Mampiditra sary

1. Mpanazava ( 21/06/2010 06:23)
Mba tiako ho fantatra hoe ahoana ny mampiditra sary anaty D. Dur ka tiana aseho amin'ny Dinika?.
novalian'i Mpanazava ny 21/06/2010 08:25
2. hery ( 21/06/2010 07:04)
Efa nisy nanontany teto fa averiko ihany.

1. Apetraka amin'ny toerana mpitahiry sary tahaka ny http://imageshack.us na http://flickr.com sns.

2. Alaina amin'izay ny rohy dia atao anaty [img]...[/img]
3. Mpanazava ( 21/06/2010 08:25)
Misaotra Betsaka Hery ah!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2661