Misy 1000 bornes koa ao amin'ny karajia

1. hery ( 31/08/2010 22:38)
Mahafaly ny milaza amintsika fa hitako misy lalao 1000 bornes koa ao amin'ny karajia.org amin'izao fotoana izao. Raikitra ny course :-)
Rehefa tafiditra ao amin'ny karajia dia soraty fotsiny hoe /join #1000bornes
Mila olona 2 farafahakeliny ny mpilalao.

Zah ao amin'ny karajia foana am'zao an lolll
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 01:46
2. andrywui ( 01/09/2010 08:40)
misangojy be le 1000 bornes n'i toi ry hery fa alamino a ! niditra tao ah fa saika tsy tafa voaka tao tsony ... voabahana atsy vobeda taroa ! maninona ra atao tsotra le fidirana amle izy e ?
3. hery ( 01/09/2010 09:01)
:-) tafiditra daholo ny olona ka.

miditra ao amin'ny karajia aloha (ny karajia dia ao amin'ny http://karajia.org )
dia avy eo manoratra fotsiny hoe /join #1000bornes
Rehefa tafiditra dia mahita olona maromaro milalao. Rehefa tsy mahita olona milalao dia tsy tafiditra izay.
4. ouioui ( 01/09/2010 11:06)
Tsy tiako aloha le kilalao 1000bornes , efa lany daty sady tsy manorina [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
Fanambolena esprit malsain le izay raha tena dinihina ( vao mandeha dia gafigafina , limite de vitesse, vakina kodiarana , esorina ny lasantsy ,na tonga de stop ,fafana fotsiny izao ......)
Aleoko ohatra "poker menteur " ireny mba afaka mizigla , mibluf [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/loool.gif[/IMG]

5. ouioui ( 01/09/2010 11:10)
andrywui:

misangojy be le 1000 bornes n'i toi ry hery fa alamino a ! niditra tao ah fa saika tsy tafa voaka tao tsony ... voabahana atsy vobeda taroa ! maninona ra atao tsotra le fidirana amle izy e ?

Nisy namana nitarika ahy tany indray mandeha de mba nakany aho fa tena bordelika be leisy le tao a, mety tsy zatra koa angamba ny tena fa tsy hitako hoa izay raisina , ps fopla vrakiny be tsisy hoatran'izany[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/mini-triste-283492.gif[/IMG]
Tonaga de naleoko nivoaka , misy olona tsisy hitan'elah eto ny ps'ny no any no mananararaotra mamely an-kolaka
Mazotoa ho an'izay te hiditra aloha fa zah tsy hoe manakivy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
6. andrywui ( 02/09/2010 09:51)

( vao mandeha dia gafigafina , limite de vitesse, vakina kodiarana , esorina ny lasantsy ,na tonga de stop ,fafana fotsiny izao ......)

ahoana koa zany gafigafy ataonareo zany ry Hery fa efa mampitaraina olona maro mihitsy anie a !... aiza zao zama91 no nogadrainareo ? maninoa tsy avoaka izy nefa tsy aferanareo le teto fa afera perso any sy ilay olona manokana ? de maninoa izy gadraina fotsiny ? - vahao izy fa tsy mety ny ataonao anaka !!! mila mikaonfesy mihitsy enao fa manaonao foana !!......
7. foudre ( 02/09/2010 10:55)
Mba mila fantarina ihany ny lalàna n'aiza n'aiza angamba e!

2. Momba ny fitondrantena

1-Ny namana.serasera.org dia tsy tomponandraikitra amin'ny mety ho toetra na fomban'ny namana tsirairay ao anatiny. Ankinina tanteraka amin'ny fahendren'ny namana ny momba izany.

2-Azon'ny tsirairay atao kosa anefa ny mandefa fitarainana momba ny toetra ratsy ataon'ny namana iray. Raha voamarina izany dia esorina tsy ho namana intsony izay ninia nanao hadisoana.

3-Ny fitarainana mety hanesorana namana ao anatin'ny lisitra, raha voamarina, dia ny fanopana na fanozonana ny namana hafa, ny fandefasana sary na teny maloto amin'ny namana, ny fametrahana teny maloto na sary maloto ao amin'ny mombamomba ny namana, ny fanosoram-potaka amin'ny alalan'ny solonanarana, ny fisandohana ny anaran'olo-malaza (artista, mpanao politika, mpitondra fiangonana) amin'ny alalan'ny solonanarana sy ny mombamomba.

4-Ny namana mametraka sary na teny mamoafady manafintohina ny namana hafa dia esorina tsy ho namana intsony ary tsy afaka miverina ho namana vaovao intsony.

5-Ny fitarainana rehetra momba ny takelaka dia azonao alefa amin'ny admin@serasera.org.

6-Ny fahendrena malagasy no entina mifampitondra ato amin'ny namana ka matoky ny fahendren'ny namana tsirairay avy.

8. andrywui ( 03/09/2010 08:30)
HAY VE E ... MAZAVA ZANY RY HERY- FOUDRE A nanao vinany tato zany ra-batista raha ny teninareo sy ny hevitrareo !! nefa izao kosa :.... tsy tato amin'ny serasera no nitranga ny olana fa tany amin'ny FACEBOOK sy ny email ndry zareo manokana tany ka inona no idirantsika serasera.org amle afera ?

-
9. foudre ( 03/09/2010 11:50)

Fa angaha moa i lery tsy nandefa sary maloto sy nanompa ny namana serasera tany amin ny hafatra, izay no voasoratra teto nahatonga ny fitarainan ny hafa ko.
Izay ilay hoe vakio tsara aloha ny lalana mifehy sy ny fitsipika alohan ny hanaonao foana e!
Io fndefasana sary öaloto sy manompa any amin ny hafatra serasera vodikan ny lalana, vakio indray mande indra aloha e!
10. ouioui ( 03/09/2010 15:44)
O ry leity rafoudre (ika na hery io) ka io mihitsy no tena tadidiaviko fa be loatra ny mpanompa anah tao izay nefa ny bandy tsy be koretaka ny aty,fa nosakanako fotsinyny ahy dia basta, refa tsy nety nanampy lisany , mitohy foana ny lanonana é, [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
11. andrywui ( 04/09/2010 10:09)
ouioui ===) mety i ra-IKA marina io fa leiny iany manko no tena mokony be tsy mety tenenina ato io !

-

Fa angaha moa i lery tsy nandefa sary maloto sy nanompa ny namana serasera tany amin ny hafatra, izay no voasoratra teto nahatonga ny fitarainan ny hafa ko.

ary raha laingan'ilay sipa ary le izy fa izy mihitsy no efa nisy zavatra hafa ambadika efa nahalagy azy de aoana ?? sady itanareo ve le "sary maloto" zany ??

--- tadidio fotsiny fa mpinamana be ilay anabavin'ilay bandy sy ilay sipa !! misy afera hafa ao fa nareo no tonga de entimpo fotsiny fa tsy mijanona neutre otran'ny rehetra !! vao sipa le mikonetaka de kinga ratsy manapetsa anle bandy !

-- tadidio koa fa raha teto amin'ny publique teto izy no voapetsa dia afaka mitaraina fa naninona no mesazy manokana efa nifampiresahana elabe tany le izy de efa tsy nahatanty intsony ilay ankilany vao niantso osekoro !! ..... maninona raha vao nanomboka de tonga de nalaza tany amn admin oe misy anizao sy izao raha nisy ::!!

-- sady raha sary nalefa tany amin'ny SOBIKA sy ny moovmada ve ohatra no nalefa de ny "serasera.org" no ho tezitra sy tonga fofona ???
12. ssendra ( 04/09/2010 16:00)

koa raha tsy mpandainga otranao daholo ny olona ry andrywui!
- vao nandefa ny sary maloto sy ny ompa anie tonga dia nanao fitarainana aho e!
- vakio tsara io fitsipika io fa na any am hafatra na ny momba ny namana ianao no mandefa sary maloto sy ompa ka mety hanafitohina azy dia efa mandika lalàna izany
-tato ny fanafitohinana no niseho fa tsy sobika e! ny annonce la sobika hafa ndray iny mbola fanampiny
- afera hafa inona no tinao fantarina ry andrywi, sady zavatra tsy misy hainao akory ny fandehany dia aza hidirana
- manana porofo maro aho raha te hanana porofo ianao fa ery ambony ianao milaza fa zvtr perso avelao ho any nefa toa tianao mafy ny anohizana izany eto...
13. ssendra ( 04/09/2010 16:07)
na ny fisandohana sarin'olona ihany aza dia efa fandikàna lalàna izany e! fampiasàna sarin'olona sy ny anarany tato amin'nh site pfffff
aza be vava fotsiny fa mba rézonable
sady tsy haiko zay nahafasakana izay zama91 nareo any aloha ka zà no atao atondresaka
matoa voasak'ni admin dia nisy raha nataony izay.
tSY IZAHO MIsy akory no hibaiko ny admin hoe sakafo any na fohano any i zama91 , matoa voasaka nanao fahadisoina
Ny admin sy ny mpandray anjarq tsy miray loha amin'izany fa soa diso hevitra ianareo
aza maiaka-pofona am tsy antony koa ianareo.
Ny fantakako raha misy zavatra ataonareo na mssg prvé na en pub eto dia raha vao hakasika ahy na manafitohina dia ny manao fitarainana ihany no ataoko c tout
14. nanjakely ( 04/09/2010 21:30)
Efa hitako le resaka teto ,hay ve kala tess ity koa grave be raha hanopa olona sy
hanambanimbany e,,tena voajono le sipa,ory andrywui an,iano ve dia atakalon i hery an tess e.ireny aniemiss serasera

15. ssendra ( 05/09/2010 07:46)
hahahaha, efa miteny aho fa matoa voasakan'ny admin nisy raha tsy nety nataony tao...
tsy manana zo hibaiko ny admin aho fa manana ny asany sy ny andraikiny izy ary fantany ny ataony, aza afangaro ny eritreritra sy ny tena izy e!
Raha nisy ny ompa nataoko dia alefaso any amin'ny admin ny sources rehetra mikasika izany, inona no manakana anao tsy hanao izany ary!!!!
Izaho mantsy manana ny source sy ny preuve rehetra voatahiry, mbola ao daholo ny mssg miaraka amin'ny tovana sqry maloto nanompaina ahy nandotoana ny fiainako tany amin'ny hafatra serasera. Na hapoitra eto daholo koa aza ny marina rehetra dia tsy hisy varany fa otran'ny miresaka amin'ny olona tsy dia ao loatra ka aleo mangina an!
16. ssendra ( 05/09/2010 08:39)

andrywui:

-

Fa angaha moa i lery tsy nandefa sary maloto sy nanompa ny namana serasera tany amin ny hafatra, izay no voasoratra teto nahatonga ny fitarainan ny hafa ko.

!

-- tadidio koa fa raha teto amin'ny publique teto izy no voapetsa dia afaka mitaraina fa naninona no mesazy manokana efa nifampiresahana elabe tany le izy de efa tsy nahatanty intsony ilay ankilany vao niantso osekoro !! ..... maninona raha vao nanomboka de tonga de nalaza tany amn admin oe misy anizao sy izao raha nisy ::!!

-- sady raha sary nalefa tany amin'ny SOBIKA sy ny moovmada ve ohatra no nalefa de ny "serasera.org" no ho tezitra sy tonga fofona ???

- Andrywi ô! tena tsy maharaka n'inon'inona mihintsy ianao ka aleo mangina, raha ny version n'i zama91 no raisinao dia tazomy ho anao irery izany...

I zama91 dia hita fa nisandoka sarin'olona miaraka amin'ny tena anarany atao hoe mamijo, niaraha nahita angamba ny sarin'ilay sipa io teto fa nihitatra ny resaka dia nalaky nofafaina teo...iZany hoe i zama91 no mampiasa (sarin'i mamijo sy ny anarany, tsy iza fa namana tany am fb, ary tany no nangalàny ny sariny ho nampiasaina tato amin'ny sera)
Rehefa nanompa ahy i mamijo tany amin'ny hafatra dia tena misandoka ho mamijo mihintsy izy amin'ny resaka nataony rehetra, amiko izany dia efa mpisandoka, ary mampiady olona satria ny tanjony dia hoe hampiadiana indray izaho sy i mamijo tena izy, aiza aho no tsy ho voatika moa hamaly ny hafatra satria tena anaran'ilay olona sy ny sariny no nampiasain'i zama91...
Tsy vitan'izany fa mody nampiasa pseudo hafa ihany koa i zama91 dia i zosima,
ary nandefa eritreritra mandalo ampahibe maso miresaka momba ahy, (amiko ilay firesahana fanalam-baràka tsotra izao)
Vakio ity ry andrywi fa ity no niatombohany an! ( ireo ny eritreritra nalefan'i zosima tao amin'ny mur n'ny namana serasera), ary nahatonga ahy handefa hafatra tany amin'ni zosima sy mamijo hoe aza mba manalabaràka fa ianao ihany no mampiditra ny sarinao sns...
hay tsy iza ihany no mamitaka mampiasa ireo fa i zama91 tokana ihany

.Nampiditra eritreritra mandalo i zosima. Mametraha hevitra eto
@tess: mba esory teo ky io sarin'olona ataon-dry hoe mamijo io fa raha sanatria maty anie io hanangarany any ndry e!mouhahahaha bizoroka be de mazotoa ky a!......
96 andro lasa
.Nampiditra eritreritra mandalo i zosima. Mametraha hevitra eto
@mamijo: ary toa misy olona misoloky sarin'olona ato izany?......
97 andro lasa
.Nampidirin'i zosima ho namany manokana i mamijo. Jereo eto ny mombamomba an'i mamijo
97 andro lasa

- raha mamaky tsara dia izaho izany no tena tiana alaina baràka ery am pub fa hoe nisoloky mampiasa ny sarin'i mamijo!!!!!!
izay no antony nanoratako tany amin'ny mamijo sy zosima hoy aho fa ompa sy harcèlement efa resaka tsy misy idirany taloha ela tany no naverina tao amin'ny hafatra tao

Fa ny antony nahatonga ahy handefa fitarainana tany amin'ny admin dia ny fandefasana sary maloto, arahina hafatra ompa sy fandotoana ny fiainana privé tsotra izao, ary indrindra ny tena zava dehibe dia ny MENACE hoe rendez vous an'ny amin'ny MEETIC sy GASY KA MANJA
any indray jerena ny annonce ny sarin-tena , izany hoe misy ifandraisan'ny tamin'ny annonce fanalambaràka nataony tao amin'ny la sobika,
io no tena nanaitra ahy ka nahtonga ahy hi signaler ny admin , namantatra ny tena fiavian'ny hafatra hay tratra ny niafina tao ambadik'io mamijo io fa i ZAMA91 no mampiasa azy sy ho nisandoka ho mamijo miaraka amin'ny sariny tena izy tato amin'ny serasera, tsy vitan'izany fa entiny hanompàna olona sy hanaovandratsy olona ilay sarin'i mamijo sy ny anarany satria mamijo dia tena anarani'lay olona nosandohana ....

Ka raha mbola tsy mazàva amin'ny andrywi mikatsaka ny hahafantatra ny marina fatratra dia
tazomy ho anao irery ny olanao manokana mikasika an'i zama91.

fehiny: sady nisandoka olona , nanala-baràka olona, nanompa sy nandoto ny fiainana privé n'ny olona (tany amin'ny hafatra) i zama91.

Dia diniho tsara hoe nahoana izy no voasakana...
tsy haiko aloha na noho ireo no nanakanan'i admin azy na tsia fa ny ahy izaho no voakasika tamin'ny fanafitohinana rehetra nataony niseho tato amin'ny namana serasera.org DIA Fitaraina fotsiny ihany no nalefako, dia izay, anjaranao no mieritreritra ry andrywi.
Ary hajanony ny mi harcèle ankolaka lava eto amin'ny forum eto isan'andro.

Tsy misy varany no andefasako ny source rehetra na ny hafatra rehetra nifanaovana tany am mssgs tany satria tsy misy idiran'ny mpinidika hafa rehetra izany ka hanimba ny forum mande eto....ny hafatra nifanaovana mijanona ho anay ihany fa raha misy zavatra tiany ho tanterina any amin'ny admin izy dia afaka mandefa izany, zahay no minafanazava, ary misy preuve daholo ny rehetra .

Raha nandainga aho araka ny ahiahy n'i andrywi etsy ambony,
aiza no ahitan'i admin ny ip sy ny pseudo maro nampiasain'i admin tambadik'i ny speudo mamijo nanompaina ahy tany amin'ny hafatra raha lainga ny tatitra fitarainana nataoko tany aminy, lazaivo indray fa misy jery mitongilana tao ....
17. ssendra ( 05/09/2010 08:47)
Raha nandainga aho araka ny ahiahy n'i andrywi etsy ambony,
aiza no ahitan'i admin ny ip sy ny pseudo maro nampiasain'i admin tambadik'i ny Peudo mamijo nanompaina ahy tany amin'ny hafatra raha lainga ny tatitra fitarainana nataoko tany aminy. I Zama91 io resahana eto eo io fa tsy iza akory......IZY DAHOLO no tao ambadik'ireo rehetra ireo ka tsy ho afa miala izany izy fa tratra ambody omby e!
Ny marina marina ihany.
18. ssendra ( 05/09/2010 09:01)

nanjakely:

Efa hitako le resaka teto ,hay ve kala tess ity koa grave be raha hanopa olona sy
hanambanimbany e,,tena voajono le sipa,ory andrywui an,iano ve dia atakalon i hery an tess e.ireny aniemiss serasera

C SUR voajono sy voafitaka tanteraka satria hainao ny nisandoka ho mamijo an!
aiza ka tsy vitan'ny nampiasq ny anarany tena anarany ho nampiasainao ho mamijo
sy nampiditra ny sariny tena sariny teo amin'ny avatar-n'i mamijo ...
nanao hanjono angaha ianao hay ianao ihany no piègé tao...
Nihevitra fa tsy ho tratra mihintsy hoe : iza no tao ambadik'io fisandohana io???
Nanararaotra mafy toy ny banga miomehy alina nanao izay danin'ny kibo tamin'ny
fanaratsiana sy ny fanompàna rehetra hay tratra ihany hoe ianao zama91 ihany NO TAO AMBADIKA tao....
Alefaso tatitra any amin'ny admin ary ny ompa sy ny sources rehetra nahatonga izany e!
inona no manakana tsy hanao izany....
19. ssendra ( 05/09/2010 09:50)

andrywui:

-

Fa angaha moa i lery tsy nandefa sary maloto sy nanompa ny namana serasera tany amin ny hafatra, izay no voasoratra teto nahatonga ny fitarainan ny hafa ko.

--- tadidio fotsiny fa mpinamana be ilay anabavin'ilay bandy sy ilay sipa !! misy afera hafa ao fa nareo no tonga de entimpo fotsiny fa tsy mijanona neutre otran'ny rehetra !! vao sipa le mikonetaka de kinga ratsy manapetsa anle bandy !

Izay indray ilay diso eritreritra sy miahiahy amin'ny zavatra tsy marina sy tsy tokony hidirana...
TSY MISY idiran'ny resaka anabavy havana anadahy sns aloha ilay resaka an!
ary tao anatin'ny tsy fahalalàna tanteraka aho raha nanao fitarainana tany amin'i admin
izany hoe ny tiako ho lazaina dia tsy nieritreritra an'i zama91 ho olondratsy mihintsy aho
raha tsy taorianan'ny fanamarinana nataon'i admin fa i zama91 no nisandoka ho mamijo,
mba asio fieritreretana kely alohan'ny hanolotra resaka e!
I zama91 dia namana no nandraisako azy taloha fa taorianan'ny fahafatarako fa i zama91 no tao ambadika sy ny nisandoka ho mamijo dia hatreo no andraisako azy ho olondratsy
ka inona no idiran'ny resaka afera sy resaka anabavy sns lazainao any ry andrywui????

Mazava ho azy tokony hi rester neutre, fa matoa izy manao ny asany dia mampihàtra ny lalàna mifehy ato amin'ny site namana serasera...KA izay tratra dia tratra e!
Asio ny fifanàja dia tsy hisy ny olana mety hitranga toy izao.
20. ssendra ( 05/09/2010 09:54)
Re- ilay lalàna mifehy e!

foudre:

Mba mila fantarina ihany ny lalàna n'aiza n'aiza angamba e!

2. Momba ny fitondrantena

1-Ny namana.serasera.org dia tsy tomponandraikitra amin'ny mety ho toetra na fomban'ny namana tsirairay ao anatiny. Ankinina tanteraka amin'ny fahendren'ny namana ny momba izany.

2-Azon'ny tsirairay atao kosa anefa ny mandefa fitarainana momba ny toetra ratsy ataon'ny namana iray. Raha voamarina izany dia esorina tsy ho namana intsony izay ninia nanao hadisoana.

3-Ny fitarainana mety hanesorana namana ao anatin'ny lisitra, raha voamarina, dia ny fanopana na fanozonana ny namana hafa, ny fandefasana sary na teny maloto amin'ny namana, ny fametrahana teny maloto na sary maloto ao amin'ny mombamomba ny namana, ny fanosoram-potaka amin'ny alalan'ny solonanarana, ny fisandohana ny anaran'olo-malaza (artista, mpanao politika, mpitondra fiangonana) amin'ny alalan'ny solonanarana sy ny mombamomba.

4-Ny namana mametraka sary na teny mamoafady manafintohina ny namana hafa dia esorina tsy ho namana intsony ary tsy afaka miverina ho namana vaovao intsony.

5-Ny fitarainana rehetra momba ny takelaka dia azonao alefa amin'ny admin@serasera.org.

6-Ny fahendrena malagasy no entina mifampitondra ato amin'ny namana ka matoky ny fahendren'ny namana tsirairay avy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2014