Misy lolovokatra sy fantômes be dia be mitsangana @ maty ato serasera Rahery

1. ouioui ( 16/07/2010 12:24)
Ahoana tsara fa tsy mazava ny fandehany ??? Misy Andrywui olona efa maty nanao heloka be vava nitsangana t@ maty , tsy hay intsony na hoe ahoana na ahoana, nahaza amnistie ve ny olona efa maty sa afaka miverina daholo fa tsy niova ny fomba fanoratana anarana
Fanontaniana tsotra fotsiny iny anahy iny Andriamatoa Hery
Miandry valiny mahafapo avy @nareo mpandrindra
Misaotra tompoko
novalian'i pikatti ny 26/07/2010 17:50
2. andrywui ( 16/07/2010 16:15)
mbola tsy afaka angaha ny alaelonlah amiko ?

mangataha amin'i hery lety de averiny koa ny zama91 sy ny rainivoanjo sy ry batista sy ry virijiny sy ny sisa mpanao copie coller ireny tato a!! angah misy manopanopa be tsony tato zao refa afaka tato le psnlah ireny ??

matoa lety eo andrywui de gentil sy tsy miteny ratsy be otranlah zay a!! manao alahelom-behivavy !!!!!!! tsy afaka mitsy
3. andrywui ( 16/07/2010 16:17)
aza manao loham-bavy otranizany lety a! mba manaova lahy toetra amzay !!! sa elah pelaka ??


-ny pelaka no manao an'io firesak'elah io fa tsy olona normal !!....


pelaka = sarimbavy !!!


4. andrywui ( 16/07/2010 16:20)

--- Aza mihaino an'io batista mpanao COPIE COLLER teto sy nanao ale "ANKITIFITIFITRA be (PORNO) io Hery a!!


mody manao mohaja be elah amin'ny PSnlah zama91 nefa amin'ny PSnlah sasany tena tsy izy mitsy ny teny ratsy sy ny fandefasana porno eto ary ny copie coller !!....
5. andrywui ( 16/07/2010 16:26)


zany ve no mba lohanlah lety ?? sakaiza manody marina ty ....
6. andrywui ( 16/07/2010 16:28)
ary aona io ouioui anlah io ??? soavliko anie io e!!!! ka ahoana ?? sao de tokony esorina koa ny IP na*lah !! ary aona koa le andrywui.(misy point) , sy ny pikatti.(misy point nataonlah ireny ???? nisy nanala ny IP nlah angah teo ??? sa be fialonanana ????....
7. andrywui ( 16/07/2010 16:42)

-- miverena letsy tena lehilahy ra-FETICON a!.. ambany loatra zany hevitr'elah zany !! mba nianatra ve zany ?? - tena vavy toetra e ....
8. andrywui ( 16/07/2010 16:48)
-- tadidio koa fa rehefa niova nihatsara otrizao ity serasera ity de efa nialana izay lohanlah LOMORINA izay !...

-- raha ny heloka sy ny fahotana mahafaty vitanlah tato ary de tokony tsy ho tafiditra ato mihitsy intsony elah fa mbola namindrana fo rehefa niova nihatsara le serasera !!

-- ka ny ho avinlah mihitsy amboarina fa ra ze vitanlah taloha teto zay ra zigzag batista de tokony hofaty intelo teto mihitsy ny IP anlah ...

(PORNO(ankitifititra be ) , COPIE COLLER(nanimba dinika teto fotoana lavabe) , teny ratsy(zigzag )tsy lazaina tsony !!!) nefa mbola io elah !!
9. ouioui ( 16/07/2010 18:47)
Mazava be anie ny resak'ialahy izany e,..tadidin'ialahy tsianjery daholo ny adalana nataon'ialahy !......

Aiza no hisy olona efa maty no mitsangana sahady aloha @ izao ???
Valio hoe io fanontaniako io!!!

Milaza ialahy fa tsisy fanompana olona , ary naninona no nompain'ialahy i Robie , ié io Andrywui io mihitsy no nanopa tao sady tsy vitan'izay fa nadefasan'ialahy sary porno hono tany aminy tany
Izany ve no toetran'olona milaza azy fa sérieux !!!

Tokony vonoina avy hatrany io Rahery fa manao ny fanaony taloha indray
Mbola tsy fay ihany mantsy ny namonoan'iHery ny Terrywui , tena mbola vavy toetra ialahy fa tsy lehilahy mitombina , tsy mety matotra foana nefa efa ho 36ans
10. andrywui ( 17/07/2010 17:32)

ppppfffhhhh.... manao resa-jaza maroroka elah ry feticon a ! ary elah tsy mba miantso mihitsy an !sady refa antsoina de miavonavona be !!!! sa mbola tezitra ?? hin hin hin ...ozy ny Tompo hoe:" tezera fa aza manota anaka !.." hon hon hon


11. zama91 ( 17/07/2010 18:25)
ka na olona classe deCM2 aza ve letsy ry wiwi dia tsy ahalala hoe tsy ZA IO ouioui sy zigzag ary bekiraron'ialahy,anontanio rahery.Tsy te hiresaka be an'ialahy tohizo ny rediredin'ialahy
12. andrywui ( 17/07/2010 18:32)
feticon sy zigzag anie no demony fa tsy elah ry zama91 e! aona letsy a... ary tena ela elah zay tsy hita mitsy a! hay ve tsy elah reo bandy reo e! za ve letsy nahalala !.. deaona letsy aovina mifankahita ndray ??
13. xxwx ( 20/07/2010 06:05)
Hilaza eto indray izao i andrywui=terrywui=antimpanahy=swann=stalingrad ===>MPISOLOKY fa nandrotraka volabe tao @ compte serasera VAO hafaka gadra, ataon'olona foana ialahy @ ity fisolokina lava tsisy farany ity , ataovy ihany fa TSARA e
14. andrywui ( 20/07/2010 08:32)

-- Le Pseudo anlah ZAMA91 iny ihany letsy rafeticon no milay fa ajanony ity XXWX ity fa bombina be a !....
15. xxwx ( 21/07/2010 20:22)
O ry vandin-dreniny a!! Tsy izama izany ty e ,bazilozitra ihany e
16. andrywui ( 22/07/2010 14:38)
fangah naka ny ps n'i bazylou ndray elah ry ZAMA91 a!! taiza no nahitanlah ny mot de passe nlery le ??
17. xxwx ( 23/07/2010 11:13)
Tao anaty sotifan'i bôfin'ialahy izany hono
18. andrywui ( 23/07/2010 11:53)

hon hon hon hon 19
19. xxwx ( 26/07/2010 07:45)
HIN HIN HIN 20 foana ny anay fa tsy 19 zany ry tgonton a
Aza miady ny anjaranay e, ao ilahy omeko 0/0 , tsara anie zany tonton e
20. pikatti ( 26/07/2010 17:50)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mort-de-rire-saoul-28492.gif[/IMG]
zay ny an'elah rawix ny an'olona 20 elah nomeny aotra be zao , ao kosa mba asiana 19,99 fa mba efa hendrindry nedala tato ato izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1034