Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Bitro
1. djhamhal
( 01/04/2014 04:56)
Miarahaba antsika rehetra ! inona kay no anarana azo hilazana ny bitro amin ny fitenim -paritra rehetra izay misy eto madagasikara ? dia misaotra mialoha
Répondre
répondu par
sitlo
le
04/09/2014 21:40
2. sitlo
( 04/09/2014 21:40)
Fa angaha moa tsy hoe ilay teny anglisy
rabbit
no nalain'ny gasy dia nataony hoe
rabitro
, dia farany lasa
bitro
?
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1244