Ilay valiny

1. Djhamhal ( 07/02/2011 10:05)
slt dôlo ! efa natsidiko tery @ antson'ny fo tery ambony ny antony tsy naha teto ahy ! fa mandalo kely aloha zao ! tadididnareo ve ilay lahatsoratra nosokafako we vavy kely ??? dia inona hoy nareo ny tohiny ???? .......... afaka 03 volana omeko anareo ny valiny hi hi hi hi !!!!!!!! maz'toa be daholo ary é !!!!
mbola misy tohiny io an !!!!
novalian'i 3188 ny 10/02/2011 17:35
2. mirananirina ( 07/02/2011 10:17)
Slt Djhamhal,afaka 3 volana :) miandry ny tohiny izahay
3. 3188 ( 10/02/2011 17:35)
zah efa mba liana ery kay mbola afaka telovolana tampoka indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1685