Quizz....
1. Fiffi
(
29/06/2012 10:40)
heu....saika mba hanontany zah we:
maninn kay raha mba hasiana couleur ao am lé quizz ?
mifangaro be manko lé fanontaniana sy ny "indice" sy ny valiny.....
oh:- ny fanontaniana mba atao en violet....
-ny valiny atao en rouge.....
-ny "indice" en violet ....
sa tsy possible io ?
merci

novalian'i Fiffi ny 24/05/2014 17:20
4. Fiffi
(
29/06/2012 16:11)
merci !! merci hery an !
hihihihihi tena milay be kosa lé izy an !
mazava tsara.....ny loko au top koh......
ny top 10 mazava be .....
waouuuuuuuu manja kah !

5. andrywui
(
02/07/2012 22:14)
slt fiffi !! innn kay zany kuiizzz zany mdr !!
ary elah less fiffi lasa tsy hita tsony a sady tsy mba hita mitsy ! sa nanadino ve !

6. Fiffi
(
03/07/2012 08:56)
andrywui:????????
slt fiffi !! innn kay zany kuiizzz zany mdr !!
ary elah less fiffi lasa tsy hita tsony a sady tsy mba hita mitsy ! sa nanadino ve !
9. Fiffi
(
24/05/2014 17:20)
lasa mazana be lé quizz.....
lasa am teny gasy ranoray dé .....
tsy nahita na valiny iray aza ....
merci wendy nanampy na dé zany aza...:p :)