Liste des messages
Liste des messages, inserés par Djhamhal, par ordre de date
djhamhal
(
01/04/2014 04:56)
Bitro
Miarahaba antsika rehetra ! inona kay no anarana azo hilazana ny bitro amin ny fitenim -paritra rehetra izay misy eto madagasikara ? dia misaotra mialoha
...
suite
répondu par sitlo le 04/09/2014 21:40
Djhamhal
(
11/04/2012 05:27)
Fa maninona no fafana fôna ny sariko é!
bjr daôlo ! fa inona kay no antony hamafan ' i Ralay ny sariko ! nefa mino aho fa hita ao ny endriko ! tsy mamoa fady ny sariko ! tsy azoko ??? mba afaka manazava ve ny tomponandraikitra ??? misaotra...
suite
répondu par andrywui le 15/04/2012 19:56
Djhamhal
(
19/03/2012 08:01)
Serasera
Miarahaba antsika rehetra !
Efa ela ihany ny tenako no tsy teto ny antony moa dia tsy dia tsy miankina amin ny serasera velively akory fa antony manokana . Ka misy soso kevitra na fanatsarana kely ato...
suite
répondu par andrywui le 15/04/2012 19:59
Djhamhal
(
10/05/2011 10:49)
Djhamhal Ihany é!
Miarahaba antsika rehetra ! ary ny vaovao ho lazaiko dia ny tohin'ilay dinika teto 9 volana lasa izay ! toa tsy tadidy tsotry zany ô ! (efa ela be lôtra kou !) ka zao é! t@ zay le we inona no atao ...
suite
répondu par ledala le 24/05/2011 22:55
Djhamhal
(
07/02/2011 10:05)
Ilay valiny
slt dôlo ! efa natsidiko tery @ antson'ny fo tery ambony ny antony tsy naha teto ahy ! fa mandalo kely aloha zao ! tadididnareo ve ilay lahatsoratra nosokafako we [b]vavy kely [/b] ??? dia inona hoy ...
suite
répondu par 3188 le 10/02/2011 17:35
Djhamhal
(
07/02/2011 09:56)
Efa ela ô!
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona ! dia mirary fahombiazana sy fahasalamana ho antsika rehetra anie ity taona ity !
efa ela ihany ny tenako no tsy dia niditra teto ! tsy hoe nanadino akory san...
suite
répondu par soanja le 07/02/2011 21:08
Djhamhal
(
15/06/2010 06:48)
toaka !
ny zava-pisotro misy alikaola rehetra ve dia azo sokajiana ho toaka avokoa ?? misy fitenin'ny olona mantsy rehefa mahita olona iray mamo ka misy fofona alikaola kely ilay olona dioa oe : mamom'ny toak...
suite
répondu par soanja le 17/06/2010 11:34
Djhamhal
(
08/06/2010 07:33)
vavy kely !!!
mba afaka manome torohevitra tsotsotra ve nareo raha te hiteraka vavy ?? raha mety dia natoraly fa tsy fanafody !! misaotra mialoha !!...
suite
répondu par AndriambyII le 02/07/2010 13:25
Djhamhal
(
08/06/2010 05:59)
Fananganan-tsaina !
Mahatsikaritra ihany aho fa toa miha vitsy ny olona manangana saina noho ny fahatongavan'ny fetin'ny 26 jiona !! fa maninona kay ?? raha izaho aloha dia manentana ny olona hatrany hanangana saina !!...
suite
répondu par Ratoa le 16/06/2010 11:55
Djhamhal
(
18/05/2010 12:20)
lalao serasera
misy fanontaniana kely ity mitodika any @ admi :
za te hilalao eseky , mbola handalina fa tsy tena mahay nefa tsy mety misokatra miitsy ilay izy ; dia inona no ataoko ?? - msy lalao malagasy hafa ve ...
suite
répondu par Djhamhal le 21/05/2010 06:30
Djhamhal
(
18/05/2010 06:49)
Vady sy ny havana !!
Misy fitenin-tsika malagasy manao hoe: Tiana ny vady fa ny havana tsy azo ariana ! nefa misy koa ny hoe: Vitam-bady tsy vitan-kavana ! aôna ny fandraisanareo an'io ???...
suite
répondu par xxxy le 13/08/2010 17:41
Djhamhal
(
28/04/2010 07:42)
Bekobay !!
Nisy fotoana no tsy naha teto ahy fa namita iraka tany @ faritra boeny II iny Bekobay!!,lalana 46 km mivily eo ambovondramanesy(mankany mahajanga) no misy azy ity ary mitohy hatrany mahajamba ! ny vol...
suite
répondu par fijo le 17/07/2010 19:15
Djhamhal
(
12/03/2010 11:55)
fitsaharana !!
ny pasitera ny mopera ny presbitera , sy izay mpitarika fiangonana ! ny fanontaniako dia oe : miasa ve izy ireny ?? zany oe miasa @ fiangonana ve izy ireny ?? nefa aôna moa zany no andro tokony hit...
suite
répondu par fijo le 18/03/2010 21:59
Djhamhal
(
07/03/2010 16:55)
sôsy bechamel!
inona avy kay ny fangaronjavatra ilaina raha hanao béchamel ! zany oe ta hanao entrée chaude zany za oh we : crépe a la béchamel ! salé le izy !
misy afaka manome idéé koa ve ny ¨@ zay met...
suite
répondu par gasyassas le 18/04/2013 16:45
Djhamhal
(
24/02/2010 10:50)
tsisy lohany ve?
gaga za @ reto mouvence madagascar reto we inona no mbola endrasana tsy hanamboarana n\'lé kely io ! ela lôtra be kenokenona !ny vahoaka efa kenda! fatra-pandala loatra ny ara-dalana dia lasan\'ny t...
suite
répondu par fijo le 24/02/2010 22:20
Djhamhal
(
12/02/2010 10:52)
zandary!
nahavariana ahy omaly tamin'ny fahita lavitra ny fomba fiteny na manamboninahitra iray tao am'tobin'ny zandary nanao hoe: izahay (na izaho ) dia anisan'ny nametraka izao fitondrana izao !! mahavariana...
suite
répondu par fijo le 17/02/2010 20:56
Djhamhal
(
08/02/2010 07:28)
Radio!
henoko tamin'ny radio izy ty:
-lehilahy N:2010
-lehilahy 40 taona ;tsy manambady; tsy mifoka sigara;tsy misotro tôka;tsy mijangajanga; tsy mihinana paraky ; tsy miloka; tsy mandainga; tia filaminan...
suite
répondu par xxx le 16/02/2010 22:19
Djhamhal
(
10/12/2009 11:37)
S.O.S
Mbola tsy mitsahatra ny mampaneno lakolosy fanairana eto ihany aho ary miangavy antanandroa ny mpanao politika sy ireo tomponandraikitra amin'zao krizy izao ! inona re ny vaha olana arosonareo fa mija...
suite
répondu par xxxw le 10/12/2009 17:59
Djhamhal
(
03/12/2009 12:46)
inona marina no tanjona é!
Tsy dia mpanokatra dinika eto loatra aho fa amin'zao toe-draharaha eto amin'ny firenena izao dia tsy mety ny feon'ny fieritreretako raha tsy hanoratra kely aho ! ny antso avo ataoko dia ny famahana ny...
suite
répondu par fijo le 03/12/2009 20:38
Djhamhal
(
26/11/2009 07:56)
Mankaleo be !
tena mankaleo be sy mahasorena miitsy ny afitsok'ireo mpivarotra amorondalana eo behoririka ! ary indrindra ny embouteillage aterany satria dia hatrany tsaralalana d' efa mitohana ! aiza ny mpiasan'ny...
suite
répondu par jarifa le 05/01/2010 07:37
