Serasera sy facebook, tena tsara

1. mangana ( 21/06/2014 08:26)
misaotra ano M. Hery fa azon'ny rehetra vakiana ao anaty facebook ny seraserantsika eto, tena hevitra tsara sy mety. Aoka mba hampiseho fahamendrehana kosa izay manoratra ka tsy hilaza vaovao tsy marina na hanendrikendrika olona fotsiny. Mankasitraka Hery a !
2. hery ( 23/06/2014 10:34)
Dia ampitampitao ara e.

Lazao ny akama rehetra: https://www.facebook.com/seraseraorg
3. rabaradaka ( 01/08/2014 10:59)
fa efa betsaka ny nataoko invité hijery ny fesiboky misy ny serasera angamba efa ho an-jatony mahery. Milay kosa aloha ny serasera e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3142