Momba ny serasera.org

hery ( 07/06/2010 16:16)
Nandritra ny fanatsaràna ny dinika serasera.org dia ninia tsy nikitikitika mpikambana mihitsy izahay mba hahitana ny olana mety misy ara-teknika. Efa hita fa mandeha amin'ny ankapobeny ny takelaka ko... tohiny
novalian'i xxxw ny 13/06/2010 11:59
gasy.info ( 02/06/2010 09:06)
Miarahaba, Rehefa te-hiditra ao @ takelaka.org aho dia miseho ny hafatra hoe: [i]Fatal error: Cannot redeclare class soapclient in /home/takelaka/public_html/library/classes/nusoap/lib/nusoap.php on ... tohiny
novalian'i hery ny 19/01/2012 08:00
simplex ( 01/06/2010 12:44)
sali, Otran'ny misy olana ny rvg fp apps. Merci.... tohiny
novalian'i hery ny 01/06/2010 17:57
soanja ( 29/05/2010 13:22)
Miala tsiny indrindra raha mety hanahirana ny hevitro. Fa mahatsapa aho fa tsy rariny raha niseho ny xxx satria ireo namana ireo dia nanana tokoa ny zony hanao ny xxx saingy dia amin'izao toa lasa mis... tohiny
terrywui ( 28/05/2010 20:46)
otran'ny tsy pratika tsara oa le famaliana anle dinka fa sao de tokony hazavaina kely za alou tena misangojy be e !ndraindray lasa roa le dinika lasa ! ndraindray mifangaro lasa ny dinikako sy le anla... tohiny
hery ( 28/05/2010 10:15)
Araka ny hitantsika dia nohavaozina ity takelaka ity. Fanavaozana anatiny goavana ihany no natao satria ny milina ampiasaina mihitsy no nosoloina. [b]Inona ny zava-baovao?[/b] [list] [*] Tsy misy din... tohiny
novalian'i hery ny 04/06/2010 11:09
bor2lais ( 28/05/2010 08:10)
Misaotra ny admin nanome endrika vao² ity sehatra ity ! Misy fanamarihana kely fotsiny : toa pejy 1 ihany isaky ny lohateny no azo vakina (fa tsy izy rehetra), izany hoe tsy misokatra daholo ny v... tohiny
novalian'i hery ny 01/06/2010 06:53
soanja ( 28/05/2010 07:33)
Handramatra ve sa hitrongy? ... tohiny
novalian'i hery ny 30/05/2010 20:23
hery ( 26/05/2010 06:58)
Mifindra tsikelikely any amin'ny site namana ny dinika manokana. Amin'izao dia misy hoe Vondrona ao amin'ny namana dia ao anatin'ireny no mandeha ny dinika manokana. Ohatra: - Resak'olon-dehibe h... tohiny
Djhamhal ( 18/05/2010 12:20)
misy fanontaniana kely ity mitodika any @ admi : za te hilalao eseky , mbola handalina fa tsy tena mahay nefa tsy mety misokatra miitsy ilay izy ; dia inona no ataoko ?? - msy lalao malagasy hafa ve ... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 21/05/2010 06:30
AndriambyII ( 02/05/2010 23:28)
SOS
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2010 23:28
tsimatimanota ( 29/04/2010 12:42)
orange madagascar ne fait qu'arnaquer les consommateurs avec leurs produits qui ne marchent meme pas orange facture les malgaches à 3 fois plus cher que la normale en piegeant avec 01 an d'abonneme... tohiny
maeva74 ( 28/04/2010 23:53)
Misaotra ireo namana serasera e!! Mahafinaritra be daholo ianareo, misaotra an´i Hery koa fa tena nahitana soa ity sehatra ity!!! (l) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/06/2010 06:43
Mirananirina ( 02/04/2010 08:32)
miangavy anareo admin mba hanala ny sariko ao aminy saritava azafady indrindra,(manao akanjo mainty)fa misy mampiasa izy io na eto na aminy msn na yahoo, misaotra mialoha... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2010 22:46
simplex ( 27/03/2010 18:39)
tsy haiko ity na ny anah irery na ahoana fa isaky ny mi-edit lahatsoratra ah dia rehefa mi-sauver dia ovain'lery wazy ny date de publication. soit mihemotra genre @ Avril zany, soit mandroso aloh... tohiny
novalian'i sitlo ny 15/04/2010 17:47
xxx ( 08/03/2010 07:51)
Tsy izany fa ohatry ny efa elaela ihany izay no tsy nahitana an'i [i]ravatorano[/i] plus connu sous le nom de [i]ravao torana[/i] teto ka mba manontany vaovao ho an'izay mahalala e??? Misaotra! ... tohiny
novalian'i hery ny 31/05/2010 13:11
xxx ( 23/02/2010 14:36)
"tais-toi et mange" io no slogan vaovao navoakan'ing. hery tao aorinan'ny fandalovany taty France. Ka hitako hoe maha-be inspiraka angamba lé mandalo aty satria raha tadidintsika dia i prezida sark... tohiny
novalian'i zama92 ny 15/04/2010 07:14
hery ( 27/01/2010 07:57)
Tafiditra ao amin'ny karajia daholo ve? Jereo fa misy fomba 3 fidirana ao amin'ny http://karajia.org Ho an'izay mampiasa script dia mila ovaina Host: irc.serasera.org POrt: 6667 na Hos... tohiny
novalian'i ideas ny 17/02/2011 05:52
farihy ( 23/01/2010 14:32)
Miharahaba . Rehefa miditra ato @ forum dia mahita hoe : hafatra vaovao 25. Dia lasa nijery tary @ vavahady hono ny tenanay, saingy tsy nisy hafatra hita knou! Matetika io no miseho. Misaotra tompo... tohiny
novalian'i farihy ny 27/01/2010 19:06
ANARIM ( 19/01/2010 08:40)
bjr daholo! tsy haiko na ny ordi ampiasaiko no manondrana na ahoana fa teo amin'ny pejy voalohany ihany no nisoratra teo anilan'ny sary rehetra ny solonanaran'ilay eo amin'ny sary, dia nony pejy mana... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/06/2010 06:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5448