lalao serasera

1. Djhamhal ( 18/05/2010 12:20)
misy fanontaniana kely ity mitodika any @ admi :
za te hilalao eseky , mbola handalina fa tsy tena mahay nefa tsy mety misokatra miitsy ilay izy ; dia inona no ataoko ?? - msy lalao malagasy hafa ve ao anatiny ao oh oe: fanorona , na katro , sns ... mirary soa é!
novalian'i Djhamhal ny 21/05/2010 06:30
2. sipagasy ( 18/05/2010 17:22)
ngamba mila mpilalao 2 fara faha keliny vao mety ilay fanorona kouhhhh, sa diso aho??,
3. Djhamhal ( 19/05/2010 10:30)
ngamba mila mpilalao 2 fara faha keliny vao mety ilay fanorona kouhhhh, sa diso aho??,

ka za ngeh wa tsy mety mahasokatra ilay lalao miitsy é!
4. hery ( 19/05/2010 15:22)
Mbola amboarina kely io takelaka io fa tsy tafa.

Hery
5. Djhamhal ( 21/05/2010 06:30)
m'sôtra ra Hery â! fa mba ilazao ihany zahay refa vita sômatsara é! ny angatahiko dia ny lalao fanorona raha mety ! maztoa é!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1171