S.O.S

1. Djhamhal ( 10/12/2009 11:37)
Mbola tsy mitsahatra ny mampaneno lakolosy fanairana eto ihany aho ary miangavy antanandroa ny mpanao politika sy ireo tomponandraikitra amin'zao krizy izao ! inona re ny vaha olana arosonareo fa mijaly ary tena mijaly tanteraka anie reto vahoaka é! ary indrindra ny any ambanivolo lavitra any ange rey olona ka tena misy ny tena fara hidiny sy mahonena miitsy é! ary koa ato anatin'ny fotoanan'ny maitso ahitra sika zao ! miangavy re ! fa sao dia hitroatra ny kibo noana sy ny tsy manankialofana ary ny very asa ! ary tsy ho voatazonareo;sy tsy ho voatambitambinareo intsony ireo rehefa feno ny kapôka mangidy izay nampisotroinareo azy ! misaotra mialoha tompoko!!!
novalian'i xxxw ny 10/12/2009 17:59
2. naritsymba ( 10/12/2009 14:03)
kalack ,lance rokety , baramina,tavoangy , vilany , vato , salohy , glita , jejovoatavo,4X4, hanao baolina sa tsy hanao fa may ny olona e, ampoahy any refa tsy hanao raha zama a!!!
3. xxxw ( 10/12/2009 17:59)
Ampidiro @ zay ny SADEC hikombaka raha tsy hilamina ihany :roll: :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.141