Misy 1000 bornes koa ao amin'ny karajia

21. nanjakely ( 05/09/2010 19:29)
I hery aza teto toa nilaza hoe tsy au courant @ izany resaka mamijo izany,nolazainy fa henony tany @ face book,ory andrywui an,ny mpanao ratsy ihany no mahana sy mpaandainga e,nohevwriny ohatrany vadiny daholo ny olona ka azo amidy,i tess an mipetraha tsara ianao,izany 42 ans efa olon dehibe fa tsy hisary gaigy @ ankizy,ireo anie bandy e satriny aza hanala anao eto,hoan i hery mba ataovy resaka pro le eto,tsy izany message prive f
oana no atao malaza eto
novalian'i ssendra ny 09/09/2010 09:56
22. ssendra ( 05/09/2010 19:50)

nanjakely:

I hery aza teto toa nilaza hoe tsy au courant @ izany resaka mamijo izany,nolazainy fa henony tany @ face book,ory andrywui an,ny mpanao ratsy ihany no mahana sy mpaandainga e,nohevwriny ohatrany vadiny daholo ny olona ka azo amidy,i tess an mipetraha tsara ianao,izany 42 ans efa olon dehibe fa tsy hisary gaigy @ ankizy,ireo anie bandy e satriny aza hanala anao eto,hoan i hery mba ataovy resaka pro le eto,tsy izany message prive f
oana no atao malaza eto


F iza no tokony hianatra hiaina sy hipetraka tsaraa amin'izao e!
na 42 na 45 na 50 na 20 ans dia mampaninona izany ny anao isaina tsara
justement tsy au courant i hery raha tsy izaho no nanao fitarainana vao au courant izy e!
izy no niteny tamiko ho i zama91 no ambadik'i ps mamijo, aiza no hahalalako izany
lazaiko fa manao trafik indray ny admin eto, manana droit ahalala sy hahafantatra ny olona
manao fanafitoinana azy ny namana tsirairay ato amin'ny serasera raha mandefa fitarainana
izany kous anefa dia ho voamarina, raha azo namarinina tsara fa nisy ilay izy ny tiko hambara! mbola tsy azonao ihany hoe tsy nahalala mihintsy aho hoe ianao zama91 no tao ambadik'i pseudo mpisoloky sarin'olona sy anaran'olona nanompa sy nandefa sary maloto tany amin'ny hafatra.
N y mqhagaga dia ianareo ihany no nanokatra hevitra mombq ity resaka ity fa nony naposaka ny marina dia tsy zakanareo ilay fahamarinany, mbola aiza reh izany e!
Raha manana ny marina i zama91 dia alefaso any amin'ny hery any daholo ary ny marina rehetra fa tsy eto no manao resaka aller-retour eto.
MAHAIZA mamaky sy manaraka ny fitsika misy dia tsy hanjono sy hanao piège ho an'ny tenanao intsony amin'ny manaraka e!
J ereo moa izany menace be atao, "ireo anie bandy e!" dia maninona raha bandy, afaka manao fanjakan'ny baroa ve?????
23. ssendra ( 05/09/2010 19:57)
Ka marina mihintsy fa tsy au courant n'inona n'inona amin'ny resaka mamijo na ny fisandohanao ny mamijo sy ny sariny ny admin,
ianao no nanjono ka tratran'ny piège narosonao,
ny verification ny ps sy ny ip ampiasainao no nahafantarana fa i mamijo sandoka ihany no zama91, teo izy vao au courant, teo koa izaho vao au courant....
DIA Maninona raha 42 na 45 na 20 na 60 na 50 ans misy idirany amzany koa angaha eto
Ary ny mahagaga ianao no nampiditra ny dinika momba ity resaka ity
dia ianao no tsy mahatanty rehefa niposaka ny marina sa tsy mazàka ny marina
raha manazava ny fandehany sy milaza ny marina aho tsy misary gaigy akory ny dikan'izany fa ianareo ve tsy nianatra tenay malagasy e!
Jereo moa izany menace be hatao eto: "ireo anie bandy e!" dia maninona raha bandy sa ve hoe tokony hifitsaka tsara hatahotra satria mpanao fanjakan'ny baroa ireo bandy tsssss!
N a messages privé na forum na eritreritram mandalo en pub refa fanafitohinana dia iray ihany ny hevitra fonosina, misy ny fitsika dia araho tsara mba hi eviter-na ny blem otrizao amin'ny manaraka e!
24. ssendra ( 05/09/2010 20:01)
tsy hamaly eto intsony aho fa ampy angamba ny fanazavàna, ny preuve ny fitarainako efa lasa tany amin'ny admin ,
fa raha mbola manohy ny fanalambaràka ankolaka na mivantana ianao na any am hafatra na eto am forum dia alefako foana ny fitarainana satria fanafitohinana daholo ny dikan'izany....
Na ny miresaka aminao eto aza tena mahakamo fa sanatria otran'ny miresaka amin'ny olona very saina izany no hiresahana.....
Tsy mitovy lay niveau tsika amin'ny fomba firesaka sy fomba fahaizana miaina.
25. nanjakely ( 05/09/2010 20:44)
Mba manova @ izay olon dehibe tess an,tsy ankizy tsyi ankizy intsony ianao,efa42ans be izao dia mbola misary gaigy eto ihany,
B
26. andrywui ( 06/09/2010 07:43)
Mazava ny fanazavanao ry tess !!!! marina izany ....

-- nefa kosa le fitarainanao tonga de IP no petsaina no tena mampiakatr'afo ny bandy eo anie e! .. firifiry ny olana mandalo eto e!!! - fa le fangatahana fanalana IP kosa tena sangy efa miotry ny loha mihitsy !! - maninona raha le PS mamijo sy ry Zama91 sy ny sisa no angatahina alàna satria ireny no "nisy olana taminao" ?

- O ra-foudre (hery na Ika) ...!! aza manao Sonegaly mahazo baiko koa nareo mtsamy ka oe vao misy sipa voapetsa kely de nareo no loha lista !! angah izy ty kilalaonjaza koa ka zay tiatianareo atao e ? - ny tsy hay alou hatreto de hoe tena mahery vaika ve le mesazy sa tsia ?? faharoa :raha ireo "eritreritra mandalo" nolazaina fa nalefa ireo no jerena de i ssendra mihitsy no "Tsy tohinina" fa tsy de mavesatra sy tsisy dikany le izy ra raisina tsotra

- fahatelo : ssendra : tsy izaho no te ahafantatra ny fotony hoa fa le resaka fanalàna IP ity no tena tsy rariny sy tsy mety ary mbola hamerenako an'i Hery ihany hoe avereno le IP n'olona nogadrainareo fa na ahoana alou na ahoana de resaka perso ara-dalàna mihitsy ity resaka ity !!!-- ny antony dia izao ...hay ve zavatra efa 2volana lasa izy ty e ??? ka maninona no tsy vao nisaho de nitoroka tam admin i ssendra fa maninona efa taty aoriana be efa nangatsiaka vao niteny ?? ""nisy inona teo anelanelan'izay tao ??""
27. andrywui ( 06/09/2010 07:50)
aiza ve ry ssendra de PS no mifontana aminreo de ny IP no alàna kle?? zany ve de mba mety ??

- le PS anie vao alàna teo de tsisy olana aminao tsony zay le izy na de miova PS hafa aza e !!

- le fanalàna iP de tena fanaovana tsinotsinona mihitsy !

-sady izao koa ry ssendra a! mba avelao ty dongidonginareo amin'ny admin ty fa nareo ve zazakely e ! ?? vao misy zvatra miseho ve de : ""...alazako amin'ny admin tsara ito anio !!"" ka hisy olona ho tavela tsony eto zany fa tsy ho petsa aby ,...

- hery == ) De mbola averiko ihany le koziko aminao ry bainn hoe ataovy pro kokoa le fanaovana execution eto fa aza mifanindry votany eto fa tsy mampilaza akory hoe favy nareo raha manapetsa ny kofy eto !!! zay fotsiny ny ahy de mankalaza e .. FIN
28. ssendra ( 06/09/2010 12:52)

andrywui:

aiza ve ry ssendra de PS no mifontana aminreo de ny IP no alàna kle?? zany ve de mba mety ??

- le PS anie vao alàna teo de tsisy olana aminao tsony zay le izy na de miova PS hafa aza e !!

- le fanalàna iP de tena fanaovana tsinotsinona mihitsy !

-sady izao koa ry ssendra a! mba avelao ty dongidonginareo amin'ny admin ty fa nareo ve zazakely e ! ?? vao misy zvatra miseho ve de : ""...alazako amin'ny admin tsara ito anio !!"" ka hisy olona ho tavela tsony eto zany fa tsy ho petsa aby ,...

- hery == ) De mbola averiko ihany le koziko aminao ry bainn hoe ataovy pro kokoa le fanaovana execution eto fa aza mifanindry votany eto fa tsy mampilaza akory hoe favy nareo raha manapetsa ny kofy eto !!! zay fotsiny ny ahy de mankalaza e .. FIN


anotanio amin'ny admin ny antony fa tsy manana idée amzany resaka fanakanana ip izany aho e!
tsy haiko akory aza zé nanakanana azy tany na nanao fopla hafa tany koa izy fa izaho no haninareo eto , ny fantako dia nanao ny tsy mety tamiko izy dia juste fitarainana no nataoko c tout... ny admin no mahalala ny zavatra tokony hataony , asany io , tsy misy olona afaka mibaiko azy amzany, ka hanotanio izy, fa matoa voasakana fotsiny dia nanao zavatra gravy izany angamba
29. ssendra ( 06/09/2010 12:57)

andrywui:

aiza ve ry ssendra de PS no mifontana aminreo de ny IP no alàna kle?? zany ve de mba mety ??

- le PS anie vao alàna teo de tsisy olana aminao tsony zay le izy na de miova PS hafa aza e !!

- le fanalàna iP de tena fanaovana tsinotsinona mihitsy !

-sady izao koa ry ssendra a! mba avelao ty dongidonginareo amin'ny admin ty fa nareo ve zazakely e ! ?? vao misy zvatra miseho ve de : ""...alazako amin'ny admin tsara ito anio !!"" ka hisy olona ho tavela tsony eto zany fa tsy ho petsa aby ,...

- hery == ) De mbola averiko ihany le koziko aminao ry bainn hoe ataovy pro kokoa le fanaovana execution eto fa aza mifanindry votany eto fa tsy mampilaza akory hoe favy nareo raha manapetsa ny kofy eto !!! zay fotsiny ny ahy de mankalaza e .. FIN

ANONTANIO any amin'ny admin ry andrywi fa tsy manana idée amzany fanakanana ip izany aho an!
ny fantako dia nanao sangy mihotra ny loha ny anareo dia nalefako ny fitarainako, c tout,
sao mbola nanao fopla hafa tany koa ary satria efa zàtra manao an'io loatra ny anareo...
Mahalala ny tokony ataony ny admin, ka matoa voasakana ny ip sy ny ps -ny dia nanao zavatra gravy izy zany.... izaho foana no haninareo eto fa anotanio ny admin....
NY FIATARAINAKO nalefako nampiarahiko tamin'ny preuve dool fa tsy nisy trafik na lainga ndraha ...
Asio fifanajàna hatrany mba hitsinjovana ny ho sisa e!
30. ssendra ( 06/09/2010 13:04)
andrywi: tena tsy manana idée amzany fanakanana ip izany aho fa ny tsara kokoa dia anotanio ny admin....
tsy misy idirako amzany, victime tsotra aho nanao fitarainana miaraka amin'ny preuve dia izay, misy lalàna ny site rehetra ka matoa voasakana ambakan'ny ip dia efa nanao sangy mihotra ny loha kou ngamba izy....
facile anie ilay miovaova ps hanompa olona, e! dia hoe voafafa ny ps mamijo fa hanokatra ps nanjakely ndray aho ohatra fa mitohy ihany ny fanompàna sy ny fanaovandratsy, hitako misy fahamarinany ihany ny hanakanana ny ip raha izany satria hanohy ny asa ratsiny eo foana izy, ity ny ip mitsy no voasaka, ka tsy maintsy mande mitady ordi any am hafa vao afaka miditra ndray, tokony noheritreretina mialoha daholo izany hoe mety hitranga..
Tsy haiko na izany ny fandehany fa amiko lojika be aloha lay izy e!
Ny fifanajàna hatrany no notakiana fa toa nodiantsy hita sy nodiantsy fantatra ilay izy ka
izao no vokany izany kou!
Aleo ihany mifanaja mba tsy hitsinjovana ny olana toy izao e!
31. ssendra ( 06/09/2010 13:12)
ra-foudre (hery na Ika) ...!! aza manao Sonegaly mahazo baiko koa nareo mtsamy ka oe vao misy sipa voapetsa kely de nareo no loha lista !! angah izy ty kilalaonjaza koa ka zay tiatianareo atao e ? - ny tsy hay alou hatreto de hoe tena mahery vaika ve le mesazy sa tsia ?? faharoa :raha ireo "eritreritra mandalo" nolazaina fa nalefa ireo no jerena de i ssendra mihitsy no "Tsy tohinina" fa tsy de mavesatra sy tsisy dikany le izy ra raisina tsotra
----------------------------------------------------------------------------------------------------------------
samy manana ny fandraisany azy fa amiko fanalàna baràka ka!
jereo anie ilay mamijo manao ny ataony , manao ny adalàny dia izaho indray no tadiavinao ho voahosopoytaka ho mpisandoka ny sarin'olons sy ny anaran'olona eo!
sady hafatra tsy masiko no nalefa fa resaka tsy misy ilàna azy sy ompa fandotoana tanteraka miampy sarimaloto fanendrikendrehina no nalefany ahy avy eo, ary menace ny hoe hitohizan'ny fanaovana annonce ny sariko any am site, tsy grave ve izany aminao...
TIANAO efa ho lasa lavitra ny raharaha vao hoe hitaraina aho, amzay fotoana izay tys hanakery itsony ny fitarainana satria izaho tsy niraika hatreny ampiandohàna..
non! refa zavatra manafitohina sy mampiahiahy mahakasika ny fainako manokana dia tsy hamelako raha tsy mazava sy mandefa fitarainana aho, raha tsy izama91 anie no tao ambadika fa ho olonkafa ohatra dia mitovy ihany ny zava miseo e! fa teto aloha i zama91 no nanjono la piègé tam haratony dia tsy afa nikofoka intsony izany, araka ny hiaraha-mahita eto ...
Ny eritreritra mandalo tsy nanao fitarainana mitsy aho fa nandefa hafatra fotsiny ho an'i zosima sy mamijo hoe ianao ihany no mampiditra ny sarinao fa aza mba manalabaràka eny am pub, izaho aza nandefa hafatra manokana fa tsy nabaribariko tery am pub mba ho fanajàna azy, fa iny fôkasy be nataony zama91 iny ny suite-ny katao akory...
SAMIA mi assume izay nataony e!
32. ssendra ( 06/09/2010 13:18)
- fahatelo : ssendra : tsy izaho no te ahafantatra ny fotony hoa fa le resaka fanalàna IP ity no tena tsy rariny sy tsy mety ary mbola hamerenako an'i Hery ihany hoe avereno le IP n'olona nogadrainareo fa na ahoana alou na ahoana de resaka perso ara-dalàna mihitsy ity resaka ity !!!-- ny antony dia izao ...hay ve zavatra efa 2volana lasa izy ty e ??? ka maninona no tsy vao nisaho de nitoroka tam admin i ssendra fa maninona efa taty aoriana be efa nangatsiaka vao niteny ?? ""nisy inona teo anelanelan'izay tao ??""

c sur mety ho roa volana lasa ny niatombohan'ny tantara, fa nofaranan'i zama91 tamin'ny fanompàna sy ny fandefasana sary maloto sns ary menace, ka teo no nahatonga ahy hanao fitarainana satria voadika ny lalàna izany araka ny voasoratra etsy ambony,
raha vakiana tsqra ny fitsipika mifehy sy ny lalàna misoratra dia misy ifandraisany
ny zava niseho donk possible mety ho izay no nanakanana azy mety ho mbola zavatra hafa ihany koa, hitako daholo ihany anie ny dinika mande eto ireny eè!
Tsy fanajàna no betsaka donc aza misy mitomany raha misy iray voasakana.

Ny ato am serasera aza mbola tsy sarotiny ny admin amin'ny fanakanana ip fa any am hafa tsy azonao anaovana resaka otrizao
33. ssendra ( 06/09/2010 13:26)
sady izao koa ry ssendra a! mba avelao ty dongidonginareo amin'ny admin ty fa nareo ve zazakely e ! ?? vao misy zvatra miseho ve de : ""...alazako amin'ny admin tsara ito anio !!"" ka hisy olona ho tavela tsony eto zany fa tsy ho petsa aby

kou raha tsy hoe vadiko na dadako na anadahiko na zandriko i hery na ny admin ka hidongidongiko dia hanaraka zé lazaiko eo! pffff ajanony lay fisainana otrizany...

Zà kosa aloha tsy ho voasakan'iza n'iza mihintsy tsy hanao fitarainana , raha mbola azon'ny admin hamarinina ny fitarainako dia hataoko rehefa manome sotasota indrindra mikasika ny fiainako privé e! ary n'aiza n'aiza mikitika ny fiainan'ny privé n'olona dia afaka toriana foana fa aoka hazava aminao izany

Tokony nieritreritra aloha ny anareo alohan'ny hanaovandratsy, hoe mety ve sa tsy mety ity zavatra ho hataoko ity, hatraiza ny mety ho vokany, mety hanafitohina azy ve ity
raha ny ompa sy ny fanaratsiana ary ny fandotoana ny tenako tany amin'ny hafatra anie ry andrywi dia tena tsy azoko leferina kous e!
dia mino ve ianao fa tsy hi se rendre compte am ataony izy, fa fantany tsara mitsy ny nataony fa ny tsy fantany kosa dia hoe tsy ho tratra izy raha nampiasa ny sarin'i mamijo sy ny anarany nanaovan_dratsy olona....


34. ssendra ( 06/09/2010 13:45)
nadrywi:
35. ssendra ( 06/09/2010 13:53)
andryui:
ny tsy fantatrao koa dia talohan'ny nahavoasakana azy angamba
mbola nanoratra zavatra manafintohina izy teto amin'ny dinika vao haingana mintsy ! mbola kaarazana ompa sy fanalambaràka amin'ny zavatra tsy marina, (amiko karazaba harcèlement moral lay izy), izay no antony nahavoafafa ny dinika iray iny

manaraka mbola nampiditra sary teto ihany koa izy sariko miaraka ankizy namana hafa!
ho fiantsiana ady fotsiny no nampidirany ny sary teto, tsy miera amin'ny tompon'ny sary akory izy amin'izany, dia jereo amin'izany, anjely be mintsy ve i zama91 amini'zany???
Nofafaina ilay dinika fa tsy nekeko ny hanokafana dinika ho fiantsiana ady miaraka amin'ny sarin'olona

Ny anareo kosa aloha dia talentany io mampiasa sarin'olona à gauche sy à doite io e!
36. andrywui ( 07/09/2010 08:26)
aok'izay ary ity resaka ty ry ssendra a ! avelao hidaboka any amin'izay ! - fa misy tsetsatsetsa tsy aritra kely ity mba anotaniako an'i ssendra : fa maninona zah no no-bloqué nao tsy ho amies nao tsony ao amin'ny Facebook ? f'angah mo isika niady ? nifanazava resaka fotsiny anie e !! hon hon hon avereno amies ah fa tsy mety zany e hin hin hin .... FIN
37. ouioui ( 08/09/2010 22:57)
Oayyyyyyyyyyyyy!!!!! tena mbola nitohy tato nga le resabé saka a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]
38. andrywui ( 09/09/2010 09:11)
mbola gidragidra be tato ee !! ... fa elah io koa mo taiza e !!?? ....zah zao tena nataon'i ssendra nahamay be tato le .... fa "tantara taloha" letsy iny de aleo ho any fa efa vita teo a !..... efa FIN fa raha mbola mitohy eo de lasa zavatr hafa ndray no hiafarany a !!! aleo asiana hira kely hamaranana azy sady omena an'i ssendra ty hira ty , atolotra ho fahatsiarovana an'ity "geurre serasera2010" ity fa tsy hisy tsony !!...

39. ssendra ( 09/09/2010 09:56)

merci andrywui am lay hira e!
40. ssendra ( 09/09/2010 10:49)
misaotra am lay hira e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0487