Momba ny serasera.org

simplex ( 03/08/2016 17:09)
rvg
Otran'ny misy simba le hoe afaka mandahatra hira 2 isaky ny adiny 1. Efa adiny 2 mahery no lasa mbola tsy manaiky ihany nedala. Misaotra ooo... suite
répondu par hery le 11/08/2016 07:17
hery ( 28/07/2016 10:24)
Nisy olana kely teo ny forum. Tsy nahita internet oa ny tena satria tany ambanivohitra aty an-tanindrazana ka elaela kely ny fanamboarana azy. Efa mandeha izany amin'izao fotoana izao. ... suite
répondu par hery le 11/08/2016 07:18
vazivazo ( 04/05/2016 05:04)
Tena tsy tsaroako hoe taiza no nahitako ilay hoe lalao serasera iny ry Hery an: misy ilay dikan'ny anarana, ny voninkazo, sns e, Izany hoe raha mba te hiditra @ iny dia aiza ho aiza ato? Sao mba azo a... suite
répondu par hery le 04/05/2016 06:41
hery ( 30/03/2016 12:58)
Manao mise-à-jour-n'ny site serasera tsikelikely (mamindra azy amin'ny serveur vaovao) dia mety hisy olana vitsivitsy...... suite
répondu par hery le 17/04/2016 05:43
manajafitia ( 29/02/2016 09:58)
salama hery! ahoana no atao raha hanova adresse mail, very ny adresse nanokafako kaonty dia tokony hovana , android ! misaotra betsaka amin'ny fanampiana! ... suite
répondu par hery le 08/03/2016 15:04
hery ( 08/09/2015 23:58)
Salama, Efa mivoaka izao ny voatra faha 3.0 andrana (beta) amin'ny takelaka namana.serasera.org Raha hanandrana ianao dia midira amin'ny http://namana.serasera.org/?beta=on Dia apetraho eto amban... suite
répondu par SederaMioty le 13/06/2017 19:05
Jugali ( 04/09/2015 09:56)
Ankotrzay manin moa iz ty raha atao opensource e? 'zay vonona ny hanao bénévole ra 'zay. ampivotra aingana an'tony ambohimpiaonana tony.... suite
répondu par hery le 07/09/2015 10:55
Jugali ( 04/09/2015 09:39)
1) 'le leratsika @ty v rzala ts tokony atao lera eto an-tanindrazana? 2) otran mba te hahita "profil" an'ireo membre aho 3) d tableau de bord hoan' tena koa - notification @ ty site ty ian. 4) nojerek... suite
répondu par hery le 07/09/2015 12:23
mpisotrtoaka ( 17/06/2015 14:21)
Mety azo asiana resaka momba ny fikarakarana ny fitaovana fampiasa an-dakozia ve ato hery a ?... suite
bor2lais ( 22/01/2015 08:37)
Miarahaba an'i Hery, Misy post tiako esorina ary afindra satria diso toerana saingy tsy eo intsony ilay bokotra "fafao". Lasa HS be ilay izy raha tsy esorina. Ahoana no atao azafady ? Misaotra mialoha... suite
répondu par bor2lais le 05/03/2015 16:02
hery ( 21/10/2014 22:18)
Manatsara tsikelikely ny takelaka tsirairay aho. Ny takelaka http://tononkira.serasera.org indray izao no vita. Io takelaka io no anisan'ny tranainy indrindra eto amin'ny serasera satria tamin'ny taon... suite
répondu par mpisotrtoaka le 17/06/2015 14:18
hery ( 08/10/2014 13:54)
Raha sendra nandalo tao ianareo dia nahita fa novaina kely koa ny Takelaka tononkalo ao amin'ny http://vetso.serasera.org Teneno ihany raha misy tsikera na soso-kevitra. Marihina fa mahatratra 7000... suite
répondu par hery le 10/10/2014 14:52
sahia ( 12/09/2014 08:00)
Ho anareo tompon'andraikitra voalohany ato amin'ny serasera no tena iantefan'izy ity: Mba azonareo hazavaina ve hoe MANINONA NO TSY MISY MIPOITRA eo amin'ilay hoe namana rehetra rehefa mba hijery ny m... suite
répondu par ora le 02/05/2016 04:17
rabaradaka ( 12/08/2014 14:27)
izahay tantsaha itony moa tsy mba mahay loatra an'ity resaka internet sy informatique itony fa misy namana nasaiko niditra ho "ami" amin'ny serasera izay tena bobaka be tokoa. Fa hoy ry zareo hoe anga... suite
répondu par rabaradaka le 19/09/2014 17:38
hery ( 02/08/2014 21:10)
Ho anareo (be dia be) izay milalao ao amin'ilay http://lalao.serasera.org/anarana dia nohatsaraina kely ilay izy mba hitondra fahalalàna teny malagasy ihany koa. Manomboka izao ary, ny teny tsirairay... suite
répondu par Fiffi le 09/08/2014 17:14
hery ( 07/07/2014 21:51)
Sahirana be zah rehefa mijery forum amin'ny telephone dia namboarina kely natao responsive tsotsotra ny forum. Tsy dia tena raitra fa efa azo vakiana amin'ny telephone fotsiny aloha amin'izao. Ny ami... suite
répondu par rabaradaka le 01/08/2014 10:58
mangana ( 21/06/2014 08:26)
misaotra ano M. Hery fa azon'ny rehetra vakiana ao anaty facebook ny seraserantsika eto, tena hevitra tsara sy mety. Aoka mba hampiseho fahamendrehana kosa izay manoratra ka tsy hilaza vaovao tsy mari... suite
répondu par rabaradaka le 01/08/2014 10:59
ari.malala ( 05/06/2014 08:36)
miarahaba, toa tsy ao intsony sa izaho no tsy mahay mijery?... suite
répondu par veloo le 05/06/2014 18:52
sahia ( 23/05/2014 06:32)
Mba aiza woa no ahitana ny mpivarotra ireny " T Shirt NAMANA SERASERA" ireny e, omaly mantsy zah nahita olona nisalotra ilay izy, teny ambony taxi be zah dia tsy afaka nidina fa rah toa ka nandeha an-... suite
répondu par sahia le 10/07/2014 07:27
rabaradaka ( 16/05/2014 13:11)
tena tsoriko fa malalaka ny serasera eto, tsisy sivana, aoka kosa tsy hiteny ratsy na teny mamoafady isika, aoka koa mba samy hifanaja. Tiako be ity serasera ity... suite
répondu par hery le 23/06/2014 10:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0449