Fanovana solon'anarana

1. manoa131 ( 21/10/2016 15:10)
Miarahaba antsika rehetra!

Azo ovaina ve ny solon'anarana serasera.org ?

Misaotra mialoha.
novalian'i dallasflynn ny 22 andro lasa
2. hery ( 20/11/2016 22:47)
Salama

Azafady fa tara vao namaly.

Hatramin'izao dia tsy azo ovaina ny solonanarana eto amin'ny serasera.org

Safidy noraisina hatramin'ny namoronana ny serasera efa 15 taona lasa izay ny hoe ny solonanarana no mibaiko ny fifandraisana rehetra eo amin'ny sites maromaro. Ka raha vao miova ilay izy dia tsy maintsy ovaina koa ny any amin'ny sites hafa izay mampiasa ilay solonanarana. Mampikorontana zavatra betsaka anefa izay.
3. dallasflynn ( 22 andro lasa)
Misy ve safidy hafa amin'ny solonanarana afaka jerena shell shockers online?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.149