hery - 08/09/2015 23:58
|
![]() Efa mivoaka izao ny voatra faha 3.0 andrana (beta) amin'ny takelaka namana.serasera.org Raha hanandrana ianao dia midira amin'ny http://namana.serasera.org/?beta=on Dia apetraho eto ambany ny sosokevitra na hadisoana hita na fanatsarana tokony hatao fa fankaherezana ihany koa ![]() Misaotra |
hery - 09/09/2015 00:14
|
![]() |
maningana - 17/09/2015 06:47
|
![]() Raha te hijery ireo namana manokana moa zany dia ahoana no ahitana izay, sy ilay hoe namana nifidy ahy (lay takelaka taloha mantsy nisy ireo) zao ohatran'ny tsy misy afatsy fitadiavana ilay namana no ato. Mankasitraka @ valiny |
hery - 17/09/2015 08:04
|
![]() Na izany na tsy izany dia ery amin'ny farany ambany daholo ny rohy rehetra ilaina izay nisy tao amin'ny site teo aloha. Misaotra anao. |
Fiffi - 17/09/2015 19:35
|
![]() rehefa tafiditra ao am "namana" dé tsy mahita ny "dinika (forum) samy hafa zany ireo ? ....lasa site 2 ? ny iray namana dé ny iray dinika ? humm.....lé soratra mangamanga kely ary raha mba atao mazavazava kokoa ? ohtran-we manga kely loatra fa raha hampiana gras kely mety hummm....tsara be... |
Fiffi - 17/09/2015 19:37
|
![]() misaotra manomé fahafahampo lalandava ny mpisera.....:p |
hery - 17/09/2015 20:53
|
![]() ![]() http://namana.serasera.org sy http://forum.serasera.org Ao amin'ny http://serasera.org/ no ahitana azy rehetra. |
Fiffi - 18/09/2015 09:06
|
![]() zah aloha rehefa mikliky namana serasera dé miseho etsy ambony daholo...ny: Serasera...Namana....Tononkira...Tononkalo...RadiovazoGasy...Karajia...Bizna...BazarBe...Ohabolana....Tohiny... lé vaovao etsy ambony juste misy : Fandraisana...Ianao...Namana...Hafatra...Sary...Vondrona. fa tsy mahita zah we aiza daholo ireo liste ambony ireo ? ... |
hery - 18/09/2015 09:08
|
![]() |
Fiffi - 18/09/2015 13:16
|
![]() ...fa raha te hijery dinika , liste rehetra dé voatery manokatra page vaovao "serasera-dinika" hihihihi ampio "gras" kely lé mangamanga fa je pense we tsy dé mivoaka loatra...(hevitro manokana io an).... merci hery |
hery - 18/09/2015 13:42
|
![]() Aiza no asiana gras? |
Fiffi - 18/09/2015 19:12
|
![]() ireto..... • Chat - Resaka mivantana • Ny momba anao • Hanova tenimiafina • Ny tahirintsariko • Eritreritra mandalo • Hiditra Namana ...ireto... • Namana rehetra • Hitady namana • Namana manokana • Nifidy ahy • Namana voasakana • Nisakana ahy Hafatra ...ireto.... • Hanoratra hafatra • Hafatra voaray • Hafatra lasa • Hafatra tahiry • Vakiraoka • Eritreritra mandalo Sary ...ireto... • Hampiditra sary • Hanokatra tahirintsary • Sary rehetra • Tahirintsary Vondrona ...ireto.... • Vondrona rehetra • Ny natsangako • Vondrona nidirako • Hanangana vondrona Momba ny takelaka ....ireto.... • Soso-kevitra • Zava-baovao • Fanoroana zany we ireo misy point ireo en bleu fa somary matroka lé bleu.. hihihihi hampiana "gras" kely dé tena miavaka tsara lé izy... |
mirreilleprincila - 21/09/2015 08:29
|
![]() |
soa.tiana - 21/09/2015 08:47
|
![]() FA MANINONA HO HIALA ? |
hery - 21/09/2015 09:22
|
![]() ![]() Ny serasera dia nianatra ny nataon'ny Yahoo tamin'ny taona 2002 tany. Tsy nisy hoe tsy te ho membre yahoo intsony fa rehefa tsy vangiana fotsiny dia maty ho azy afaka 6-mbolana. Tokony hasiana fialàna ihany marina angamba ho an'ireo izay mitsapatsapa. ![]() Miditra izy ny maraina dia ny hariva izy hoe hiala. |
soa.tiana - 21/09/2015 10:17
|
![]() Mahagaga nge le olona e! |
manelec - 26/09/2015 17:38
|
![]() |
TenWors - 29/09/2015 08:08
|
![]() saingy amin'ilay valiteny hoe maty ho azy ho an'ireo izay tsy hampiasa intsony dia aleo angamba nmanokatra vaovao |
sahia - 06/11/2015 12:03
|
![]() Eo @ ilay tchat privé etsy ambany à droite no tiako asiana fanambarana kely e, sao misy fomba hitehirizana ny historique fa toa tsy misy hita mantsy ny resaka noresahana omaly raha miditra eo @ izy io indray ohatra androany. Ankoatr'izay, raha manana hafatra vaovao voaray aho izao, misy fanamarihana kely ve ahalalako fa misy izany ao @ hafatro ao Ary fahatelo, MISAOTRA ANREO MPANDRINDRA SY TOMPON'ANDRAIKITRA REHTRA E! |
valiih - 12/11/2015 08:44
|
![]() |