dinika manokana???

1. fijo ( 24/06/2010 19:11)
salama e,
ary lasa aiz any dinika manokana rahery??
novalian'i hery ny 24/06/2010 21:26
2. hery ( 24/06/2010 21:26)
hihihi, misy soratra menamena be ary raha vao misokatra ny forum hoe Lasa aiza ny dinika manokana :-)
Dia misy hoe Jereo eto ny valiny
http://forum.serasera.org/fanoroana/dinika-manokana

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1088