fa mba inona koa ary tony

1. bazylou ( 01/07/2010 10:30)
siten'ny serasera feno pub avia havanana itony. tsy misy saosy intsony angaha rahery vatorano le.....
novalian'i xxwx ny 26/07/2010 07:47
2. bazylou ( 01/07/2010 06:25)
faillite koa ny serasera le aza; ataovy sorisory amin'izay e
3. terrywui ( 01/07/2010 08:52)
omaly letsy tena takonle flirt oul mitady vedy reny ny avy aty amn tapany misy ny anaran'ny mpamly a!...androany ndray izao de io maillots de bain io manakona eo !! rapika no mila an'io sy mpijery lava an'io eto fa tsary misy tia an'io eto aneee!.... sady ratsy fipetraka tokoa le izy letia a!
- ny serasera alou tsy faillite e za ary vao nandrotsaka tao amn PAYPAL tao ndray kouu....fa ny fipetrakle pub ndry lerony no fopla be !!....
4. hery ( 01/07/2010 10:28)
Ndana mankany @ site hafa, sobika.com ohatra fa any tsisy pub :-)
5. hery ( 01/07/2010 10:30)
terrywui> Nandrotsaka tao @ paypal? lolll

Ary elah gravy raha hisoloky an.

Aleo lazaina ampahibemaso fa mbola tsy nandrotsaka tato amin'i serasera i terrywui na dia 0,01 centime aza :-)
Raha diso izany dia alefaso ho hita ny reçu fa izay nanome dia manana reçu daholo :-)

Lohana foza orana mihitsy loll
6. pikatti ( 01/07/2010 11:08)

Aleo lazaina ampahibemaso fa mbola tsy nandrotsaka tato amin'i serasera i terrywui na dia 0,01 centime aza


Afa-baraka tanteraka elah rawix ,izay ary ny anlnah , mpisoloko anie nedala io Rahery e, bandy kely mpangarom-paosy ao Barbès ao
7. hery ( 01/07/2010 11:17)
:-)

Ny zavatra hafa no ifanaovana sangy fa ny resa-bola manimba fihavanana... sao ny olona gaga hoe kay i terrywui nanome vola kanefa tsy hita ao anaty kaonty ny vola nomeny :-)

aleo mazava
8. terrywui ( 01/07/2010 11:42)
diiinnnn.....vao TGV anakiroa no tazan'i hery tato tonga izy de niaka-pofona be !!!...

ny politika bainn tsy entina amn fo sady mora hita otrizao fa mba afenimpenina a!...

nandrotsaka ny bandy fa ny Paypal /Ambondrona zahay no nanao be e!.... ny akamanareo mpiondana aza tsy mandrotsaka mitsy na 0,0000,0005centime araky ny kozinareo kouuu... tsy nahafoy na niparticipé ambondrona na tee-shirt serasera na casquette serasera !!...za ane bainnn manana e !!....

9. hery ( 01/07/2010 11:48)
terrywui> Resaka serasera ity fa tsy resaka politika :-)

- Tsy nisy paypal ambondrona nanao be izany teo. Fantatro daholo ny ankizy nividy billet tamin'ny Ambondrona. Ary billet Ambondrona iny fa tsy cadeaux ho an'ny serasera :-) Izany hoe mividy billet dia mijery Ambondrona fa tsy hoe ity ny vola ho an'ny serasera.

Ary jereo tsara ilay nosoratan'lah hoe


- ny serasera alou tsy faillite e za ary vao nandrotsaka tao amn PAYPAL tao ndray kouu...


1. Vao nandrotsaka = vao vetivety. Oviana izany???
2. tao ndray = tsy indray mandeha fa imbetsaka. Oviana koa izany???

Dia aza manahy fa raha mandrotsaka elah na dia 5 euros aza de zah mihitsy no hiteny eto hoe nandrotsaka 5 euros i wuiwui :-)

10. terrywui ( 01/07/2010 11:48)
rapika --
Citation

Afa-baraka tanteraka elah rawix ,izay ary ny anlnah , mpisoloko anie nedala io Rahery e, bandy kely mpangarom-paosy ao Barbès a
ka ny raherinlah tsy hita beniany kle ... na ny numero de conte handrotsahan'ny mpisera na oul hafa mba te hanampy aza afenimpenina tsy hita hoe aiza kou !!
tokony atao pub otran'io sarina sipa amidy amin'ny eden flirk revenlah be io kou anie le num de conte de hita isan'andro eo de mba motivé elah handrotsaka e!!
--fa tsisy afa-tsy ambondrona zao no mba nanomezana sy ni participé n'ny kofy bebe tato de ny tee shirt sy ny casquette tany amin'i sipa gasy de zay !!!!!
11. terrywui ( 01/07/2010 11:53)
oay lety e.....nijery Ambondrona sy nividy casquette zahay bainnn fa innn ary ty kozinareo ty a!!..alefaso kou de publié -o mazava le numero konty n'ny serasera de mba motivé ny kofy ee!!...

nipehako kely le smileys n'i toi fa io no akaiky alou
12. pikatti ( 01/07/2010 11:55)
Miahambo indray rawix klén, kobo ato daholo ny laingaben'elah tsisy tototra
13. terrywui ( 01/07/2010 17:02)
hery ve letsy bainn no henonlah resaka a..!! zavatra bandy tsy mahazaka petsa io fa refa mba voa kely lery de ny hanapempo no mahamaika anlery !....otrizay fona kou no fomba fiadinareo Mpanohitra fanjakana ireo e!.... tsy mahatanty de avy eo be fo be refa petahana kely !!..
14. feticon ( 01/07/2010 19:05)
indray ny an'ialahy ry wiwi fa tezitra rahery ,grav hono ialahy raha hisolkoky,matoa rahery nanao elah an'ialahy efa tena trop kosa kle
15. terrywui ( 02/07/2010 07:06)
indray ny an'ialahy ry wiwi fa tezitra rahery ,grav hono ialahy raha hisolkoky,matoa rahery nanao elah an'ialahy efa tena trop kosa kle


fa elah ve mitapy eee... samy bandy zao ve letsy dia hifanao "ise sa hifanao malala sa hifanao ndry sa hifanao inona no tena tianlah nefa elah lehilahy ?? sa elah PELAKA tokoa mou kleee" hin hin hin hin hin
16. blouky ( 02/07/2010 16:03)
a 36ans ianao ry terrywui mbola tsy niteraka na ny iray aza ,amintsika gasy izany il y a quelque chose ,sady mba ajanony moa le rongony rehefa tsy zaka e ,fantatray daholo anie ny namanao e ,mpifoka rongony ao @tselatra ,resaka PA foana noresahinao eto nefa ny asile politique nao aza nolavin'i OFPRA, @asile psychiatrique ianao mety ahazo, toto kelin'ny serasera fanalana azy fotsiny
17. xxx3 ( 02/07/2010 22:37)
ho tonga masika eto indray le karilahy iny mahita an'io,fa dia nasianao mafy mihitsy rawix ry blouky an,tsy maintsy hivovoha eto indray izao iny ,saika adinoko ,saika hisoloky t@ rahery indray mantsy bain an ,f'angaha tsy ampy ny rakotra pehan'ialahy ao ampihangonana raha vao variana ny kil
18. terrywui ( 05/07/2010 12:04)
blouky ====) ny vadinlah maintikely cotiere iny averina raha mahay elah !! efa petsain'ny kofy rehetra eran'ny tanana mbola laozanlah mikafara resaka alika eto iany !! mbola tsy niresaka ny momba anlah sy ny vadinlah niseparé mitsy ah fa raha mitady elah de ho koziko eto !! ka aona ? tohizana ve ra Z.... aa!! blouky an ?? ------tadidio fa efa nisy fotoana elah nikozy tamiko fa elah iany no blouky tadidio zay !! ... maimbo eto elah ra-Z... raha za no hianaranlah kotabaina , za angah lety mifeza amlah amzany a! --- kororoako eto elah sady ampiarahako amn sary mitsy !!

----- iééé manana PA roa mihitsy ah lety ra izay fona kou no mankarary anlah ! anotanio an'i Mamy ! ary tsy ho ampindramiko anlah na ovian na oviana !! -- hon hon hon hon hon
19. xxwx ( 26/07/2010 07:47)
Izao ve mba dinika ry wiwi ??? aiza ialahy no tsy faizin'olona, raha mba nisy vady ialahy tonga dia nasin-dry zalahy fa saingy tsisy !!satria bandy mivaha, tsy ampy saina !!tonga dia ialahy no tifirin-dry zalahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841