TEE SHIRT

1. sahia ( 23/05/2014 06:32)
Mba aiza woa no ahitana ny mpivarotra ireny " T Shirt NAMANA SERASERA" ireny e, omaly mantsy zah nahita olona nisalotra ilay izy, teny ambony taxi be zah dia tsy afaka nidina fa rah toa ka nandeha an-tpnotra aho no nifanenaan'ilay ranamana io dia nanotaniako mihiatsy izy. Ary sao mba misy "jogging Serasera" koa any ho any fa zah no mety tsy mbola nahita? Tena mba mikasa ny hividy raha toa ka zakan'ny tsenam-bolako an.
novalian'i sahia ny 10/07/2014 07:27
2. hery ( 23/05/2014 07:19)
Mila tenenina ry ravatorano raha mbola misy any. Efa elaela ihany mantsy ireny... Izaho koa mbola manana fa anakiray :-)
3. sahia ( 10/07/2014 07:27)
Fa tsy mety angah raHery rah toa ka mba manatonta indray an, dia mba alefa eto ny mikasika ny vidiny sns e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1598