zandary!

1. Djhamhal ( 12/02/2010 10:52)
nahavariana ahy omaly tamin'ny fahita lavitra ny fomba fiteny na manamboninahitra iray tao am'tobin'ny zandary nanao hoe: izahay (na izaho ) dia anisan'ny nametraka izao fitondrana izao !! mahavariana !
répondu par fijo le 17/02/2010 20:56
2. ifiona ( 12/02/2010 11:23)
gravy a! efa tsy tahotra tsy henatra mihitsy lé zandary, fiers d'avoir désobéi, fiers de trahir le pays...

tsy mba hoe zavatra mahasoa akory no maha bezesta azy fa zavatra ratsy dia ratsy...

zao ilay atao hoe lohan'alika e!
3. AndriambyII ( 12/02/2010 11:23)
Mba tsy hanan-tsiny eo @ fiarahamonina ouzz dé aleo tsourna mélou fa tsimbotry niaraka ihany ka hadrisa vao hifanary !! :lol: :lol:
4. dangytsmaty ( 12/02/2010 12:31)
ny mahagaga ahy de zao vola adala-tompo hono le izy nefa anie de takiana ndray zao é! hihihi; @zay ndry le action zay tsy fantatra ny fahamarinany tsy vita akory, milaza ho tia tanin-drazana nefa jereo ty ataon-dry zalahy. Azy marina ny basy de izy no miteny! Fa zah kosa miheritreritra fa mety avo roa heny noho ireny no nomen'i Zandry kely ireo zany de zay no nivadihany an! Raha zao fandehanjavatra zao mantsy de tsy misy zany miaramila tia tanindrazana zany eto, zay manam-bola no tohanana. Mbola ho ela vao ho tafita tsika raha tsy hoe @ 2012 ny farany!(tsisy an-zany 2012 zany sô mino eo an!)
5. fijo ( 12/02/2010 21:04)
matim bola sisa ny tafika,fa tsy misy izany tanindrazana izany eo
6. tafohasina ( 12/02/2010 21:39)
Ka tsy azoko anie e! Ka i Ra8 ve zany hoa no nanome vola nyzandary sy ny miaramia hikomy aminy? Zay ve zany no izy satria le sefodeba teo tô nilaza fa nametraka ny fitondrana @ toerany de avy taiza le sôsy? Sa zany no antsoina hoe Pôlitika? :roll: :roll: :roll: Iza ary no tena Mpanonganmpanjakana e? Ra8 ve no nanongana ny sezany de narahan'i Andry t@ tanque sy ny calaque, :-D :-D :-D
7. yonikafopl ( 12/02/2010 22:17)
tafohasina, aleo himehezana kalou hihihihiih
Ka i lavasanga nge hono tsy nanongam-panjakana eee, de donky mety marina ny eritreritrao we i ra8 no nanongana ny tenany hihihihiihi
osssyyyaaaaaaa eeeeeeeeeeeeee
8. milamm ( 13/02/2010 02:17)
lainga narivo tototra iny nahelin'ny akoho tokan'anaka ...
zany eo ihany fa tsara arovana ajoro ho anisany porofo sy vavolombelona koa le zandary iny eo anatrehany fitsarana faratampony iraisampirenena momba ny zon'olombelona @ ty raharaha 2009 tsy,ra tsy efa voagadra na najedaky ekipany sarla,lylison :oops:
9. pikajunior ( 14/02/2010 10:32)
gal bruno razafindrakoto,sy gal zafera ihany anie io manao aferafeza io e,i zafera moa dia na ny anarany aza dia efa midika fa mpanao afera i zafera,ary ny mampihomehy dia t@ andron'i ra8 dia mbola colonel i bruno ary zafera no lehibeny ,izao anefa nivadika ny rasa lasa i bruno indray no mikomande an'i zafera no sady efa samy gal daholo.Lasa nisy ady seza hatrany @ resaka herarchie militaire izy ity ,aiza ny saction an'ireo Gal roa reo ry FAT an ,nanao fanambarana tsy nahazo fahazoan dalana :^) :^) :^)
10. terrywui ( 14/02/2010 12:13)
gravy a! efa tsy tahotra tsy henatra mihitsy lé zandary, fiers d'avoir désobéi, fiers de trahir le pays...

tsy mba hoe zavatra mahasoa akory no maha bezesta azy fa zavatra ratsy dia ratsy...

zao ilay atao hoe lohan'alika e!
moramora iany ty vava r'ifiona fa aza mitenten foana entimpo be eo ndry aaaa!!!! ny zavapanaon'i dadanareo iany anie no averina aminy de zao no niafarany ee!! izy no mpanao an'io :-D :-D :-D :-D
11. ifiona ( 14/02/2010 12:25)
fa zany eo ihany fa mafatifaty kely less ty zanak'elah ty ry wiwi :-D :-D :-D
12. terrywui ( 16/02/2010 13:31)
fa zany eo ihany fa mafatifaty kely less ty zanak'elah ty ry wiwi
zanatsika hoe..! lazaio eto ny marina ary ee!! aleo ndray izy apetraka any amindry fa tsy afaka mirozy mitsy ny bandy ee!! alaiko izy amin'ny WE..!! sa hamboatra vaovao iray hafa ndray ve ???? hin hin hon hon hin hon hon hon :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. ifiona ( 16/02/2010 16:21)
chuuuuut ry wiwi fa matin'i MRifiona eto tsika

:roll: :roll: :roll: 8O :) :?
14. fijo ( 17/02/2010 20:56)
hihihih nareo lehiretsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0941