tsisy lohany ve?
1. Djhamhal
(
24/02/2010 10:50)
gaga za @ reto mouvence madagascar reto we inona no mbola endrasana tsy hanamboarana n\'lé kely io ! ela lôtra be kenokenona !ny vahoaka efa kenda! fatra-pandala loatra ny ara-dalana dia lasan\'ny totozy ny hena fa lé saka mbola miandry ny ara-drariny sy ny ara-dalana eo fôna !sa ny biby tsisy lohany tsy mandeha ?
miaritra; miaritra mafy ; mijaly tsara !!!!
miaritra; miaritra mafy ; mijaly tsara !!!!
novalian'i fijo ny 24/02/2010 22:20
2. terrywui
(
24/02/2010 11:32)
Ka mbola miandry ronono antavy ho aterin'ny dada vao afa-mietsika fa mbola savolaina daholo ny tena amle miaritra hain'andro sy orana eo amin'ny Magro lava eo ry djamahal a!! :roll: :} :oops: :oops: :oops:
3. pikatti
(
24/02/2010 16:29)
ela lôtra be kenokenona !ny vahoaka efa kenda! fatra-pandala loatra ny ara-dalana dia lasan'ny totozy ny hena fa lé saka mbola miandry ny ara-drariny sy ny ara-dalana eo fôna
Zavatra fikaben'ny tgv anie leisy io mampitarazoka raharaha io e, tiany hampijaliana ny vahoaka, saingy tsy manan-tsafidy koa moa lery fa tapaka daholo koa ny vola de io miziriry io sisa no paika
Ny olana dia ity,mifototra any aminy daholo ny hatezeran'ny vahoaka sy ny firenena rehetra dia miandry ny olona hanongana na ny mouvances hanongana azy izy de tairina vavabasy @ zay saingy tsy misy olona latsaka ao anaty le fandrika, fa hoe aleo izy hifampitana @ GIC
