Misy 1000 bornes koa ao amin'ny karajia
41. andrywui
(
09/09/2010 13:16)
ok ssendra ! ajouté-o amies amzay ary ah e ( ao amn fb ) ... hihihihihi
42. ouioui
(
12/09/2010 20:51)
De pasio aty ndray bainn zay kôzy hitan'elah any klé, araka ny fomba ihany é[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
43. cyril
(
14/09/2010 07:55)
salut ouioui ...
mbola misy raha tsy milamina any ambadika any fa mitohy foana hono ny tantara fa misy maratra be ao de tsy manaiky lembenana !
- ny vahaolana de famoahan'i sefo an'ilay raikalahy iry ny fatotra nataony taminy de mety hilammm ny raharaha , fa raha tsy zay de misy guerre fraide any ho any ! ... tsisy bandy manaiky petsa amin'ny tsinapà zany ony fa avereno ny fahafahan'ny olona ry sefo hery de mlammm ny tanana efa mandry tsy lavo loha ty zany a !!ny fahendren'ny hery no andrasana

44. ouioui
(
16/09/2010 00:31)
slt cyril,
Hay ve zany vao maika namoha fota-mandry ny adin-drahery raha mbalo lonilony sy gidraka tsisy farany any ho any é , koa tsy tomany lava zay ny an-dramatoa??[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/fillepleurs.gif[/IMG]
Asio vahaolana zany bainn fa efa nitsabaka t@ le afera ihany rahery [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]

45. mirananirina
(
17/09/2010 07:52)
Zaranareo aza ny IP fotsiny no voasakana eto,fa tsy ny internet nareo no sakanan'ny fanjakana Français,tsy mahazo mampiditra intsony na aiza na aiza(eny @ cyber sisa)!Fa voarara na aiza na aiza ny misandoka sarin'olona na anaran'olona.Ka tandremo ny @ sisa.Ary io fantatra foana rehefa enjehina na aiza no manao io na aiza.
46. andrywui
(
17/09/2010 09:02)
-- hon hon hon !... inona ndray no mampanahy be an'i Mirananirina otran'io ? tsisy manapetsa anao eo Madame fa aza mataoatra a! ..enao anie akamany hatramzay e ! - hiihihih le eo ambody avion ve ?? hin hin hin hin....
47. cyril
(
17/09/2010 12:01)
... sa la manao compilé fotsy ? sa le manao volamena beeuuuu.... her her her her laingako zany eeee