekena ireo fangatahan'oul hiditra membre amin'ny dinika manokana (lasa vondrona izy ankehitriny ra tsy diso aho). Tena ela be lay miclik tsi... tohiny
amig0 ( 13/02/2013 16:47)
rvg
Tsy mande ny rvg aty aminay!... tohiny
novalian'i hery ny 14/02/2013 08:06
Nehemiah ( 21/01/2013 06:12)
Tokony asiana ny lohatenin'ilay lohahevitra novaliana ny notifications rehetra fa ny sasany tsy misy ka manjary sarotra be ny mikaroka an'ilay izy ao @ serasera rehefa tsy tadidy ny misy an'ilay lohah... tohiny
novalian'i hery ny 21/01/2013 14:40
sitlo ( 21/12/2012 13:09)
Mety ho tsara raha asiana j'aime sy spoiler ny forum serasera. Ny j'aime dia ohatra ny amin'ny facebook like. Efa misy(talohan'ny facebook) amin'ny forum hafa toy ny vbulletin sy IPboard. Ny phpBB ts... tohiny
novalian'i sitlo ny 27/12/2012 10:28
andrywui ( 27/11/2012 13:46)
[quote] Politika Mpandrindra: eugene, hery, ravatorano Hampiditra hevitra vaovao Adin'ny iray Adin'ny 5 lasa Iray andro lasa Dimy andro lasa Mihoatra Hevitra Mpanoratra Valiny Vangy Niova far... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/11/2012 13:50
hery ( 07/10/2012 20:29)
Araka ny hitanareo dia misy fampidirana sary tsotra dia tsotra eto amin'ny forum ho an'izay mampiditra lahatsoratra misy sary. Eo ambanin'ny fanoratana dia misy fampidirana sary. Raha ohatra ka tsy m... tohiny
simplex ( 12/07/2012 14:30)
rvg
sefo aaa tsy mande ny rvg... efa hatry ny omaly io thanx,... tohiny
novalian'i Tanora ny 14/07/2012 12:17
Fiffi ( 29/06/2012 10:40)
heu....saika mba hanontany zah we: maninn kay raha mba hasiana couleur ao am lé quizz ? mifangaro be manko lé fanontaniana sy ny "indice" sy ny valiny..... oh:- ny fanontaniana mba atao en viole... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/05/2014 17:20
andrywui ( 09/06/2012 12:29)
Masina ny tanindrazana !! [img]http://blog.ac-rouen.fr/clg-bernard-actioncom/files/drapeau-madagascar.gif[/img]... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/06/2012 23:35
bichette ( 18/05/2012 11:27)
miarahaba anareo, ahoana ny famafana tononkalo ao amin'ny tononkalo ? rehefa atao hoe "fafao" dia tsy voafafa ilay izy ! misaotra indrindra... tohiny
novalian'i iloinen ny 28/05/2012 14:29
andrywui ( 23/04/2012 23:36)
Fa no tsisy afatsy zahay sy Enry no ahotsanao ao Amin mur nao ao le ....rah tehanao pub anle serasera enao de fika hafa atao fa tsy bandy no asaviritakanao ao e ...mazava be mitsy ie andrywui sy I enr... tohiny
novalian'i andrywui ny 03/05/2012 10:28
Djhamhal ( 11/04/2012 05:27)
bjr daôlo ! fa inona kay no antony hamafan ' i Ralay ny sariko ! nefa mino aho fa hita ao ny endriko ! tsy mamoa fady ny sariko ! tsy azoko ??? mba afaka manazava ve ny tomponandraikitra ??? misaotra... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/04/2012 19:56
Djhamhal ( 19/03/2012 08:01)
Miarahaba antsika rehetra ! Efa ela ihany ny tenako no tsy teto ny antony moa dia tsy dia tsy miankina amin ny serasera velively akory fa antony manokana . Ka misy soso kevitra na fanatsarana kely ato... tohiny
novalian'i andrywui ny 15/04/2012 19:59
bichette ( 24/02/2012 07:40)
mba mila fanampiana fa te hiditra amin'ny dinika manokana aho fa tsy haiko hoe avy aiza no fidirana, tsy hitako intsony. misaotra indrindra... tohiny
novalian'i bichette ny 20/04/2012 10:30
rherym ( 06/02/2012 17:12)
[b]AONA NY MANAO AN'IZANY[/b]... tohiny
hery ( 29/01/2012 18:52)
Araka ny nampanantenaiko ankizy vitsivitsy dia tiako haseho anareo amin'ity lahasoratra an-tsary ity ny fomba fampiasana ny Pidgin mba hahafahana mikarajia haingana sy mahafinaritra ao amin'ny karajia... tohiny
novalian'i hery ny 06/02/2012 18:33
jajajaly ( 24/01/2012 10:47)
ireto misy fanontaniana 4 tsara ho fantatra handraisanao soa momba ny tranonkala fiseraserana [img]http://www.web-images.org/images/13011_1.jpg[/img] [img]http://www.web-images.org/images/13011_2.j... tohiny
hery ( 19/01/2012 08:32)
Tamin'iny faran'ny herinandro teo iny dia nasiana fanovana kely ny milina anatiny momba ny fidirana eto amin'ny takelaky ny serasera.org rehetra. Amin'izao dia tsy mila mampiditra solonanarana isaky n... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.0667